LYRICS - NISEA - " MANA " Niandry aho, zavatra hiova Lalana hizorana ho voarary Saingy ny lazaina ho lova Lasa nanindrona, marary Tsy haiko hoe, mety hadio ve Ny fihevitra maizina ao an-tsaina Fa raha mitohy ‘zao, hijinja tadio anie Raha mbola seza no andrandraina Break Efa mifatotra toy ny biby Ny zaza mitady sandry azo raisina Saingy ny tany aza efa namidy Lasa vahiny aho Refr Mino aho fa raha mbola mifandray Ny tanantsika, tsy mifaningotr’aina Mba mety hiampita ihany fa Isan’andro mifampihantsy amin’ny ady Ka raha tsy ho vitantsika intsony ny hiarina Mana no andrasana ho avy Simba tsisy mpahita ny hezaka vitan’ny any ambany Satria ireo raha tafita tsy hisaina afa tsy vola ihany Tsika efa hambakaina mbola tapena-maso ihany Brigde Tsy eto mihitsy no antenaiko (Hanova ny efa rava) N’iza hifandimby sy hamita ny adidy (hanome toky fa hahavita) Tsy hahataitra intsony f’efa fahita
ao tsara! tiako le tonony filôzôfika.... fa le mpitendry gitara maranitra anankiroa kosa dia tena haingon'ny tarika tanteraka! tongava amin'ny tanjona iriana tompoko
@@thefaniry It's my pleasure entirely! I shared this with the members of the Ayreon group on facebook, and the response was great. Many felt very much the same as I did!
NISEA - " MANA " Niandry aho, zavatra hiova Lalana hizorana ho voarary Saingy ny lazaina ho lova Lasa nanindrona, marary Tsy haiko hoe, mety hadio ve Ny fihevitra maizina ao an-tsaina Fa raha mitohy ‘zao, hijinja tadio anie Raha mbola seza no andrandraina Break Efa mifatotra toy ny biby Ny zaza mitady sandry azo raisina Saingy ny tany aza efa namidy Lasa vahiny aho Refr Mino aho fa raha mbola mifandray Ny tanantsika, tsy mifaningotr’aina Mba mety hiampita ihany fa Isan’andro mifampihantsy amin’ny ady Ka raha tsy ho vitantsika intsony ny hiarina Mana no andrasana ho avy Simba tsisy mpahita ny hezaka vitan’ny any ambany Satria ireo raha tafita tsy hisaina afa tsy vola ihany Tsika efa hambakaina mbola tapena-maso ihany Brigde Tsy eto mihitsy no antenaiko (Hanova ny efa rava) N’iza hifandimby sy hamita ny adidy (hanome toky fa hahavita) Tsy hahataitra intsony f’efa fahita
@@vonindrazagastonvelomasy2828 О, я как раз перешёл на этот клип по ссылке из твоего комментария под видео Within Temptation. Знаешь русский язык или c помощью Google Translate?:)
Ireto no manamarika vao miainga ny vazo 1. Ny mpihira : Tena feony voajanahary ary kanto na dia somary tsy manaitra ny sofina am-boalohany. Mandeha anefa ny hira sy ny firafiny manotolo, ny hatrany amin'ny fiverenana aza dia misandratra sy miavaka ary mamoaka ny hakanton'ny feon'ilay mpihira ny hira manontolo sy amin'ny antsipiriany 2. Maro ny tarika te hitifitra Nightwish sy Epica fa tsy misy tafa ary tena matsatso sy mahamenatra ny mihaino azy ireny... fa ity iray ity kosa aloha an, tena gasigasy ary kanto dia kanto. Fahafinaretana ho an'ny sofina tanteraka ny mihaino azy mihira sy ny firafitry ny hira. 3. Mahay izay nanoratra ity hira ity ary fanampiny ambony, mahay mikaja ny talenta eo an-tananareo ianareo. Miavaka ary mijoro tsy menatra izato ranabavy mihira izato noho ny hatsarana sy ny fahaizanareo nanoratra sy namorona ny hira. Fehiny : Tsara tompoko ilay vokatra! Zava-kanto tena gasy fa amin'ny gadona somary tandrefana! Tsy takona ny fampiasana ny teny gasy ary tsy fahatanitany toy ny fanao matetika raha gadona tandrefana tahaka izao no hita! Tsara tompoko
