3 sy 4 de HeRiMaHeFaSoa

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 3 окт 2024
  • Tube de l'année 1984!
    Page Facebook : / herimahefasoa-34-10291...
    Groupe Facebook : / 2852412901672606
    Instagram : / herimahefasoa
    Page Facebook : / herimahefasoa-34-10291...
    Groupe Facebook : / 2852412901672606
    Instagram : / herimahefasoa

Комментарии • 92

  • @mostarbelamontabedoudounel6347
    @mostarbelamontabedoudounel6347 Год назад +1

    Sao dia mba misy ilay version voalohany amin'ilay hira hoe:"Angamba any misy toa ahy"???....Misaotra mialoha e!

    • @herymahefasoarazafindrakot3483
      @herymahefasoarazafindrakot3483  Год назад

      Efa nahavita tsara, version jazz (misy version en live sur youtube), fa raha tena mila dia mifandamina: manoràta mp ka sariko miaraka @ zanako no ao.

  • @herymahefasoarazafindrakot3483
    @herymahefasoarazafindrakot3483  7 лет назад +2

    Efa 33ans plus tard tsik zao...efa manan-janaka 3 & 4 daôly e!

  • @vonjilalainarandria1816
    @vonjilalainarandria1816 2 года назад

    Mahafinaritra Zoky Hery a

  • @fanrama04
    @fanrama04 4 года назад +1

    Mankasitraka anao mizara fa tsy fandre intsony, satria kila sy may ...

  • @DizAndriana
    @DizAndriana 5 лет назад +1

    manja e! zany rangaha ka mbola tena feo a! tadidiko mintsy le bandy manana an'io hira io aminy cassette dia mihaino walkman fa mi-style mintsy an

  • @lalahgastonrandriamananten7296
    @lalahgastonrandriamananten7296 9 месяцев назад

    Tena mbola mpianatra teny@ CEG Avaradrova no naheno atony hira tony an mampatsiahy ny fahazazana

    • @herymahefasoarazafindrakot3483
      @herymahefasoarazafindrakot3483  8 месяцев назад

      Misaotra tsy manadino👍
      Misy nouvelle version nataon'i Olombelo Ricky sy ny ekipany vao haingana: tena lafatra ny son: amazing😮. Miaraka @ izay koa "Hay indry tsy tany" niaràhana t@ Mahery Majika🤩

  • @rachelandrianandrasana2476
    @rachelandrianandrasana2476 5 лет назад +1

    Nalaza b t@ zan fotoana zan io vazo io ! Mankasitraka bdb e !

  • @carest.crimeecargo345
    @carest.crimeecargo345 4 года назад +1

    Mampatsiahy ny fahazazako

  • @yanntana
    @yanntana 8 лет назад +2

    ...sary nanamarika ahy : tsy haiko ny taona exact nahenoko azy fa tokony ho 10 - 11 taona teo aho ary tonga dia babo sy tsy afaka tato am bavako - Nanomboka teo dia io no style musical maha fanatique ahy ... 20 , 30 ans après toujours la même sensation !!!
    Hery Mahefasoa : Misaotra betsaka nizara teto fa tsy nino intsony aho hoe mbola hihaino an'ity version originale ity fa dia tany an tsaina sisa no nametsovetso nandritra ny taona maro... et surtout bravo pour votre oeuvre - Un véritable trésor !!!
    Soa fa nisy anareo nitondra itony style sy feeling Musique électrique & Rock mélodique itony nanomboka tany amin'ny taona 80 tany sinon asa izay niafaran'ny mozika teto amin'ny tanàna...Longue vie à ce style propre à Tanà Ville...
    Hery Mahefasoa raha azonao valiana azafady : avy aiza io feonao unique io ? (misy travail ve ?) - avy aiza ilay feeling sy inspiration tamin'izany ? (Texte/style) - taiza ny prise de son sy ny arrangeur ? - i Roger Kely Iraimbilanja ve no nitendry ny gitara ? (ilay couleur an'ilay effet guitare koa mantsy tena tiako be)
    Merci et encore bravo! Mirary soa
    Andry (mail : andtana50@gmail.com)

  • @thiers526
    @thiers526 8 лет назад +1

    suurrr miiintsi e!zany n'y hiran'dago e! misaotra an'i herimahefasoa.

