Mianatra "mitendry" - gitara

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 1 фев 2025

Комментарии • 13

  • @kelimatoykelimatoy8046
    @kelimatoykelimatoy8046 2 года назад

    Merci zoky be , fa reveko le rythme kabosy afa2 farany iny mba tena mahalina anah ,

  • @valimbavakaobedarafanomezantso

    fiadanana e!tsara be lay fampianarana fa enao ve afaka mampianatra pratique ohatra fa tena te hahay Gitara be ny tenako?mba mila fanampiana be amin'ny Gitar e,sarotra hay mantsy lay izy nefa mahaliana be,misaotra mialoha tompoko ô!tahin'i Jesosy ce nizara e

  • @gilbertrakotomalala40
    @gilbertrakotomalala40 4 года назад +1

    Misaotra betsaka amin'ny fampianarana mankasitraka RA FANIRY !

  • @rakotoarimananarajodiane7483
    @rakotoarimananarajodiane7483 5 лет назад +2

    Miasotra @ fizarana! Mankasitraka

  • @andriahdemada6020
    @andriahdemada6020 3 года назад +1

    Bonjour
    Mba afka mahazo lay accord de base v zfd fa d7 et tout mbl tsy vofehy tsr?🙈

  • @zoherilala5920
    @zoherilala5920 4 года назад +1

    Salama Faniry a... mankasitraka lesy. Mba ajoutéo am facebook lesy a... Herilala Zo. hitafatafàna ny Dia teny Ankatso teny

  • @vissindroiziarson327
    @vissindroiziarson327 5 лет назад +1

    mankasitrakeee

  • @hoteldesthermes1691
    @hoteldesthermes1691 3 года назад +3

    Misaotra zoky fa tena manampy be mihitsy ianao an !!!

  • @jeanjacquesrenejeanjacqu-vk7rj

    Misaotra be dia be

  • @annidelia293
    @annidelia293 5 лет назад +1

    slt ! Mb afaka détaillenao eto am commentaire v ré le notes n le more than Word in 🙏🏽! Bitteeee !

    • @faniryharijaona
      @faniryharijaona  5 лет назад

      Mor than word!! feno tuto an'iny atao amin'ny youtube an! :)

  • @andriantsoamilan8217
    @andriantsoamilan8217 4 года назад

    Ahoana no ialana amin'ny fahazaran_dratsy amle zatra manao mélodie de lasa tsy mahay mints?
    Tsy zatra manao accord mints ah mants