L’INVITE DU JOUR MIVANTANA 10 JOLAY 2024: 👉 Antoine RAJERISON

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 9 июл 2024
  • Resadresaka Mahakasika ny:
    - Tontolon'ny Antenimiera
    - Politika
    - Fampandrosoana Ifotony
    Mpanolotra: Tojo RABEFARITRA
    L’INVITE DU JOUR MIVANTANA 10 JOLAY 2024 :👉 Antoine RAJERISON Solombavambahoaka voafidy tao Arivonimamo, Mpitarika ny Fikambanana FIVOI
    #Madagasacar #actualitésmadagascar #realtvmadagascar #direct #actualité #realtv #abonnezvous

Комментарии • 7

  • @user-ui9kh6dn6b
    @user-ui9kh6dn6b 17 дней назад

    Bravo députe tiako raha teneninao fotony be kolikoly ny fitsarana

  • @tianarakototovao5079
    @tianarakototovao5079 17 дней назад +1

    85%dia tantsaha nefa tsy mahavelona 15% ny Population Andrenivohitra. What does that mean? Underemployed ny 85%. Tsy misy performamance.( Tsy miasa araky ny tokony ho izy)

  • @mariedinhvan5051
    @mariedinhvan5051 17 дней назад

    Liberté d'expression ahoana koa no misy eto

  • @razafindrabemiora3644
    @razafindrabemiora3644 17 дней назад

    Misaotra anse fa tsy hanofy intsony ny tantsaha ao amin'ny distrikan'i Arivonimamo, dia mahefa be amin'ny andraikitra noemn'ny vahoaka anao.

  • @user-ui9kh6dn6b
    @user-ui9kh6dn6b 17 дней назад

    Fianarana eto tokony gratuit droit d'enfant

  • @user-ui9kh6dn6b
    @user-ui9kh6dn6b 17 дней назад

    Mety hevitrao ary tokony hatsanganarro ny vaomiera mpanaramaso ny rantsany fanjakana rehetra kolikoly indrindra reo fitsarana

  • @tianarakototovao5079
    @tianarakototovao5079 17 дней назад

    Ilay developpement rural mihintsy ry se no tena taraiky amin'ny Madagsscar-ntsika io, na resaka electrification fotsiny ary. Ny Tantsaha indrindra no mila jiro, tsy hijerena tele fa hampiasana machine hiterena ronono; afaka manery omby aman-jatony, Tantsaha iray./ Tokony hanaovanareo fety manokana I Gasikara Fenosoa ry Real TV, nahatafita Solombavam-bahoaka ianareo, izay sehatra goavana. Ianareo no fototra niaingany naha toy izao azy.Resaka fahaiza-miaina izany. Mba ataovy youtube mba hifalianay koa. A/toa Solom-bavambahoaka, zava-dehibe izany.