RASAMOELISON ANDOHAVARY /// FILM HIRAGASY

Поделиться
HTML-код

Комментарии • 39

  • @Hart2716
    @Hart2716 Год назад +1

    Mafy be ilay Andohavary 💯❤ Fa mahagaga anankiray fotsiny ny hiran-dry zareo ato.

  • @harishue
    @harishue 5 лет назад +3

    Ao ny tsikera, ao koa ny doka ary ao ny hanatra eo amin'ny fiainana andavanandro. Izany ka tena hira. Misaotra eh!

  • @aurelierabeson7578
    @aurelierabeson7578 29 дней назад

    Mankasitraka indrindra e. Izany ka zava- kanto.

  • @razafimamonjydaniel3339
    @razafimamonjydaniel3339 5 месяцев назад

    Aiza ny Rasomoela manaraka eh?mbola tsy nisy maharaka io aloha hatr@ zao eh .Bravo nareo ,trop y Dd samy ❤

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 8 месяцев назад

    D tadidinareo tsianjery daholo ve ireny tonon Kira lavabe ireny ry RASAMOELSON ANDOHAVARY...
    Mahay ianareo e!

  • @nyh.gabriel
    @nyh.gabriel Год назад

    Tena henjana !! raha ireto sy Raintelo no mifandona tena hafana ny ady !!

  • @lalieraharinala8257
    @lalieraharinala8257 26 дней назад

    Havanay avy any andohavary🥰😍

  • @daddydaddy3496
    @daddydaddy3496 Месяц назад

    Misaotra, Makateligna Anaro Zalahy e

  • @victorrandria5117
    @victorrandria5117 3 года назад

    Madagasikara Alefa Mozika, mba andefaso hira vaovao fa ho alainay 'reto mpihira ireto.

  • @lova.Ravel59
    @lova.Ravel59 5 лет назад +1

    Mahafinatra be mitsy👍👍😍 zao no tena fomba malagasy tsy azo ariana 🇲🇬 fa tsy ny fanompoan-tsampy ... 👹

  • @ramamonjisoajeananselme2956
    @ramamonjisoajeananselme2956 5 лет назад +1

    Hafa ihany ny Malagasy e! " ny rambihazina hanitry ny tanety, ny kabary hanitry ny lanonana fa ny hiragasy kosa hanitry hira Malagasy" . mahaiza ary mankafy sy mitia ny hira Malagasy e! sanatria ve dia ho valalan'amboa ka ny tompony aza tsy tia. Misaotra e!

  • @raharinosysissy4172
    @raharinosysissy4172 6 лет назад +2

    Tena mahay be, ! Samy nahazo Tao aby. Mankasitraka anareo Andohavary!

  • @jeanyves3999
    @jeanyves3999 9 месяцев назад

    Anatranatra sy zava-misy hita eto daholo fa misaotra indrindra irariana koa ireo tanora ihaino sy hakafy

  • @actionhaha7432
    @actionhaha7432 5 лет назад +1

    Afa iany ny hira gasyyy 😍😍😍😍

  • @jerrylantonarivo6701
    @jerrylantonarivo6701 Год назад

    tsara be. ...wonderful...

  • @agnesravaonindrina6191
    @agnesravaonindrina6191 11 месяцев назад

    Mahafinaritra e, misaotra anareo, ho ela velona nareo.
    Andriamanitra no ho deraina sy isaorana.

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 5 лет назад +4

    "VIVE LES VAKODRAZANA MALAGASY"

  • @victorrandria5117
    @victorrandria5117 4 года назад

    Tena m'lam otran any ampengonana. Hafa mihitsy ny mizah hiragasy ka....

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 5 лет назад

    mankasitraky indrindra Tompoko fa tena mafinaritra be anareo Tonga soa mantsara ny hafatra ankira

  • @victorrandria5117
    @victorrandria5117 3 года назад

    Asio mafy mihitsy 'reo ao Ambony ao fa hatram'zao tsy tsssssss...

  • @berhtinefanja1265
    @berhtinefanja1265 4 года назад

    Makasitraka ndrindra tompoko mafnaritra fona

  • @neroneristorante1209
    @neroneristorante1209 3 года назад +1

    Molay

  • @victorrandria5117
    @victorrandria5117 4 года назад

    Lay Hiragasy be mipoapoaka....Ok

  • @raymondrakotoarisoa143
    @raymondrakotoarisoa143 6 лет назад +2

    Tsara be, mafinaritra

  • @ainarasolomanana1734
    @ainarasolomanana1734 4 месяца назад

    ❤❤❤

  • @lalolalo523
    @lalolalo523 4 года назад

    EFA ihany oa zany hira gasy zany makasitraka indrin DRA Tompo ko ô

  • @raharinosysissy4172
    @raharinosysissy4172 6 лет назад +1

    Tiko beeeee

  • @stellinarakotovao2903
    @stellinarakotovao2903 2 года назад

    Misaotra!!!!eh!!!

  • @famrand1032
    @famrand1032 3 года назад

    ok ok

  • @prospererandriambololona628
    @prospererandriambololona628 6 лет назад

    mankasitraka e

    • @abdelaziz3838
      @abdelaziz3838 6 лет назад

      ao tsara

    • @minourabesa1742
      @minourabesa1742 5 лет назад

      HAFA IHANY E. FENO ANATRA MITAIZA HO OLO-MBANONA . TSARA RY RETO FA NDAO TOHANANA HANDROSO IZAO E

  • @rakotoarisoajeannot746
    @rakotoarisoajeannot746 4 года назад

    Tsara ny hira fa ny sary matroka be .

  • @jonlangley1010
    @jonlangley1010 5 лет назад

    • @sylvainpascal3086
      @sylvainpascal3086 5 лет назад

      Tsara be. Mba ataovy maromaro sy amin' ilay hira gasy vaovao reny zay mba manana possibilite fa tena mafinaritra e. Misaotra

    • @dinasoafehizoro7097
      @dinasoafehizoro7097 5 лет назад

      Io ny mpihiragasy tiako indrindra

  • @izao123
    @izao123 4 года назад

    t@ za mbola kely dia ny dihy no tena tiako ,taty aoriana dia ny kabary sy ny tonon-kira no tena nankafiziko,teo Andoharanofotsy no nahitako hira gasy voalohany ,ao anatin'ny brigady ny zandary ao no nisy ilay kianja toy ny ilay ao mahamasiny io

    • @victorrandria5117
      @victorrandria5117 4 года назад

      Mba nitovy taminao ko za tam mbola kely, fa zao le ranjany no tena tiako.

  • @neroneristorante1209
    @neroneristorante1209 3 года назад

    Mm