Famadihana_Kabary Fisaorana

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 15 янв 2025

Комментарии • 1

  • @ramamonjisoajeananselme2956
    @ramamonjisoajeananselme2956 6 лет назад

    Tsara ny karianao Andriamatoa fa ny antsika mpikabary dia miezaka mba ho amin'ny tsara hatrany ka mila harahina tsara ireto dingana dimy ireto: 1- Tari-dresaka: azafady, antony ivoriana, antony intenana, fanetre-tena; 2-Fiala-tsiny, 3-Hasina sy arahaba, 4-Ranja-kabary, 5-Fehi-teny. Tsy voahaja loatra ireo. Misaotra e! Tsikera kely ho Fanampiana antsika rehetra.