Njara Marcel - Latsapaka Bientôt disponible sur toutes les plateformes de musiques Réal : Immortal Film N'oubliez pas de vous abonner 📌😇😍 Don't forget to subscribe 📌😇😍
Felicitation nareo mivady njara Marcel. Dia mahareta hatramin ny farany Kopatanana avy aty ivelany e. Mankafy ny Hiranao rehetra dia tohizo hatrany e👍👍👊👊
Félicitations nareo roa mahareta tokana trano sambatra hatramin farany
Tonga dia te hampaka-bady vao avy mihaino an'ilay hira😭
Mirary tokan-trano sambatra🎤😃
Tsara be ilay hira ❤❤dia mbola mamerina ny fiarabana anareo roa,mirary tokatrano sambatra dia mahareta hatr@ farany
Felicitation nareo mivady njara Marcel. Dia mahareta hatramin ny farany Kopatanana avy aty ivelany e. Mankafy ny Hiranao rehetra dia tohizo hatrany e👍👍👊👊
FELICITATION à vous deux za makafy anao faona
Cette chanson marque une nouvelle histoire à moi et mon petit ami, il a fait sa demande avec cette chanson, tena tsara loatra
mirary tokantrano sambatra eh, mafinaritra be🤩🤩
MATSIRO be ah!
Félicitations de Mahareta tokana trano sambatra hatramin farany
tsara be ny tonony, ny feony, le olona😉
Mankasitraka e 🙏🙏🙏
mirary tokantrano sambatra ho anareo roa😍🥰,ny hira moa de tena tsara foana e,mirarisoa hatrany☺☺
Félicitation, de mahareta htramin'ny farany, mitomboa harena mitomboa laza...
Tiko lotra, felicitation nareo 2 ❤️❤️
Mafinaritra be... de mirary tokantrano sambatra ho anareo roa😀🥰
Félicitations ho anareo Roa,tena minestrone ny oditra maheno any lay ira f tsara,surtou antena maniry toizao mirary soa hoanareo😇🙏
Tiako loatra :) ;)
Tena tiako ity hira ity😍
Dia mbola mirary tokantrano sambatra ho anareo roa lesy ry zandry ah, milay le vazo 😊
Mahareta tokontrano sambatra arahin'ny fara sy dimby!!!!!!
Mamy b 😭❤️
rhooo mamy loatra🥰
tsara b le hira.mirary soa
Félicitations lesy bandy akama 😍😍
Tsara be
Félicitations lesy Njara ahh!!❤️ Mahareta hatram farany
félicitations ianareo
Félicitations félicitations bdb
Tiko ranga ty hira tiaaa
Félicitation
tsara be ilay hira e, mankasitraka e
tsoo félicitation à vous deux
la chanson est magnifique. spotify?
top bro
Félicitations Njara ❤🥰
1st réaction & 1 st coms ❤️🙄 tsara foana 🔥
Tsara lotra e.dia mbola mamerina fiarabana anareo 2 e
mahareta atram farany e, mlay
Félicitations 🎉
mirary soa eh
❤
Mamerina ny firarintsoa ho anareo mivady , mahareta atramin'ny farany ^__^ ;)
Very Impressive brother! Great work!
Milay be
Félicitations 🙏🙏❤
tsara loatra hatrany hatrany zany hira zany e
Mankasitraka e🙏
@@NjaraMarcel nareo no tena ankasitrahanay mpankafy am Kanto izay atolotrareo anay
Félicitations à vous deux 🥰
Very good
Milay
Tsara be
Felicitation
Tsara be