Aza be vava eo ianao...f'angah i Siteny ihany no cotier? Ao I Parainy Auguste, ao i Jean Brunel, ao koa i Rolland Ratsiraka...ireo no tsy misy trosa...fa Siteny be trosa. Aleonay mifidy an i PARAINA AUGUSTE tsa manana trosa
Aleo mifidy an i Parainy Auguste satria izy cotier sady misy jery am fitondrana ny raharaham panjakana. Sady Paraina Auguste tsy manana trosa am mpamatsy vola, satria ny mpamatsy vola tsy nanome vola an i Parainy... Ka aleo lavitra mifidy an i Paraina Auguste
Ty ndray ilay adala ratsy tsy misy ilaina azy,raha lehilahy tonga dia sur table hatao d mankanesa aty MADAGASCAR,be teny ratsy tsy misy ilaina anao,misy marina ny teninao fa be teny ratsy,andeha mandeha any
Za sady tsy Siteny n tsy Rajoelina Mijaly aloha n vahoka malagasy depuis n fitondranan"n'y Rajoelina 05 taona lasa Zay D izy indray Zao n lany ,de zakao ry Malagasy izay nifidy azy Aza mitaraina hoe mijaly zahay e,patati patata 😂 Latina n anao Luc e😂
HIHIHIHI HAHAHA HEHEHE ZAOO KOA LE TSY MAHATAFAVOAKA AN GASIKARA LANY ANDRO B FiALONANA FA TSY ZE TENA METY HAMPANDROSO DAGO NO ATÔ D REHEFA NANDRA FA MANAMBINTANA D MITSOKA ANDAFY FA ZAHAY HAINANAY MIATRIKA AN IO !!!!v
MBA fay tenisany côtiers mpisolelaka pory reo fa n'a n'y C10 aza mitangorompory eto tanà eto 😂😂😂déco tingonenty b Vava pory eto fa tenisany côtiers pory no nandany an i rajoel haimporinao zany v ry kindy a! 😅😅😅😅
Tlahy Didier Ratsiraka moa firy taona no nipetraka tam sezany. Sa hoe Didier Ratsiraka ve tsy cotier ? Raha Siteny no ho fidiana, d raha voafidy eo izy, d tsy maintsy mamerina ny vola laniny tam propagandy...ka isika vahoaka no hibaby trosa am vola lanin i Siteny tam propagandy...sokafy ny maso ry Luc fa tsisy jery ianao.
Akombony vavanao! Mandehana mitady. Docteur fa marary saina
Merci beaucoup razoky Luc 👏👏👏👍👍👍
de manino ra mba tsy mifoka amin'izay, fa efa ho lasa elah zao aaaa, kely sisa de oentina eny Andramasina
Marary fo sy marary saina tsara zayyy...mbola aiza ny haino anao le fis de pita pr tya😅😅😅
Aza maratsy Merina fa ny Merina aza tsinifidy an
Siora mintsy,, tena marina b lazainw ❤❤
🥴🤥🙄😳ANO ADALA 😅 TSISY JERY😂
Marary saina koa ty
Aza be vava eo ianao...f'angah i Siteny ihany no cotier?
Ao I Parainy Auguste, ao i Jean Brunel, ao koa i Rolland Ratsiraka...ireo no tsy misy trosa...fa Siteny be trosa.
Aleonay mifidy an i PARAINA AUGUSTE tsa manana trosa
ZAHAY EFA LEO VARY AMIN NY ANANA IO LUC HERVE PORY .... FIA MIARO VANIO KOA LAMODY LAHOLO
Lany I andry
maringa zany ee
😅😅😅😅 CHACUN FAIT CE QU'IL LUI PLAIT 😮😮😮😮😅😅😅😅
Marary saina ianao
Aleo mifidy an i Parainy Auguste satria izy cotier sady misy jery am fitondrana ny raharaham panjakana.
Sady Paraina Auguste tsy manana trosa am mpamatsy vola, satria ny mpamatsy vola tsy nanome vola an i Parainy...
Ka aleo lavitra mifidy an i Paraina Auguste
Zahay mila orange
Abouyiza Laban io
Jerinao mirefarefa @tany,Zao bôka la côte fa kaza manimbo olo karahio anao,jerevo @ fitaratra sorana fa anao mandrora mitsilany,kaza ata anao mampiady foko,
Anao mihinana setrokafo
Ianao io miitsy no mbola hifidy an i Andry.
Lany roranao
Sao dia mba mifamadika àry ny anjara asan'ny vavanao sy ny fitombenanao, fa toa ny vavanao indray no lasa mamoaka maloto ?😮😮😮😮
Bye bye pory le tengodreniny ty
Mihinana jalouxiny ray maraina ray atoandro ray hariva de sitrana ianao
😮 RORO , BOZAKA , COCAINE , JAMALA , 😅 TOAKA VAZA 😅 PARAKY 😅 MIJALY ANAO AI 😅 😅
Orange fo ny anay
Ty ndray ilay adala ratsy tsy misy ilaina azy,raha lehilahy tonga dia sur table hatao d mankanesa aty MADAGASCAR,be teny ratsy tsy misy ilaina anao,misy marina ny teninao fa be teny ratsy,andeha mandeha any
Marina zaka teneninao luk tena
mafy jaly mahazo atsika gasy
Nareo côtier no tena tian Rajoelina fa zay ambaniandro no mitokona pory ho anareo
Anarô à Tanà foana mandrava fitondrana jiaby mijoro eto Madagascar, tsisy résultats fa miha mahantra foana isika...
Sek tapaka tsinaiko srx 😁
rehefa tsy zaka leitsy le raha aza foana a!
