tsy avelako ho nofy tsy avelako ho nofy tsy avenako ho nofy eh! tsy avelako ho nofy tsy avelako ho nofy tsy avelako ho nofy eh! ny amintsika roa ee ny amintsika roa ee mi artista favorito😻😉😃
Merci encore plus the new Jersey shore and I can be a lot to of a few months of the new year York NY city on Wed Mar to and then we have are the way you have are you not sure the way to see you are the
Tsy avelany ho nofy marina , mba vahay hony ny fonao mba idirany Mbola tsy vitany ny hanome ny lanitra satria izy tsy Andriamanitra Ny fony izao no omeny fa mba valio izy fa aza avela hisento ❤❤❤❤❤❤😍😍😍😍❣❣💌💌 BISOUS BEEEEEEEEEEEEEE Tsara bee le hira misaotra betsaka 😍😍😍😋😋❤❤
Paroles : Ekeko hoe tsy hifanambitambazana Tsy hifanerena koa ilay fitiavana Fa mba marary ihany ah raha hoe fandavana Ny valinteny omenao ahy raha hàvana Zah efa mba manantena ihany Hoe indray andro any hahazo teny mamy Ny faniriako ho tanteraka ihany Ilay hitoetra eo anilanao izany Izaho tsy hiala maina Izaho tsy hiala maina Izaho tsy hiala maina oa fa hifikirako oh Ilay fonao vohaina Ilay fonao vohaina Ilay fonao vohaina oa fa mba hidirako oh Izaho tsy hiala maina Izaho tsy hiala maina Izaho tsy hiala maina oa fa hifikirako oh Ilay fonao vohaina Ilay fonao vohaina Ilay fonao vohaina oa fa mba hidirako oh Raha mba mety anie Avia ianao mba hiangaviako Hanantanteraka an'izay mba faniriako Raha tafalatsaka aminao hoa za tsy fananiako Efa niezaka nandà za fa voamaika tiako Tsy avelako ho nofy Tsy avelako ho nofy Tsy avelako ho nofy eh Tsy avelako ho nofy Tsy avelako ho nofy Tsy avelako ho nofy eh Ny amintsika roa eh eh oay oay oay oay oay oay oay Ny amintsika roa eh eh oay oay oay oay oay oay oay Tsy vitako ny hanome ny lanitra Hoe ho anao io satria izaho tsy Andriamanitra Izay eo ihany fa aza mba mitady sarotra Any amin'ny zavatra hafa miady varotra Hatreto aloha ny foko izao no omeko oh Satria izay aloha no takatro hatreto oh Izay mombamombanao rehetra ekeko oh Mba valio moa za f’aza avela hisento oh Izaho tsy hiala maina Izaho tsy hiala maina Izaho tsy hiala maina oa fa hifikirako oh Ilay fonao vohaina Ilay fonao vohaina Ilay fonao vohaina oa fa mba hidirako oh Izaho tsy hiala maina Izaho tsy hiala maina Izaho tsy hiala maina oa fa hifikirako oh Ilay fonao vohaina Ilay fonao vohaina Ilay fonao vohaina oa fa mba hidirako oh Raha mba mety anie Avia ianao mba hiangaviako Hanantanteraka an'izay mba faniriako Raha tafalatsaka aminao aza tsy fananiako Efa miezaka nandà za fa voamaika tiako Tsy avelako ho nofy Tsy avelako ho nofy Tsy avelako ho nofy eh Tsy avelako ho nofy Tsy avelako ho nofy Tsy avelako ho nofy eh Ny amintsika roa eh eh oay oay oay oay oay oay oay Ny amintsika roa eh eh oay oay oay oay oay oay oay
Aller presque 1 million de vue bravo skaiz
Efa nihoatra a 🤣🤣🙃
tsy avelako ho nofy
tsy avelako ho nofy
tsy avenako ho nofy eh!
tsy avelako ho nofy
tsy avelako ho nofy
tsy avelako ho nofy eh!
ny amintsika roa ee
ny amintsika roa ee
mi artista favorito😻😉😃
Merci encore plus the new Jersey shore and I can be a lot to of a few months of the new year York NY city on Wed Mar to and then we have are the way you have are you not sure the way to see you are the
Ts avelako nofy😍,, tsara
Tsara be 💕💕💕 Ts avelako ho nofy marina
Septembre 2021 qui sont là à écouter ce chef d'œuvre
Tsy avelany ho nofy marina , mba vahay hony ny fonao mba idirany
Mbola tsy vitany ny hanome ny lanitra satria izy tsy Andriamanitra
Ny fony izao no omeny fa mba valio izy fa aza avela hisento ❤❤❤❤❤❤😍😍😍😍❣❣💌💌 BISOUS BEEEEEEEEEEEEEE
Tsara bee le hira misaotra betsaka 😍😍😍😋😋❤❤
Tsara be 😍
ndriiiii... mampitomany izy izany... miaraka amle cllip ❤❤❤❤
Tsy avelako ho nofy ilay nofinofy tsika roa ❤
😘😘 tsara be 😻
Une de mes chansons préférées. Tena tsara loatra
zany ve
C'est tout simplement waw!!!
