NY AVO Voky Fitahiana

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 1 дек 2024

Комментарии • 24

  • @zerthianahfinoananambinint856
    @zerthianahfinoananambinint856 Год назад +1

    voky fitahiana😇 voky fahasoavana😇 voky famindrampo😇 manao ny asany

  • @ninakely1732
    @ninakely1732 2 года назад +1

    Tsara be mitsy tonton Rojo oohh.
    Henoinay isan'andro isan'andro.
    Julia Rose Hubert Marina

  • @pattyravakiniaina8662
    @pattyravakiniaina8662 3 года назад +3

    Feno fifaliana ny fiainanako e, feno fitahina ny fiainako e, refa manompo azy aho, AMEN

  • @olivaherilalaina3079
    @olivaherilalaina3079 3 года назад +3

    mankasitraka e!! mitomboa talenta ao amin'ny Tompo!

  • @onyrandrianavahy3300
    @onyrandrianavahy3300 3 года назад +4

    Tena tsara. Mankasitraka dia mahereza hatrany amin'ny asa fitoriana. 👍🙏

  • @AndrianarivonyNaharintsoa-d9w
    @AndrianarivonyNaharintsoa-d9w 3 месяца назад

    Tsara be zoky Ny AVO misaotra betsaka nizara

  • @chavillevely700
    @chavillevely700 2 года назад +1

    Tsara loatra 👌

  • @sambatradera3955
    @sambatradera3955 2 года назад +1

    Tsara b Rojo à ! Tahini Jesosy mandrakariva 😉😊

  • @oldara9836
    @oldara9836 3 года назад +2

    Misaotra betsaka fa tiko be 💯

  • @andriamihaingoandry50
    @andriamihaingoandry50 Год назад +1

    Tena manampeo sy manantalenta ianao ry namana

  • @nomenjanaharyzouolivia1407
    @nomenjanaharyzouolivia1407 2 года назад +2

    tena tiko lotra ity hira ity,Voninahitra hoan'Andriamanitra fa feno fifaliana sy fitahiana ny fiainako rehefa manompo azy sy manao ny asany aho.Mankasitraka eee

  • @rojonyavorojonyavo4346
    @rojonyavorojonyavo4346  3 года назад +10

    Ho an'ANDRIAMANITRA irery ihany ny voninahitra

  • @ascfaascfa9309
    @ascfaascfa9309 3 года назад +1

    Tena tsara lotra Misaotra betsak ooo 😇🙏🙏🙏

  • @nirisoatitihtina1497
    @nirisoatitihtina1497 3 года назад +2

    Tsara loatra mitomboho fahasoavana e!

  • @zolyrakotomavo9564
    @zolyrakotomavo9564 3 года назад +2

    Tsara ny midera ny TOMPO.
    Mankasitraka, misaotra. Isaorana ny Anarany Masina.
    Mahereza amin'ny asampitoriana an kira

  • @FARAJEMIMARASOAMANARIVO
    @FARAJEMIMARASOAMANARIVO Год назад +1

    Izaho koa Tena voky fitahiana be... Nomen n'y soa s'y ny fitahiana rehetra

  • @jedidiaraza9424
    @jedidiaraza9424 Месяц назад +1

    Io Andriamanitra tompoiko io anie, tena mahagaga
    Isan'andro Izy manome, ny anjara sahaza ho ahy
    Io Andriamanitro tompoin-tsika io anie, mpanolo-tsaina
    Famindram-pony havaoziny ho antsika, isa-maraina.
    Efa nomeny ahy (Nomeny ahy)
    Nomeny ahy izay sahaza ho ahy
    Nomeny anao (Nomeny ahy)
    Nomeny anao izay sahaza ho anao.
    Mbola homeny ahy! (Homeny ahy)
    Homeny ahy izay sahaza ho ahy
    Homeny anao e! e e e! e!
    (Ho anao! ho anao!)
    Homeny anao izay sahaza ho anao.
    (Homeny anao izay rehetra mahasoa anao.)
    Feno fifaliana ny fiainako e!
    Feno fitahiana ny fiainako e!
    Manompo Azy aho, (Hou! hou!)
    Rehefa manompo Azy aho.
    (Fifaliana foana ny fiainako e!)
    (Fitahiana foana ny fiainako e!)
    (Manompo Azy aho)
    Manao ny asany e!
    ....
    Io Andriamanitro tompoiko io anie, tena mahagaga
    Isan'andro Izy manome, ny anjara sahaza ho ahy!!
    Io Andriamanitra tompoin-tsika io anie, tena Mahery!!
    Izay mahatsara sy nahasoa antsika, efa nomeny.
    Efa nomeny ahy (Homeny ahy)
    Nomeny ahy izay sahaza ho ahy
    Nomeny anao (Nomeny ahy)
    Nomeny anao izay sahaza ho anao.
    Mbola homeny ahy (Homeny ahy)
    Homeny ahy izay sahaza ho ahy
    Homeny anao anao anao e!
    (Homeny anao)
    Homeny anao izay sahaza ho anao.
    ....
    Feno fifaliana ny fiainako e,
    Feno fitahiana ny fiainako e!
    Nanompo Azy aho, (Hou! hou!)
    Rehefa manompo Azy aho.
    (Fifaliana foana ny fiainako e!)
    (Fitahiana foana ny fiainako e!)
    (Manompo Azy aho)
    He! Manao ny asany e!
    (Feno fifaliana ny fiainako e,
    Feno fitahiana ny fiainako e!)
    *Rehefa manompo Azy aho.(x2)
    Fifaliana foana ny fiainako e!
    Fitahiana foana ny fiainako e!
    (Manompo Azy aho)
    Rehefa manompo Azy aho
    (Manao ny asany)
    ....
    Voky fitahiana aho, voky fahasoavana e!
    Voky famindram-po, rehefa manompo Azy aho.
    (Voky fitahiana, voky fahasoavana e!
    Voky famindram-po, rehefa manompo Azy e!)
    Voky fitahiana aho, voky fahasoavana e! e e e!
    Voky famindram-po e!, manao ny asany e!
    (Voky fitahiana aho,)
    Fitahiana e!
    (Voky fahasoavana e!)
    Fahasoavana e!
    Voky famindram-po aho, manao ny asany e!

  • @solofonirinaolivierraoliso2095
    @solofonirinaolivierraoliso2095 2 года назад +1

    Misaotra betsaka mampahery anay

  • @arlinehaingominarisoa806
    @arlinehaingominarisoa806 3 года назад +2

    Mitomboa talenta ao @ Tompo!mampahery ilay hira

  • @tatamorazafy5956
    @tatamorazafy5956 3 года назад +2

    Merci e!!!!

  • @rojorakotonimaro6085
    @rojorakotonimaro6085 Год назад +1

    Marina @ teniny ny Tompo. Amena

  • @Kim_Soll
    @Kim_Soll 3 года назад +2

    🔥🔥🔥😇

  • @fushiatania9785
    @fushiatania9785 3 года назад +2

    🤩🤩🤩

  • @zerthianahfinoananambinint856
    @zerthianahfinoananambinint856 Год назад +1

    voky fitahiana😇 voky fahasoavana😇 voky famindrampo😇 manao ny asany