Grand merci anareo rene niterake ! Ato tegna andafe atoy mandoforoke avao nihoe antake tsi masakey te holy !! Le vazavoy naho i raketay ty antognonako naho avi ao raho
Misaotra retsy a! tsara loatra sady kanto nareo no mahay mihira ary maneho ny maha Malagasy antsika izay vao ny fihavinareo izay maha hafa kely antsika,manan-karena isika ary na manana ny fihaviany avy aza,misy FAKANA be iraisana mampihavaka antsika Malagasy.Manoroka anareo 3
magnifique ca c le sud formidable
Vous êtes magnifiques
Wonderful jam and best Tiharea line-up. 🎯
Amboasary, Ifotaky ❤️
Misaotse ry mpelasoa.💖
Bravo les filles,je suis très fière d'être Malgache 🌹
Merci les filles ,vous êtes d'une beauté inexplicable...et quel talent!!! gros bisous et merci pour le partage
Grand merci anareo rene niterake ! Ato tegna andafe atoy mandoforoke avao nihoe antake tsi masakey te holy !!
Le vazavoy naho i raketay ty antognonako naho avi ao raho
3 belles voix, 3 adorables jeunes femmes. Je vous adore.
Cet atmosphere rituel me ♠ le ♥...
merci les filles!
je vous adore!!!!♥♥♥
bravo. C est une merveille. Tres belle voix
J'apprécie les chants Antandroy c'est magnifique et puissant à la fois !
Fabuleux! Schade schade, wir sehen euch nicht mehr auf der Bühne.
J'adore simplement 🤗❣️❣️
Those women are such a beauty!!!!!!
Wow...mba soa rikiahe. Misaotse
mamoaha clip ngea fa soa
Manafinaritry Fa misaotry longo SOA be fitiava tanindraza tahianjanahary aby
😍😍😍😍😍🇲🇬 🔥 🔥 🔥 🔥
Faly miarahaba anareo tratra ny taona . Atandroy : Taranaka Jiosy . HiFaly, Hibebaka,Hifamela heloka, Ho salama ,Hamoa voa tsara "Injany! misy feon'ny miantso mafy any an-efitra hoe: « Amboary ny làlan'i Jehovah, ataovy mahitsy ny làlan-kalehany ».Hotahian'Andriamanitra hombam-pahasoavan'i Jesoa Tompo daholo.
no comment just like u
soa lahe eee
Tsara tarehy no sady tsara feo nareooooo
"lavitse ty atimo gasikara"
Misaotsy ....
Misaotra retsy a! tsara loatra sady kanto nareo no mahay mihira ary maneho ny maha Malagasy antsika izay vao ny fihavinareo izay maha hafa kely antsika,manan-karena isika ary na manana ny fihaviany avy aza,misy FAKANA be iraisana mampihavaka antsika Malagasy.Manoroka anareo 3
misaotse tsar loatse.
Andao e le holy fa hariva androy. Mitomany ty Eva mitomany ty Adama ,fa i Eva tsy lasa
Teko anareo, gasy tsara sady tsara feo,