J'aime trop de ouf lesy ry Skaiz✨🌟🌠👊❤
revek be iz zan, big up
Tena oe tsy avelako ho nofy💓❤❤
parfait 🤩👏😍
Paroles :
Ekeko hoe tsy hifanambitambazana
Tsy hifanerena koa ilay fitiavana
Fa mba marary ihany ah raha hoe fandavana
Ny valinteny omenao ahy raha hàvana
Zah efa mba manantena ihany
Hoe indray andro any hahazo teny mamy
Ny faniriako ho tanteraka ihany
Ilay hitoetra eo anilanao izany
Izaho tsy hiala maina
Izaho tsy hiala maina
Izaho tsy hiala maina oa fa hifikirako oh
Ilay fonao vohaina
Ilay fonao vohaina
Ilay fonao vohaina oa fa mba hidirako oh
Izaho tsy hiala maina
Izaho tsy hiala maina
Izaho tsy hiala maina oa fa hifikirako oh
Ilay fonao vohaina
Ilay fonao vohaina
Ilay fonao vohaina oa fa mba hidirako oh
Raha mba mety anie
Avia ianao mba hiangaviako
Hanantanteraka an'izay mba faniriako
Raha tafalatsaka aminao hoa za tsy fananiako
Efa niezaka nandà za fa voamaika tiako
Tsy avelako ho nofy
Tsy avelako ho nofy
Tsy avelako ho nofy eh
Tsy avelako ho nofy
Tsy avelako ho nofy
Tsy avelako ho nofy eh
Ny amintsika roa eh eh
oay oay oay
oay oay oay oay
Ny amintsika roa eh eh
oay oay oay
oay oay oay oay
Tsy vitako ny hanome ny lanitra
Hoe ho anao io satria izaho tsy Andriamanitra
Izay eo ihany fa aza mba mitady sarotra
Any amin'ny zavatra hafa miady varotra
Hatreto aloha ny foko izao no omeko oh
Satria izay aloha no takatro hatreto oh
Izay mombamombanao rehetra ekeko oh
Mba valio moa za f’aza avela hisento oh
Izaho tsy hiala maina
Izaho tsy hiala maina
Izaho tsy hiala maina oa fa hifikirako oh
Ilay fonao vohaina
Ilay fonao vohaina
Ilay fonao vohaina oa fa mba hidirako oh
Izaho tsy hiala maina
Izaho tsy hiala maina
Izaho tsy hiala maina oa fa hifikirako oh
Ilay fonao vohaina
Ilay fonao vohaina
Ilay fonao vohaina oa fa mba hidirako oh
Raha mba mety anie
Avia ianao mba hiangaviako
Hanantanteraka an'izay mba faniriako
Raha tafalatsaka aminao aza tsy fananiako
Efa miezaka nandà za fa voamaika tiako
Tsy avelako ho nofy
Tsy avelako ho nofy
Tsy avelako ho nofy eh
Tsy avelako ho nofy
Tsy avelako ho nofy
Tsy avelako ho nofy eh
Ny amintsika roa eh eh
oay oay oay
oay oay oay oay
Ny amintsika roa eh eh
oay oay oay
oay oay oay oay
Za efa mba manantena ihany , oe indray andro any aho ahazo teny mamy.Mankasitrka Skaiz an!
Bravo kosa aloha lay clip e❤👏🏻
🥰waw tsara le hira
Hoany olo raika zay❤😍😍🙈j'aime trop et en + le l'image c'est trop touchant 😊😍🙈vraimment j'adore ❤❤🙈
oui le l'image trop cool 😊😍🙈 😂😂😂
@@samyelnavalmhr1597 mmmmmmmmm
L
A mon doudou tsy avelako ho nofyyy
Mahafinaritra e!tohizo fa tsara...
mr6 Skaiz norm be le song,,,, zw ts iala maina
norme lesy Skaiz a!tohiz f zay manohan anlah fon eh!!
