Ny zavamisy dia mitotongana ny fiainan'ny malagasy, tsy manana vahaolana ny fitondrana, mazava ho azy fa tsy hisy vahaolana satria vazaha no mitondra eto
Hevitra tena tsara mintsy lay hoe sokafana ny sehatry ny angovo. Aleo mintsy mba hisy concurence amzay ty resaka sehatrin'ny jiro sy rano ity . Tsy maintsy ho tsara ho an'ny vahoaka ny vokatr'izany. manana safidy tsara ny vahoaka amzay manko.
RALAISEHENO GUY MAXIME, tokony n’dona tam reto mpilelaka rajoelina reto
Hita ho'aho. Izay no tsy ijereko an'ity tv plus ity intsony. Tsy interessant intsony mihitsy ny débats t visés an'ireto.
AMBANY BE ILAY NIVEAU NY DON NDRESAKA
Tena efa mankaleo n'y mijery an ireto roa lahy ireto,tena ianareo ao @TvPlus mihitsy no fototra
Nareo ve tsy mahita olo hafa raha tsy ireto mpisolelaka ireto . Nareo ao amin tvplus mpisolelaka iaby .mpitandro filaminana mpisolelaka
Verijery Gendarme t'y, tsy mb itany ve jialiby mianjady amny vahoaka t'y,
Mbola manao resak'e foana ry Gista kely ( augustin). Tapitra noteteziny ny Fitondrana (Ministres , Directeur projets présidentiels sns..Dia manome hevitra tampoka tokony ho privatiser-na ny Jirama = dikany dia tsy hanao ny fanjakana fa mapandry hadrisa....🤔
Mba asio solo tenan ny vahoaka momba vidim piainna , tvplus ny filoha tokony iala avy aminy aby rehetra izy baiko
Privatise agny jirama iô fa be loatra vola fenoiny fanjakana, volambahoaka erany Madagascar io,nefa 15% Malagasy misitraka jirama zany
@Abraham &Sibella
Mba itondray vahiny teknisiana aminy manaraka. Misaotra
Be resaka reto olona reto.
Ny zavamisy dia mitotongana ny fiainan'ny malagasy, tsy manana vahaolana ny fitondrana, mazava ho azy fa tsy hisy vahaolana satria vazaha no mitondra eto
Hevitra tena tsara mintsy lay hoe sokafana ny sehatry ny angovo. Aleo mintsy mba hisy concurence amzay ty resaka sehatrin'ny jiro sy rano ity . Tsy maintsy ho tsara ho an'ny vahoaka ny vokatr'izany. manana safidy tsara ny vahoaka amzay manko.
Le dondreska k otran we efa misy couleur Orange zany
mankaleo hôtrni TVplus : reto maimbo vava amin'ny fisolelafana reto fôna no omena micro! vô nahita ny tavany za de nizap fa manirikiry
Normal raha higafy ry zalaha ry Député ah ny lehibeny karamaina ohatrinona dia ry zalah ohatrinona
Ts Madagascar ihany no iharan' réchauffement climatique fa aza miala bala eo ianareo e...n'a ts ampy fahaizana n'y gasy n'a mangalatra s'y manodinkodina volambahôka
ekena fa vahoaka ihany koa ny mpitandro filaminana..... SAINGY EFA MILAMINA NY FIANAN'IREO, eny amin arabe fotsiny aza d'efa mitango isaky ny mandalo ny taxi brousse, akotran'ny efa karama be... MANANA ALEHA REHEFA SENDRA AN'IO KRIZY IO..... NY OLONA SADY TSY MISY VOLA, NO TSY MISY RANO, NO TSY MISY JIRO.... Ka aoka tsy ampitoviana izany. ATAOVY MITOVY AMIN'NY AN'NY VAHOAKA TSOTRA NY KARAMAN'IREO MPITANDRO FILAMINANA IREO AHITANA AN'IZANY. DIA IREO MPANAO POLITIKA MISEHO HO MANANA HEVITRA ANOHANANA FITONDRANA IREO EFA VOKY IREO EEEE.... AZA AMPITOVIANA AMIN'NY VAHOAKA TSOTRA.... THEORIE SY FAMPANANTENANA POAKATY DAHOLO NO MIAINGA ETO AN-TANANA EEE.... MANDAINGA FOTSINY.... SADY NOANA NO MANGETAHETA NO MAIZINA NY VAHOAKA AMIN'IZAO F'AZA AHODIKODINA NY RESAKA.
Anare mpitandrona filaminana mihitsy tsi manaja Tena, Lay ra nianarareo nazaonare fahefana io hotrany tss dikany