  • @randriaravao6710
    @randriaravao6710 3 года назад +1

    Tena tsara eee!...Mankasitraka. Mba afaka alefa eto ve ilay version originale an-ilay hoe..:" ANGAMBA ANY MISY TOA AHY". Misaotra mialoha

  • @herymahefasoarazafindrakot3483
    @herymahefasoarazafindrakot3483  8 лет назад +2

    GRAVEL FAN Salut! Efa misy hafa ko' ao: Hay ndry tsy tany, Vavaka, Fahatsiarovana, Herimpitiavana. Mihainoa finaritra.

  • @patrickrandrianasolo1599
    @patrickrandrianasolo1599 7 лет назад +1

    misaotra tompoko t@ hira fa anisan'ny hira nanamarika ny tena t@ zatovo io, mbola nisy hira 1 koa e, titre angambany "Ny ahy tsy anao, anao ny anao" tsy haiko na anao io na an'ny Iraimbilanja

    • @herymahefasoarazafindrakot3483
      @herymahefasoarazafindrakot3483  7 лет назад

      Patrick Randrianasolo . Tarija Iraimbilanja no tompon'io "NY ahy tsy anao" io fa zà no nampihiràna azy t@ fotoan'androny. Asaina ianao hihaino NY Hirano hafa (Hay indry tsy tany, Vavaka, Fahatsiarovana, Herimpitiavana...)

  • @bakolinirinafanjahortensia8054
    @bakolinirinafanjahortensia8054 2 года назад

    Kanto loatra

  • @JohnOabmar
    @JohnOabmar 9 лет назад +1

    Salanitra e ! Misimisia ny toy izao.

  • @herymahefasoarazafindrakot3483
    @herymahefasoarazafindrakot3483  8 лет назад

    Je t'en prie Malalatiana. Mbola alefan'ny Radios Don Bosco sy ACEEM hatr@ izao; vao omaly ny ACEEM (11h10mn)

  • @jocyayvetterahary5558
    @jocyayvetterahary5558 5 лет назад +1

    ndryyyy, reveko e

  • @Ambohimirary
    @Ambohimirary 6 лет назад

    Tena tsara mihintsy ity hiran'ialahy ity Ranadahy ! Sady tsy mety lany manja ! Elle reflète nos belles années insouciantes auprès de Papa & Maman ! Bisous

    • @herymahefasoarazafindrakot3483
      @herymahefasoarazafindrakot3483  6 лет назад

      Perle Harilanto Que Dieu nous garde et assure la relève de cette insouciance, au niveau de nos nièces et neveux ainsi qu'aux petits fils et filles de nos chers parents.

  • @tsiresyratsimba4209
    @tsiresyratsimba4209 4 года назад +2

    british pop and legacy

  • @randriaheritiana6671
    @randriaheritiana6671 7 лет назад

    Soa ihany misy itony rakitahiry itony hahafahana maheno izany. Mankasitraka Herimahefasoa fa tsara eee

  • @malalatianarasoandimby6882
    @malalatianarasoandimby6882 8 лет назад +1

    mbola kely z atamzany fa hirahira tao ambava zany tamin'zany, merci ehh

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany9084 7 лет назад +2

    Ry fahatanorana ô! Misaotra nizara fa tena namoha ny taloha eh!

  • @teetathigh
    @teetathigh 8 лет назад +3

    ela ny ela ka hitako ihany, mankasitraka ee :)

  • @emtcommercial8355
    @emtcommercial8355 8 лет назад +1

    woaw ! mampahatsiro ny fahiny ! reveko be a

  • @askipmessisupercool2281
    @askipmessisupercool2281 5 лет назад +1

    T@ za entre 8 à 9 ans no nahenoko izany hira zany . Izao za efa 3 ny zanako .Mankasitraka e

  • @postraan9729
    @postraan9729 8 лет назад +1

    Efa ela no tiako ho re ity version originale ity fa hitako ihany! Misaotra e! Mankasitraka

  • @landryranarivelo4101
    @landryranarivelo4101 4 года назад +1

    Fahatsiarovana t@ FAHAZAZA misaotra e

  • @herymahefasoarazafindrakot3483
    @herymahefasoarazafindrakot3483  7 лет назад

    Mirary so' Randria Heritiana. Efa abonné ianao zao de hiezaka hampiditra hira miandàlana eo.

  • @lalainarafanoharana2150
    @lalainarafanoharana2150 7 лет назад +1

    mankasitraka e !

  • @dzakks
    @dzakks 8 лет назад +1

    miarahaba anao namana a!

  • @herymahefasoarazafindrakot3483
    @herymahefasoarazafindrakot3483  7 лет назад

    ok Fanorenantsoa. Mirary anao ho Tanora lalandava.