Mankasitraka Skaiz a ! Tena tsara be ny tonony sy ny feonkira :) ! Tena hoe mivotra hatrany ianareo izany an :) !
tiako be le hira!
norma be e!!!!!!mlay lec skaiz a
je kiff ❤❤❤❤
Tena hoe télé réalité
ouaouh ,,tena tiko
Milay be ra skaiz a👍
Mlay be
j'adore
Kiffe-ko ranga a!!!!
C'est magnifique✍️
8 on 8 9kn?0l'knb
Tsara ery izy zany
trara loatra; en boucle
ao tsara granddd
Tiko be ❤
Tsara be.bravo 👏👏👏👍
Votre chanson est totalement romantique
j'aime bien l'animation
😍 😍
Zah tena mkiff Skaiz be😜
Mosy cover omeo ahy zay Skaiz ataoko a
Tiko be le hira 😘😘😘😘
Zak is
Tiako lotra💗😥💋
Tiako ai,, tsy kajo zah mitandregny ity hira ity jusque tsofotr'andro, sad miarak @ zanako, tena tsara e!! Tohizo fa tsara.
mlay le vazo frer aaa!manaten mbol isi norm afa ndray !!
J adore...
TayMila
Tsara lesy fa tohizo fona! Tena hoe mahafinaritra ny mihaino azy 🤗
Reveko ranga ity hira ra Skaiz!!! Mazotoa hatrany leka a
Vo manomboka le instru dia efa tsara
Milay e!! 👍
salut
ratsy be fa aza mizesta
mlay be le hira e ‘adore
😊😊
Tsy avelako ho nofy....ten tsar le zova tiko
tsy avelako ho nofy ny amintsika roa,tiako be
M'lay less, mba asio karak's mo euhh 😉
REVEKO TROP BEEEEEE MITSSS
😍😍😍🥰
Otran'izany ny mety @ skaiz👌 moni ko mo mahavoa b
marina zany eee,
@@tambymie1798 tsy avelako nofy ny @tsika roa 😂
Rha tafalatra aminao anie zah ts fanainiko 😕😁❤️
ayeee 13/05/21
1 abonnée en plus mba misoutenira ee, j'adore
🔥
🥰🔥❤❤
Mipetapetaka tsara le vazo! Mlay 👊👍
1rt3it4kuieurku8zrj3if392g3gdkzdgkzkflzlfkrgnx'zz
Zrrke
😊
DGDDSXGSZFKEKFLE'VZKFIRKGZKFJG(&GJDKFKGKELGKEKGIRKGKFKDKFLHGJELGL
Mlay ee.. sur mits
🥰💕 mahafinaritra
tiko be io hira io
Tena tsara le iz ry skaiz . tena tiko raha mba misy ifandraisana le manao anle clips de mba apinay ranga skaiz aaa.
Tsara 👍👍👍
Tsara tena tsara
Isany mba hiran'lah ankafiziko lesy ty, m'lay e :-) (Y)
Ao tsar le hira e,kiasss
Makasitraka ndrindra tompoko tena tiko be mitsy le izy tena tsara
💖💖💖
mlay e!
akafiziko
🇲🇬👑
merci skaiz tsara lotra le vazo
Mlay ehh
sure brad
Tsara be, j'écoute en boucle depuis 2 jours 😂😂😂
♡♡♡
Tsara be ilay hira fa indro kely eo @ lyrics mba ataovy "A " majuscule refa manoratra Andriamanitra
tsetsatsetsa fotsny iny
marina mints zan f zah ku vo nijer an ty hira ty tam volohan, tng de le Andriamanitra io vo remarque ko atrany....
Tsara ai😘😘😘😘🤣🤣🤣🤣🤣💑💑💑💑💑💑💑💑💑💑💑💑💑💑💗💝💞💟❤💓💕💖💍💍💍💍💍💍💍💍💍💍💍💍💍💍💍👑👑👑👑👑👑👑👑👑
💘💞💗💖
Tsara sy kanto tokoa ity hira ity
Mahafinaritra ery marn e
Mlay ee
Love a leis
Tsaraa be lay hira
Good be lay son
mlayyy
mlay lets bain a!
@Christian😍😍
How ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️😍😍😍😍😍
ndriiiiiii
On s'en ira @teny gasy
Milay lesy e. fa lisany lasa tsy m-rap tsony fa lasa manao version hira otran'zao daholo .
Milay
tiako be laotra😍😍😍😍😍😙❤❤❤❤💜💜💜💜
Tsarabe tsy mety leo miintsy ah fa averimberiko fona
hoan Zay olona Zay