HAY INDRY TSY TANY HeRiMaHeFaSoa Feat. Mahery Majika

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 3 окт 2024
  • La chanson hit de toutes les epoques!
    Facebook : / 2852412901672606
    / herimahefasoa-34-10291...
    Instagram : / herimahefasoa

Комментарии • 20

  • @maholyharimalalaandriamihaja
    @maholyharimalalaandriamihaja 5 месяцев назад

    ny fahazazana teny Ampandrana taloha. Tadidy tsara ilay hira

  • @fabricerazakandrainibe5115
    @fabricerazakandrainibe5115 2 года назад +2

    Tsara, Mankasitraka e! Dia miandry ilay "3 sy 4" koa mba hiverenana kely indray, indrindra fa miaraka @ IRAIMBILANJA, 👍🤘

    • @herymahefasoarazafindrakot3483
      @herymahefasoarazafindrakot3483  2 года назад

      Efa ao koh' 3&4, miaraka @ Olombelo Ricky sy Miaro Tanjona, zanany; Ny CD efa mivoaka ka 2 clips (3&4; Hay indry tsy tany) miampy hira 5 hafa. Contact 0320701194

    • @fitahianaraoelison7580
      @fitahianaraoelison7580 Год назад

      otrinona zao ilay CD
      @@herymahefasoarazafindrakot3483

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 9 месяцев назад

    Misaotra Hery Mahefasoa mizara ny sangan'asanao👍👍
    Avec vos talents, votre professionnalisme fait la difference, arrangements, paroles, musiques👏👏👏👏
    OUPS! J'ai oublié de vous dire, je m'abonne👍👌👍

    • @herymahefasoarazafindrakot3483
      @herymahefasoarazafindrakot3483  5 месяцев назад +1

      Nozaraina ny talenta ho fifaliantsika rehetra.
      Gloire à notre Dieu de m'avoir donné ce talent d'Auteur-compositeur-arrangeur-interprète👍😇
      Et...merci pour l'abonnement 🙏

  • @AlainTRabeson-uq6et
    @AlainTRabeson-uq6et Год назад

    Hatsiarovako n'y 1985 zany Hery teo antanana.( Dadah Mialy..ra ji,n'y akama rehetra teo ambohimirary..mankasitraka a

  • @usineprochimad4285
    @usineprochimad4285 2 года назад +1

    tena tiko ty hira ty misaotra indrindra o

    • @herymahefasoarazafindrakot3483
      @herymahefasoarazafindrakot3483  2 года назад

      Ilazao ihany 'zà raha mila CD misy ny clip anankiroa: 3&4; Hay indry tsy tany miampy hira MP3 miisa 4 hafa; 20.000ar. Contact: 0320701194

  • @hantamalaladisaine4986
    @hantamalaladisaine4986 9 месяцев назад

    Tsara e!!!🥰🥰

  • @fitahianaraoelison7580
    @fitahianaraoelison7580 Год назад +1

    Tena mpakafia anao, tsara ilay fanavaozana, fa hafa ihany ilay version original, mbola mety ho hita anaty CD ve

    • @herymahefasoarazafindrakot3483
      @herymahefasoarazafindrakot3483  Год назад

      Ny 1er album no misy ny version originale fa ity, miaraka @ i Mahery Majika ity, 2è album. Manoràta mp ao @ compte fa ampitaiko.

  • @andriniforazafindrabe8247
    @andriniforazafindrabe8247 2 года назад

    tena fahatsiarovana an

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 года назад +2

    ❤️

  • @MegaTafita
    @MegaTafita 10 месяцев назад

    tena tsara e

    • @herymahefasoarazafindrakot3483
      @herymahefasoarazafindrakot3483  4 месяца назад

      Misaotra mankasitraka👍🤗 Misy VCD mirakitra io hira io ato amiko, miaraka @ 3&4, niaràhana t@ i Olombelo Ricky. Manàsa anao handray anjara🤗