Ry Tanindrazanay Malala ô

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 8 сен 2024
  • Hymne national de Madagascar
    Hirampirenen'i Madagasikara
    Ry Tanindrazanay Malala ô
    Ry Tanindrazanay Malala ô
    Ry Madagasikara soa.
    Ny fitiavanay Anao tsy miala,
    Fa ho Anao, ho Anao doria tokoa.
    Tahionao ry Zanahary
    ‘Ty Nosin-dRazanay ity
    Hiadana sy ho finaritra
    He ! sambatra tokoa izahay.
    Ry Tanindrazanay Malala ô
    Irinay mba hanompoana Anao.
    Ny tena sy fo, fanahy anananay
    ‘Zay sarobidy sy mendrika tokoa.
    Tahionao ry Zanahary
    ‘Ty Nosin-dRazanay ity
    Hiadana sy ho finaritra
    He ! sambatra tokoa izahay.
    Ry Tanindrazanay Malala ô
    Irinay mba hitahiana Anao.
    Ka ilay Nahary izao tontolo izao
    No fototra ijoroan’ny Satanao.
    Tahionao ry Zanahary
    ‘Ty Nosin-dRazanay ity
    Hiadana sy ho finaritra
    He ! sambatra tokoa izahay.

Комментарии • 7

  • @fredianjara7222
    @fredianjara7222 4 года назад +3

    Tiako ny tanindrazako 🇲🇬🇲🇬❤❤

  • @mcuno7461
    @mcuno7461 10 месяцев назад

    Mes 2 Nations 🇲🇫🤝🇲🇬

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 5 лет назад +2

    Mamiko tanindrazako sady tsiafondro tsiatakaloko😍😍💖💖😍😍!!

  • @JeannetteRalison
    @JeannetteRalison 8 месяцев назад +1

    14/12/23
    🙏💟🎄🇲🇬🙏

  • @dmitrygolovin5136
    @dmitrygolovin5136 7 лет назад +7

    One of my favourite anthems

  • @kotrasarah8292
    @kotrasarah8292 5 лет назад +2

    Yeah ! Me too

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 5 лет назад +4

    VAVAKA no Anjara Biriky kely ho an' i Madagasikara Tanindrazantsika
    Tahio izahay ry Zanahary mba samy ho Tafita daholo