Toro-hevitra kely: sakay maitso hohanina. Ny sakay mena mantsy sady mankaharary kibo no mampangidihidy lava-body; ka raha tsy mifitra tsara koa etsy anadaniny dia izay no miteraka abcès sy lay douleur
Oui, c'est plus douloureux et honteux que le "vai-ankandrina" mais t'as la chance de vivre à l'Europe, si c'était à Mada, 100 fois plus douloureux et honteux,
kkkkkkkkkk mahita raha koa i Koto ity e ,fa tsy misy dikany izany raha oharina ny ahy .Nisy calcul renal tao anaty vessie dia tsy afaka namany intsony ,tonga dia tany amin'ny urgences ,moa ve tsy sipa daholo no nandray sady manja daholo ,fa ny tena grave dia tsy maintsy sondena aho ary ny loza dia sipa niara nianatra tamiko fahiny le infirmiere ,tonga dia safotra aho efa tany amin'ny chambre vao nahatsiaro tena .Vita ny zava drehetra tonga dia nitsoaka ny hopitaly aho soa fa tsy hitako intsony i kala fa angamba dia avc .
Tsy misy mahamenatra fa i koto no tsy zatra, apahafirin'ny miteraka zany, lehilahy amin'io no mapiteraka, misy koa aza infirmier no mi raser manala volo any ambany any anie ry koto alohan'i anaovana soins na opération e.
Bjr Koto Avy comores Tu es marrant mon cher ami ! Volangonay ato an drefa(majunga mitsindro,besalampy)hoe:fantsika am-pory ,avoaka marary ambela marary
Bjr Koto Avy comores Tu es marrant mon cher ami ! Volangonay ato an drefa(majunga mitsindro,besalampy)hoe:fantsika am-pory ,avoaka marary ambela marary
tena dilemme marina kkkkk
Tongobakivaky ilay izy fa tsy vay ankandrina ka. Tongombakivaky sady maharary no mahamenatra😊
Azafady fa so de mba PELAKA kosa ary nareo ? Betsileo zah ary le Betsileo dondrona reny.
Manao resak’alika tsy interessant
Vay an kandrina tokoa i rajwel
Avoan'ny HEMORAIDE anao zokinakahy...
Toro-hevitra kely: sakay maitso hohanina. Ny sakay mena mantsy sady mankaharary kibo no mampangidihidy lava-body; ka raha tsy mifitra tsara koa etsy anadaniny dia izay no miteraka abcès sy lay douleur
kkkkkkkkkkk 🤣
Les Malgaches t2 ne comprennent pas ce que tu dis koto
Lasa zazakely misolo kosy ndray koto refa voany lay vay am vody,,,,maharitra iray volana eo io vao sitrana refa avy nasiana meche hanala ilay nàna niotrika be tao,,,mony kely izy amboaohany aveo lasa boribory be ,,mavaivay
Ajanony ny sakay ry Koto😂a
Oui, c'est plus douloureux et honteux que le "vai-ankandrina" mais t'as la chance de vivre à l'Europe, si c'était à Mada, 100 fois plus douloureux et honteux,
kkkkkkkkkk mahita raha koa i Koto ity e ,fa tsy misy dikany izany raha oharina ny ahy .Nisy calcul renal tao anaty
vessie dia tsy afaka namany intsony ,tonga dia tany amin'ny urgences ,moa ve tsy sipa daholo no nandray sady
manja daholo ,fa ny tena grave dia tsy maintsy sondena aho ary ny loza dia sipa niara nianatra tamiko fahiny le
infirmiere ,tonga dia safotra aho efa tany amin'ny chambre vao nahatsiaro tena .Vita ny zava drehetra tonga dia nitsoaka ny hopitaly aho soa fa tsy hitako intsony i kala fa angamba dia avc .
Tsy misy mahamenatra fa i koto no tsy zatra, apahafirin'ny miteraka zany, lehilahy amin'io no mapiteraka, misy koa aza infirmier no mi raser manala volo any ambany any anie ry koto alohan'i anaovana soins na opération e.
Miharihary ohatry ny vay ankandrina .ny vay any @ lavatay indray @ Teny frantsay ''fustule près anal ''tena mahafaty lehilahy maro io ra tsy voatsabo .Tonga 2eme degrés io incurable mivadika 3e degrés miandry fahafatesana .
Bjr Koto
Avy comores
Tu es marrant mon cher ami !
Volangonay ato an drefa(majunga mitsindro,besalampy)hoe:fantsika am-pory ,avoaka marary ambela marary
Miresaka hemoroîde koto ,,misy ny externe ,,de misy ny interne
Bjr Koto
Avy comores
Tu es marrant mon cher ami !
Volangonay ato an drefa(majunga mitsindro,besalampy)hoe:fantsika am-pory ,avoaka marary ambela marary