  • @laloulalou187
    @laloulalou187 7 лет назад +2

    midoboka be ny foko !!!eeee any izay ilay olona iray izay !! fahatanorana izany !misaotra e

  • @heri6449
    @heri6449 8 лет назад

    fantastique baina a. Tsy nantenaiko mbola haheno an'ity hira ity intsony aho. Ampandrana 83. Tena rock ;)

  • @yanntana
    @yanntana 8 лет назад +1

    Salut Hery Mahefasoa! ...voaray ny Mail ary misaotra anao amin'ny fahatsorana.... Mirary soa hatrany (aleo aloha hihaino sy hankafy indray ;) )))...

  • @ramorasataramorasata2589
    @ramorasataramorasata2589 7 лет назад

    Merci Ram's ! hiran'ny fahazazanay zany e!!! t@ mbola tany @ CEG

  • @tojonirinafanorenantsoa9432
    @tojonirinafanorenantsoa9432 7 лет назад +1

    ao tsara, hafa ihany ny taloha

  • @nainabetantely6521
    @nainabetantely6521 7 лет назад

    six. 8 taona aho tamin izany no nahita an i bain nihira an io tao ampandrana niaraka tamindry niry sy batata. milay e.

  • @herymahefasoarazafindrakot3483
    @herymahefasoarazafindrakot3483  7 лет назад

    Ok. Nainabe Tantely. Mirary so' ho antsika rehetra e

  • @herymahefasoarazafindrakot3483
    @herymahefasoarazafindrakot3483  7 лет назад

    Mirary sô' ho anao sy ilay ol anankiray ...:-) Lalao Ravalison

    • @hraje3636
      @hraje3636 6 лет назад

      Herilanto

    • @hraje3636
      @hraje3636 6 лет назад

      Ary soa dia mba misy ny version originale ny "tsy eo ianao" ny Iraimbilanja kay azafady. Misaotra indrindra

  • @herymahefasoarazafindrakot3483
    @herymahefasoarazafindrakot3483  8 лет назад

    Raha mbola velon'aina dia mampiditra eo ihany ny sagan'asa é!

  • @herynirinarakotoarimahefas1207
    @herynirinarakotoarimahefas1207 7 лет назад +1

    bjr daholo ee milay ranga aaa zany no tena vazo makasitraka eeeee

    • @herymahefasoarazafindrakot3483
      @herymahefasoarazafindrakot3483  7 лет назад

      Bjr. mankasitraka hery nirina Rakotoarimahefa. ary tsika zany ôtrany mpihavana iann rah' ny anarana no jerena an! (y)

  • @carmenrandria1867
    @carmenrandria1867 8 лет назад +1

    Helllllllo 'Fachou' ;-)
    Quelle surprise!!! Merci

    • @herymahefasoarazafindrakot3483
      @herymahefasoarazafindrakot3483  8 лет назад

      +Carmen Randria Salut Une bonne surprise e! J'ai déjá mis en ligne aussi Hay indry tsy tany, Vavaka, Fahatsiarovana (Face B du 45tours). Bonne écoute.

  • @mangableu
    @mangableu 7 лет назад

    Hiran ny fahazazako!misaotra e!

  • @herymahefasoarazafindrakot3483
    @herymahefasoarazafindrakot3483  8 лет назад

    Salut Emt commercial sy Harimanga Abel. Mirary so' ho antsika rehetra. Efa misy hira hafa ko' ato @ youtube an: fahatsiarovana, vavaka, hay indry tsy tany. Amin manaraka ny hafa.

  • @GsKRkT
    @GsKRkT 8 лет назад +1

    Mbola any ve ilay hira hoe "Fa ny ahy dia ny fonao ny sainao, tiako ho ahy, ahy irery..." (inona moa no lohatenin'izy iny?) Mandra-maty... Mankasitraka

    • @herymahefasoarazafindrakot3483
      @herymahefasoarazafindrakot3483  8 лет назад

      Ie mbola any..."Angamba any misy toa ahy"no natôko Titre-ny. Eo am-panaovana reprise zá io.

    • @GsKRkT
      @GsKRkT 8 лет назад

      Toa manana an'ilay horonam-peo t@ iny aho anaty vatasarihana any

    • @GsKRkT
      @GsKRkT 8 лет назад

      Mandrapaha-vitanao ny reprise, sao mba azoko alefa ilay version taloha?

