FIFANARAHANA MALOTO EO AMIN'I RAJOELINA & FRANTSAY NY FIANTSIANA ADY ATAO @ NOSY COMORES

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 24 ноя 2024

Комментарии • 29

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 20 дней назад +11

    Afabaraka Rajoel
    mianakavy .

  • @KaranneRaïz-p3u
    @KaranneRaïz-p3u 6 дней назад

    Merci

  • @shakuruabdu4478
    @shakuruabdu4478 15 дней назад +1

    Efa enina taona izay nakaton'i ministre ny raharaham-bahiny malagasy ny CONSULAT tany Comores. Dia izao tsy manana masoiviho ny malagasy. Ny Comores anie manana AMBASSADE FENO EEEE

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 15 дней назад +1

    Hihihi zao rehefa mievotrevotra foana k !!!

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k 15 дней назад +1

    Fitaka fona io ooo anareo Malagasy mora fitahina satria io volamena io efa vita resaka n'y Andry Rajoelina s'y président de Comores mody sary miady ireo nefa efa misy resaka entre français s'y ireo roa io ka n'y volamena tong de lasa any France fona fa mody sary miady eo ireo ka very anareo Malagasy

  • @HuguesSYLVAIN
    @HuguesSYLVAIN 20 дней назад +2

    🤫 Ny solution tsotra, la guerre ! 💪

  • @nicolasrazafimandimby8301
    @nicolasrazafimandimby8301 20 дней назад +4

    Manabarak firenena mitsy ty tgv ty

  • @AiméPhilibertRANDRIANANTENAINA
    @AiméPhilibertRANDRIANANTENAINA 13 дней назад

    Sarotra

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 20 дней назад +10

    Mafia mianakavy ..tsy manjary maty .

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 20 дней назад +6

    Ampindrana vola an ny Comore madagascar
    Kkkkkkk

  • @shakuruabdu4478
    @shakuruabdu4478 15 дней назад +1

    Tsy hoe "ny tsy fampidirana komoriana eto Madagasikara" ihany. Na ireo malagasy koa anie tsy navela niditra ny tanindrazany.

  • @PierreRambolarijaona-cw3sd
    @PierreRambolarijaona-cw3sd 21 день назад +1

    Raha ny tena marina dia hafetsen-dratsy izany fampidirana "département" frantsay hafa ao @ COI izany e! Izany hoe hanana "voie" 2 izany i Frantsa ao @ COI (La Réunion sy Mayotte). Marina fa "unanimité" ny fitsipika, saingy any @ fifandresen-dahatra dia efa manana ekipa 2 mitondra ny heviny anie izany izy e! Mampalahelo raha ho tafitany io tetik'ady io an!

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 20 дней назад +1

    Marina teny président Ravalomanana.
    Hadosony be mihitsy io sao mako hahatonga grève Otra n Iranian s Israel eo

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 20 дней назад +2

    Tokony asorigny agny olo tsy manjary kara ty fa mampahatra
    Madagascar fo .Zarzarainy amin;ny le monde entier fanagnatsika ndrefa atsika ampahatrany.
    Mampa tiagnasaha

  • @SimonBRAHUM
    @SimonBRAHUM 20 дней назад +1

    Mahay miresaka daholo izay tsy nahomby raha rehetra reo e!

  • @mariyammariyam7785
    @mariyammariyam7785 20 дней назад

    Anao Madame mba aza mandainga nare mampiady biby riretoa tss marigny raha lazainareo retow

  • @AndriantsoaRamamonjy
    @AndriantsoaRamamonjy 21 день назад +1

    Manipulation
    Ahoana Serge a
    Sasan'angy samy hafa ihany
    Misy ny problème volamena fa tsu guerre de communication

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 20 дней назад

    Ravalomanana koa pareil

  • @marieangelerasoamanalina4497
    @marieangelerasoamanalina4497 21 день назад +2

    Mikapokapoka nareo be fialonana tsy mampandroso sady mampalahelo ny toetsanao ramatoa ty mahaza miaina sao anenena

  • @joser.3370
    @joser.3370 21 день назад +5

    Mba fanontaniana kely presidend ravalomanana?misy diso tsipelina kely?fa naninona tam fitondranao tsy azo ?ny île separse?

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 20 дней назад +1

    Dictatures ravalomanana

  • @mariyammariyam7785
    @mariyammariyam7785 20 дней назад

    Ravalomanana ty afa mirediredy kose alahelonkanina te fa ts tafa nare oooo afody vava ts Mila ny olo afa te zahay behozatra koa tokony miditreo hely jerena

  • @abadousamoelmaulerlaingoha1578
    @abadousamoelmaulerlaingoha1578 20 дней назад +1

    La Réunion, Mayotte hataony poids ao @ COI , Rajoelina koa vazaha dia hahazo vahana Lafrantsa ...ao @ ranomasimbe Indiana .

  • @JeanRandriamarojaona
    @JeanRandriamarojaona 20 дней назад +2

    mitombina daolo ny voalazanareo. fa toa mijanona hatreo amni ''constat, analyse'' fotsiny. efa iaraha mahita ny tsy fahombiazana, ny kitoatoa, ny fandrobana harem pirenena, ny fampahantrana vahoaka, sy ny sisa...in ndray no fait flagrant mihoatra ny '' romy voos'', ny resaka mpitondra '' vazah'', ny delestage, ny rano tsy misy ??? toa lany andro manao analyse isika fa in le action ??? lasa otrani oe diversion indray mantsy le izy !!!

  • @HuguesSYLVAIN
    @HuguesSYLVAIN 21 день назад +1

    🤫 Stop tabataba ! Problèmes tsy mety vita. Ataova la guerre, un point c'est tout. En avant jiaby ! 💀

    • @josephinerasoarimalal2979
      @josephinerasoarimalal2979 20 дней назад +1

      Ka tsy efa en avant hatramizay moa ireo mitabatata ireo fa tsy mahasarika vahoaka Leo ny fanaovana politika maloto ny vahoaka atao tohatra fangalana seza fotsiny dia eo raisina ny olona , mitabatata eo foana fa mahay mijanona ho azy rhf reraka sy fotsy rora eo

    • @Smymahl
      @Smymahl 20 дней назад

      Mihoatra lavitra b an i Madagascar i comres d Inn mo zany no ataony ireo commoriens bdb AO Madagascar AO???
      D i Ravalo ko MBA miteny 😂 anefa tsy nahazo îles éparses , boriborintany 6 no aorina juste tanà d mampiakapeo fona mitady seza daholo d aza b resaka o! N'y zanako no milatsaka ko enao no hita Etsy s'y eroa 😅

    • @RadioBetonArmeeSAVA
      @RadioBetonArmeeSAVA 20 дней назад +3

      N
      y manampahefana mitondra mihitsy no mamotiky ity Firenena MadagasikarA ity