Les phrases musicales ne doivent jamais être coupées....un gros travail de gestion de respiration à faire ( constat très fréquent chez les chorales Malagasy)
Mankasitraka ny finiavana. Mety lavitra kokoa ara-panahy ny tsy manisy sary sy hetsika ahitana vola fa maka fanoharan'ny Tompo miainga amin'ny voahary manodidina antsika sady iainantsika. Misaotra mandray hevitra
merci Jesus!
Msaotra anao Yrral
misaotra amin'ilay hira mahafinaritra ee!
Mpianatra NY Tompo hasainy mifanompo na mamy na mangidy fa izany no ilaina
misaotra jesosy
Les phrases musicales ne doivent jamais être coupées....un gros travail de gestion de respiration à faire ( constat très fréquent chez les chorales Malagasy)
fa nge de tsi takatra ra atao ambonimbony kely le cle any fa tena tsy tsara alou ee
mankasitraka e ! tena tsara
Mankasitraka ny finiavana. Mety lavitra kokoa ara-panahy ny tsy manisy sary sy hetsika ahitana vola fa maka fanoharan'ny Tompo miainga amin'ny voahary manodidina antsika sady iainantsika. Misaotra mandray hevitra
tsara be, mahareta ao amin'Ny Tompo isika rehetra
💗💖
mankasitrak e!
❤️
Marina izany
Fihirana Fanampiny 16 : Tsy izany no ilaina
Hira Fihirana Fanampiny 16 : Tsy izany no ilaina
Auteur compositeur : BESSA
tsara be ny feonareo
Tiko be ry reto a
Mankasitraka anareo tsara be ilay feo.