REAL NEWS / NY VAOVAO MARINA MIVANTANA 26 JUILLET 2024

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 7 сен 2024
  • Mpanolotra : Mickaella ANDRIANJAKA
    Vinavinan'ny toetr'andro : Miora RAMANDIMBIARISOA
    REAL NEWS / NY VAOVAO MARINA MIVANTANA 26 JUILLET 2024
    #madagascar #actualitésmadagascar #realtvmadagascar #direct #actualité #realtv #abonnezvous

Комментарии • 25

  • @reneedmondguimbretiere2024
    @reneedmondguimbretiere2024 Месяц назад +6

    Ooooh Monsieur le député 5ème zay vo ita sy tsapa nareo sy marary aminareo problème ny jiro sy rano nampijaly vaoaka nandritra ny 10 tona lasa zay,

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 Месяц назад +1

    taraiky indray i Naivokely, fa tsy nentin'i Cedric nijery JO any An-Tanindrazany ,

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 Месяц назад +1

    Malahelo toerana indray i Naivokely

  • @tiakorakotonaivo6319
    @tiakorakotonaivo6319 Месяц назад +3

    Tonga de manohana anao za raha vao mitarika olona momba ny rano enao depute Raholdina a. Manana olona betsaka isika .

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 Месяц назад +2

    NGA moa voasa tany France foana NGA le Andry,sa inona no tena marina

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 Месяц назад

    Aiza vidéo an andry rajoelina voahasa taty zany

  • @Nirina-zk1pi
    @Nirina-zk1pi Месяц назад +1

    Naivokely a...aza mapme e 😂😂😂

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 Месяц назад +2

    Avelao hitrotra n'y Vahoka fa tena mankaleo be t'y jiro s'y rano t'y,

  • @rivoramamonjiharison151
    @rivoramamonjiharison151 Месяц назад +1

    Tena tafahoatra loatra rangaha , mba teneno lehitia macro mba hamerina ny îles éparces , fa tsy hoe izy indray dia mbola averina diégo any , ....
    Fa inona loatra aza no misaina amin'ny olona ....

  • @MafredwolfArthur
    @MafredwolfArthur Месяц назад

    Tsy misy raha paré koa eto Dago,diso fanantenana tanteraka😮😮😮😮😮

  • @radosoa
    @radosoa Месяц назад

    Any am îles éparses ny frantsay asaina mipetraka fa tsy aty

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 Месяц назад

    Madagascar département français

  • @user-sl9mk4mt4x
    @user-sl9mk4mt4x Месяц назад

    Hita fa te hanao ohatr’i Christine Razanamasoa koa ity , sady efa IZY Sy ny tariny no nikonokonona niaraka tamin’i Christine

  • @moniquelenivet7490
    @moniquelenivet7490 Месяц назад

    Honte de rien ce Rajoelina. Il a rendu un beau pays , le plus pauvre du monde avec les corruptions d’État etc..honte de rien...aucune conscience...

  • @user-sl9mk4mt4x
    @user-sl9mk4mt4x Месяц назад

    Io rivo rakotovao be indray dia efa nahiliky ny vahoaka satria tsy nahay nitondra sady ny fitiavantena be loatra ary anisant tena TIA KOLIKOLY no nampanankarena Sy nanorenana ny TRANONY mampirehareha azy isa MINITRA miantso ILAY RÉAL TV manao INTERVIEW ao ANTRANO y izay volambahoaka no nahodinkodindreo REHETRA t@ fitondran’i rajao MIANAKAVY

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 Месяц назад +1

    Tena mamadika tanindrazana Sady mivarotsa tanindrazana ianao ra manaiky base militaire Frantsay eto zany Dia dondrona ko miaramila Sady corrompu ra manaiky anzany

  • @user-sl9mk4mt4x
    @user-sl9mk4mt4x Месяц назад

    Tsy tatitra anié no atao raoldine fa fametrahana ny samboady , dia ianao Ve mi hevitra fa Tsy MAINTSY any @ distrika misy AZY TSIRAIRAY Ve no andehanan’ny Filohan’ny Antenimierampirenena hametrahana ny samboadin’ ny TSIRAIRAY
    ZAHOmino ry raoldine fa raha tsy poerapoeranao tamboalohany hoe poadroa dia Iano ry saika tsy LANY raha député 1 ihany no
    noraisina
    MBA teneno kely ry Madama io vdinao io no mampihitsana tsimoramora IZY

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 Месяц назад

    Rango rla raha zegny Raholidine

  • @radosoa
    @radosoa Месяц назад

    Haute trahison zany an

  • @hdggfhgg9811
    @hdggfhgg9811 Месяц назад

    Efa manomboka 1G ny réseau any Raolodaingy

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 Месяц назад +1

    Voa elah zay ry naivo! Mbola aiza? 😂😂😂

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 Месяц назад

    Aza manaiky fa anaovy letrezana, tonga de ataovy anankiroa ny VPAN Antananarivo ry naivo a!🤣🤣🤣

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 Месяц назад

    Nety be ny nataona h@zay naivo a! Alefa fa aza kivy sy mihemotra mitsy fa Madagasikara tsy maintsy mandroso.

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 Месяц назад

    Tsy mivakivaky ny irmar hono hoy naivo! Tsy mitovy hevitra fotsiny e!