    • @herymahefasoarazafindrakot3483
      @herymahefasoarazafindrakot3483  8 лет назад

      Alefaso rehefa hita e!

    • @herymahefasoarazafindrakot3483
      @herymahefasoarazafindrakot3483  8 лет назад

      Alefaso fa tsy maninona. Ampitao @ mpihaino fa Herimahefasoa no Auteur-Compositeur-Interprete oé! :-)

  • @nirinalisoaraharimahefa8789
    @nirinalisoaraharimahefa8789 3 года назад

    tsara! misaotraô !

  • @randriamihajavola1986
    @randriamihajavola1986 7 лет назад +2

    Chicago malagasy

  • @herymahefasoarazafindrakot3483
    @herymahefasoarazafindrakot3483  8 лет назад

    Ie mbola tadidy: ny Iznogood isan-karazany...

  • @hddg_2948
    @hddg_2948 6 лет назад

    Mampantsiaro any atanorana ny Dadako

  • @nomadclipprod7585
    @nomadclipprod7585 6 лет назад

    Mankasitrak'e

  • @lantoratsida9533
    @lantoratsida9533 5 лет назад

    fa efa nisy DISC ve ny an dry raimbl?

    • @herymahefasoarazafindrakot3483
      @herymahefasoarazafindrakot3483  4 года назад

      Io ihany ilay version originale: raimbl' no ni-accompagner fa ny Auteur-compositeur-Interprète-arrangeur dia Herimahefasoa avokoa.

  • @randrianarisoa-catellavoni6530

    ❤🎉

  • @lydiaramaroson
    @lydiaramaroson 5 лет назад +1

    tsara loatra e

  • @herymahefasoarazafindrakot3483
    @herymahefasoarazafindrakot3483  8 лет назад

    Mbola any toko':"Angamba any misy toa ahy..." ny lohanteny. Rah' sitrapon'ny Tompo dia hikarakara ny 2è album ka isany atao ao iny.

    • @GsKRkT
      @GsKRkT 8 лет назад

      +Hery Mahefasoa Razafindrakoto : Misy an'ilay arrangement taloha ve any aminao? Efa elaela ihany no nikasako handefasana an'izy iny , fa aleo ierana aloha hianao tompony.

    • @herymahefasoarazafindrakot3483
      @herymahefasoarazafindrakot3483  8 лет назад

      Io ny version originale natao tao @ Discomad. Afaka alefanao fa marihina fa i Herimahefasoa no Auteur-compositeur-Interpréte fa ny Tarika Iraimbilanja dia nanampy teo @ fitendrena mozika ihany.

  • @herymahefasoarazafindrakot3483
    @herymahefasoarazafindrakot3483  7 лет назад

    Mankasitraka Ramarosata

  • @herymahefasoarazafindrakot3483
    @herymahefasoarazafindrakot3483  8 лет назад

    Mbola K7 ilay version originale ka raha misy any de alefaso fa tsy maninona
    Mba aza adino ny mampatsiahy fa Herumahefasoa no Auteur-compositeur hoe. Merci bcp. Raha misy adresse mail azo ifandraisana vao maika tsara.

  • @GsKRkT
    @GsKRkT 8 лет назад +1

    Masaka be masaka be

  • @Trazzydazzy
    @Trazzydazzy 6 лет назад

    BRAVO!!!!

  • @raharisonniandry8743
    @raharisonniandry8743 7 лет назад +1

    tena zay originala zay mits no itiavako an'ity hira ity...ahatsiarovana ny fahazazana

  • @elinivo4459
    @elinivo4459 8 лет назад +1

    Bonjour Hery, misaotra @ ilay hira e! Souvenir Lycée RABE, tadidinao ?

  • @livaniainapatriciaandriana2523
    @livaniainapatriciaandriana2523 7 лет назад +2

    tsara eeeee

  • @ranerisonrosa9372
    @ranerisonrosa9372 7 лет назад +1

    ZANY NY VAZO NY FAHAZAZANAY MILAY E

  • @andrianiainaherisoa8381
    @andrianiainaherisoa8381 7 лет назад +1

    TSARA EH.AHATSIAROVANA NY TALOHA

  • @lovahasinastephan125
    @lovahasinastephan125 7 лет назад +1

    milay! misaotra e

  • @radorandria6250
    @radorandria6250 6 лет назад

    tsy tontan ny ela e

  • @herymahefasoarazafindrakot3483
    @herymahefasoarazafindrakot3483  8 лет назад

    Hello Carmen. Ton compte facebook? :-)