LYRICS - NISEA - " MANA "
Niandry aho, zavatra hiova
Lalana hizorana ho voarary
Saingy ny lazaina ho lova
Lasa nanindrona, marary
Tsy haiko hoe, mety hadio ve
Ny fihevitra maizina ao an-tsaina
Fa raha mitohy ‘zao, hijinja tadio anie
Raha mbola seza no andrandraina
Break
Efa mifatotra toy ny biby
Ny zaza mitady sandry azo raisina
Saingy ny tany aza efa namidy
Lasa vahiny aho
Refr
Mino aho fa raha mbola mifandray
Ny tanantsika, tsy mifaningotr’aina
Mba mety hiampita ihany fa
Isan’andro mifampihantsy amin’ny ady
Ka raha tsy ho vitantsika intsony ny hiarina
Mana no andrasana ho avy
Simba tsisy mpahita
ny hezaka vitan’ny any ambany
Satria ireo raha tafita
tsy hisaina afa tsy vola ihany
Tsika efa hambakaina
mbola tapena-maso ihany
Brigde
Tsy eto mihitsy no antenaiko
(Hanova ny efa rava)
N’iza hifandimby sy hamita ny adidy
(hanome toky fa hahavita)
Tsy hahataitra intsony f’efa fahita
What language is this? Sounds interesting.
@@derweeblord This is Malagasy language . From Madagascar . THanks bro
Amazing band and song. I want to feature this on my "Power Metal Thursday" on twitch. Metal hails from Norway 🤟🤟🤟🎶🎶🎶
Thanks brother ,
Tsara be. Tohizo. Misy olona avy any Finlande miteny hoe mitovitovy amin'ny tarika nightwish ny musique nareo. Marina izany😀👍. Bravo !
merci ;)
Super magique rock sophistiqué grande qualité bravo
Reveko kosa e! Belle decouverte pour moi
So awesome! Loved the song and the band. U guys are cool! Regards from Brazil!
Thanks Brazil ,thanks Selim :)
ao tsara! tiako le tonony filôzôfika.... fa le mpitendry gitara maranitra anankiroa kosa dia tena haingon'ny tarika tanteraka! tongava amin'ny tanjona iriana tompoko
herilanto elysé Andriamifidisoa Mankasitraka ndrindra
\m/ Horns up from Seattle, Washington. One of my great-grandparents was from Madagascar!
Tsara be mihitsy! Dia mirary soa ny tarika 😍
Mankasitraka ./ Nisea
Very nice friends!
great quality and at the height of european bands!!lml
Za mankafy foana misaotra NISEA A TSARA BE❤️❤️❤️❤️❤️
Tiavina Kely Mankasitraka 👊🏽
Excelente!!!!... Greetings from Brazil!
Thank you very much
Ao tsara izy zany. Bravo Nisea! 👏 👏👏
Dolly Andriatsiferana Mankasitraka. Nisea
Mankasitraka Be an'ny Tarika Nisea ary misaotra betsaka an'ny Immortal Films nanatontosa fa mahafinaritra!
Mankatelina ee . De misaotra anareo ihany koa manome courage fa hiezaka ny hitady ny sary tsaratsara kokoa foana
M'lay, mankasitraka NISEA.
Mankasitraka . Nisea
Fier du vita malagasy .....chapeau les gars....miandry ny vokatra manaraka sy ny concert
mankasitraka be ;)
Tsara!!! Le clip aloha tena tsara!! Ilay hira koa tsy ratsy mihitsy!!
Mankasitraka . Nisea
Mahafinaritra e!! Mankasitraka mizara Nisea!!
Misaotra anareo manjohy manohana . Nisea
zao za vao nieno, tsara tohizo
Greetings from northern finland. Sound s.o. familiar nightwish etc
Pekka Ruohonen Thanks 👊🏽
Absolutely stunning! Like nothing I've heard before! What an unexpected treat!
THanks brother :)
@@thefaniry It's my pleasure entirely! I shared this with the members of the Ayreon group on facebook, and the response was great. Many felt very much the same as I did!
Mankasitrak e! na ny son na ny image! 👍👍✌
Misaotra indrindra . Nisea
T I A K O L O A T R A !! Merci Nisea.