Tengoninenao iha
Za sady tsy Siteny n tsy Rajoelina
Mijaly aloha n vahoka malagasy depuis n fitondranan"n'y Rajoelina 05 taona lasa Zay
D izy indray Zao n lany ,de zakao ry Malagasy izay nifidy azy
Aza mitaraina hoe mijaly zahay e,patati patata 😂
Latina n anao Luc e😂
Ataonao ho iza moa ianao io
Avy aminao mintsy no ahalany an i Siteny, anao mba nianatra politika? Robatinao Siteny
Tsy ahalany an i Siteny, n'y olona tokony hifidy azy ompaompainao, goutte d eau dans mer
Tokony navy taty elah nifidy Siteny fa tsy bé teny ratsy eto fona
😢😢😢😢
Je suis d’accord avec toi
depute fb mafy anao eky tengonenin pory mts kkkkkk
Ny anako de siteny any
Atsika conte mihints no vendrana
😂😂 Na député fb draba fa misy jery 😂😂 tapaka ny tsinaiko
😂😂😂😂
Ny ol ze tonga any andafy matetika le tsy misy solaitra d micland misolelaka vaza pfff
👍👍👍👍👍👏👏👏👏👏
👏👏👏
hahahaahahahahahahahahahahahaha
HIHIHIHI HAHAHA HEHEHE ZAOO KOA LE TSY MAHATAFAVOAKA AN GASIKARA LANY ANDRO B FiALONANA FA TSY ZE TENA METY HAMPANDROSO DAGO NO ATÔ D REHEFA NANDRA FA MANAMBINTANA D MITSOKA ANDAFY FA ZAHAY HAINANAY MIATRIKA AN IO !!!!v
Tena mpanaMÖLY TY zoky tsy vanona ity lele mody nge ela aty minanemanlah aty e
Sorogno rano èèèè !!!
😂😂
Zahay eto afovoantany efa tsy Tia an'i Bruce Lee hatrizay ee, nareo foana mifidy an'io
Misaotra betsaka Luc ny olona efa zatra mivelona amin'ny zavatra maloto toy an'io Mr Rajoelina io ihany ny olona mbola nifidy azy 😢
Marary loha iha aminy orangenay
Mehezan'i Rajoelina fotsiny ingahy
Hitako tsara io T-shirt mavonao io...io T-shirt io mbola ho vidianao lafo izy io...
Satria i Siteny mbola hamerina ny volany any am mpamatsy vola...
Mitovy ihany ireo loko Mavo sy orange ireo...
Noho izany aleo mifidy an.i Paraina Auguste tsy manan trosa...
Ianao mpandainga, fa tam taona 2018 nahoana ianao tsy nifidy an.i Ratsiraka Rolland nefa izy Cotier !
Matoa ianao tsy nifidy an i Rolland R...Dia tsy tia cotiet ianao izany
amboalambo n'y tengoneninao raha mahay ialah tongava aty f aza mampiady olona fotsiny eo
Eka aro Ranadahy, marina teninao io ,Sud Est zao , Siteny isika
80 pory cent kkkkk
on s en fou onta deja dit qu il va pas voter
Elaha no tena adala tsis ilaina azy,,,badolahy,,,, cochon 🐷🐖🐷
Tena gegy mihitsy ty Iza Zao n gegy nareo roa
MBA fay tenisany côtiers mpisolelaka pory reo fa n'a n'y C10 aza mitangorompory eto tanà eto 😂😂😂déco tingonenty b Vava pory eto fa tenisany côtiers pory no nandany an i rajoel haimporinao zany v ry kindy a! 😅😅😅😅
kkkk
Tlahy Didier Ratsiraka moa firy taona no nipetraka tam sezany.
Sa hoe Didier Ratsiraka ve tsy cotier ?
Raha Siteny no ho fidiana, d raha voafidy eo izy, d tsy maintsy mamerina ny vola laniny tam propagandy...ka isika vahoaka no hibaby trosa am vola lanin i Siteny tam propagandy...sokafy ny maso ry Luc fa tsisy jery ianao.
que d'insultes pourquoi tant de haine pourquoi essayer d'attiser les tensions merina cotiers de plus il me semble que ratsiraka est cotier
Bé n'y ho lasa adala ! ohatran ts hiverina n'y milliard n Siteny rah Zao fandehany
Noverezin dRavalomanana ts nanary vola tamin hélicoptère
Ain'olo Malagasy firy no saika nafoy tamin'ny COVID-19 saingy nohon'ny ezaka fitsaboana nataon'ny Fanjakana Malagasy notarihin'ny Filoha Andry Rajoelina dia sitrana avokoa niaraka tamin'ny tosika fanampiana ara-bola sy ara-tsakafo tamin'ny Malagasy tena narefo. Ankoatr'izay ny famonjena sy fikarakarana ny traboinan'ny rivo-doza mahery maro nandalo teto Madagasikara tamin'ireny fotoana mafy ireny. Hitam-poko hitam-pirenena koa ireo Sekoly-Malagasy Kianja-Malagasy Hopitaly-Malagasy Lalana-Malagasy sns sns manara-penitra maro manerana an'i Madagasikara ary vao tsy ela ny fahombiazan'ny Mpanao fanatanjahantena Malagasy tamin'ny Lalaon'ny Nosy natao teto Madagasikara vokatry ny ezaka nataon'ny Mpitondra Fanjakana Malagasy hatrany. Irariana ny hahatafidiran'ny Ekipa Malagasy BAREA amin'ny lalao Mondial 2026.
Isaorana Zagnahary Marigny Tompon'ny Tsara fa tsy tompon'ny ratsy nitahy ka vita soa aman-tsara ny Fifidianana filohampirenena ary mivavaka mafy Aminy hatrany mba ho ny Tsara amin'ny lafiny rehetra anie no hanjaka eto Madagasikara.
Tengonineniao iha
😂😂