Mankasitraka . Nisea
mafinaritra e! mba mila tonony raha misy
Bravo Nisea ♥, tsara fa tohizo
Merci , respect . Nisea
@@thefaniry Afaka mba mahazo tononkira ve azafady :)
NISEA - " MANA "
Niandry aho, zavatra hiova
Lalana hizorana ho voarary
Saingy ny lazaina ho lova
Lasa nanindrona, marary
Tsy haiko hoe, mety hadio ve
Ny fihevitra maizina ao an-tsaina
Fa raha mitohy ‘zao, hijinja tadio anie
Raha mbola seza no andrandraina
Break
Efa mifatotra toy ny biby
Ny zaza mitady sandry azo raisina
Saingy ny tany aza efa namidy
Lasa vahiny aho
Refr
Mino aho fa raha mbola mifandray
Ny tanantsika, tsy mifaningotr’aina
Mba mety hiampita ihany fa
Isan’andro mifampihantsy amin’ny ady
Ka raha tsy ho vitantsika intsony ny hiarina
Mana no andrasana ho avy
Simba tsisy mpahita
ny hezaka vitan’ny any ambany
Satria ireo raha tafita
tsy hisaina afa tsy vola ihany
Tsika efa hambakaina
mbola tapena-maso ihany
Brigde
Tsy eto mihitsy no antenaiko
(Hanova ny efa rava)
N’iza hifandimby sy hamita ny adidy
(hanome toky fa hahavita)
Tsy hahataitra intsony f’efa fahita
Tena hight Level
mankasitraka :) :)
very wonderfull
'Zay vo enoko , Tsara be (y)
не знаю испанский, но песня прикольная!!! Лайк однозначно!
Тебе показалось, что это испанский?:)
это малагасийский, язык, производный от индонезийского :)
@@vonindrazagastonvelomasy2828 О, я как раз перешёл на этот клип по ссылке из твоего комментария под видео Within Temptation. Знаешь русский язык или c помощью Google Translate?:)
@@МаксимКоноплянка Я получил помощь от Google Translate. С другой стороны, я увлечен Россией, которую надеюсь однажды посетить с моей группой.
🤘🏼🙋🏾🤘🏼
Great music!!!
Much Thanks
Go go Nisea 😍
Thanks ! . Nisea
Tena tsara
❤❤❤
Где можно найти эту песню что скачала
альбом еще не выпущен
tsara e!
La meilleure sequence selon mon goût : ruclips.net/video/PQPOGBmrjRU/видео.html
Tena tsara be
Ireto no manamarika vao miainga ny vazo
1. Ny mpihira : Tena feony voajanahary ary kanto na dia somary tsy manaitra ny sofina am-boalohany. Mandeha anefa ny hira sy ny firafiny manotolo, ny hatrany amin'ny fiverenana aza dia misandratra sy miavaka ary mamoaka ny hakanton'ny feon'ilay mpihira ny hira manontolo sy amin'ny antsipiriany
2. Maro ny tarika te hitifitra Nightwish sy Epica fa tsy misy tafa ary tena matsatso sy mahamenatra ny mihaino azy ireny... fa ity iray ity kosa aloha an, tena gasigasy ary kanto dia kanto. Fahafinaretana ho an'ny sofina tanteraka ny mihaino azy mihira sy ny firafitry ny hira.
3. Mahay izay nanoratra ity hira ity ary fanampiny ambony, mahay mikaja ny talenta eo an-tananareo ianareo. Miavaka ary mijoro tsy menatra izato ranabavy mihira izato noho ny hatsarana sy ny fahaizanareo nanoratra sy namorona ny hira.
Fehiny : Tsara tompoko ilay vokatra! Zava-kanto tena gasy fa amin'ny gadona somary tandrefana! Tsy takona ny fampiasana ny teny gasy ary tsy fahatanitany toy ny fanao matetika raha gadona tandrefana tahaka izao no hita!
Tsara tompoko
Merci beaucoup ☺
Qu'est-ce que "Mana"? (Inona ilay "Mana"? What is "Mana"?)
Dans l'histoire de la Bible , quand les Juifs ont souffert de la faim dans le désert , Dieu a fait descendre la manne du ciel
tohizo fa tsara e
Mankasitraka . Nisea
blessed song
song that comes to thwart the ancient Roman principle of "divide et imperia"
Manifque
tena tsara
Mankasitraka ;)
sounds a bit like old nightwish
Thanks Brother
@@thefaniry no probs