Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Salama e!vao hanomboka hianatra guitare mitsiny zah io...merci amin'ny fampianarana.Hanaraka hatrany
Mba miangavy rah mety de mba hatambaro playliste ray par etape le vide débutant à pro fa tena mlay be le izy, Tena hoe merci ❤
Ao @ facebook ''Nomena'' ianao raha hanao inscriptionNy fizarana tsy mety atao playlist satria mifangaro voraka eto daholo ny niveau fa any am cours no misy etape
Très bien expliqué merci beaucoup à toi pour la première fois j'ai appris beaucoup de choses. Big up🙏
merci
Salama tompoko ; efa nianatra kely dia kely taloha be de izao vao nahazo gitara.
Salm tompok Ary awn zan Rah gaucher ?
Big Job Bro, go ahead. Congratulations
Milay ❤🎉
Azfd,zay tsindrin'ny main gauche ve no tendren'ny droite ?
Tsy voatery tompoko
Swr zuk a aon n atao zan mb ampisofle anl tanana mb ahay anakatr za manko v izao vo iakatr Ku?
Mitendry isamandro dia afaka 3 mois any io afaka
MBA ataovy ilay tuto an’ilay hira evergreen azafady😅
Merci namana....manampy be ilay ataonao...
Bonsoir, tena mba tehitendry guitare aho. Mangataka fampianarana sy fanampimpanazavana. Merci
Merci beagosse!!!!
bjr, nena le tanana somary fohy no probleme itako amle echauffement
Merci beaucoup
Ahoana ry namana ny tena fianarana barrage !exercuce zany tiako anontaniana e!
merci zoky b
mazava tsara, merci
gratuit ve aloha raha manindry lay s'abonner?
Betsaka ny fampianarana momba ity fianarana guitare ity, fa ny anao ity tena hitako tena feno sy mahaliana hatrany.
Merci e ❤
Mankasitraka tompoko
merci ralah a
Awon l Réglage l Courde
tena tsara b ny fananazavanao fa tena tohizo b
Tena tiko bé n'y fampianaranao.vo hanomboka hianatra androany aho.dia ahoana l'ay hoe fohy n'y ratsatanana Dia tsy mahatakatra?
❤
Mankasitraka e!
Mirary soa
Mankasitraka fa mahafinaritra lay fampianarana.
Misaotra e ! Aiza ny lien an'ilay pitchlab ry namana ? Toa tsy ato @ description akory ?
Atao recherche ao amin'ny PlayStore fotsiny. sinon, ilay "Guitare Tuna" tena simple be.
Miarahaba tompoko.MBA afaka mahazo contact vé azafady fa tena mahaliana ahy lay fampianarana amin'ny vidéo ,aiza ny toerana misy n'y video
Tsy azoko lay karazana guitare acoustique s'y électrique
Misaotre ee,tohizo fa tsara
Musaotra anao nanome lesona fiantombohana aloha vao izao aho no ni télécharge an'io application lazainao io dia misaotra indrindra ô
Mba affala mahazo ny contact nw ve azfd
Misaotr betsaka anao fa za Tena Tia guitar be de tiko be lay fampianaranaMisaotra e
Tohizo ranga le fizaran amile zavakanto fa mafinaritra
Misaotra betsaka. Fa maninona ilay corde no tsy maneno tsara rehefa mitendry azy aho
Tena mba tehianatra ary mbola depart zero ny tenako.
Zao vao nahita ny fampianarana fa de tena mankasitraka indrindra e
mankasitraka tompoko
mahafinaritra leroa
J'essaie de m'accrocher à votre explication. Si vous pouvez ajouter quelques mots en français pour mieux suivre le cours votre explication. Merci
Mazava
Takona le izy tompoko fa apidino kely le camera
Départ zéro
eny tompoko
Salama e!vao hanomboka hianatra guitare mitsiny zah io...merci amin'ny fampianarana.
Hanaraka hatrany
Mba miangavy rah mety de mba hatambaro playliste ray par etape le vide débutant à pro fa tena mlay be le izy, Tena hoe merci ❤
Ao @ facebook ''Nomena'' ianao raha hanao inscription
Ny fizarana tsy mety atao playlist satria mifangaro voraka eto daholo ny niveau fa any am cours no misy etape
Très bien expliqué merci beaucoup à toi pour la première fois j'ai appris beaucoup de choses. Big up🙏
merci
Salama tompoko ; efa nianatra kely dia kely taloha be de izao vao nahazo gitara.
Salm tompok Ary awn zan Rah gaucher ?
Big Job Bro, go ahead. Congratulations
Milay ❤🎉
Azfd,zay tsindrin'ny main gauche ve no tendren'ny droite ?
Tsy voatery tompoko
Swr zuk a aon n atao zan mb ampisofle anl tanana mb ahay anakatr za manko v izao vo iakatr Ku?
Mitendry isamandro dia afaka 3 mois any io afaka
MBA ataovy ilay tuto an’ilay hira evergreen azafady😅
Merci namana....manampy be ilay ataonao...
Bonsoir, tena mba tehitendry guitare aho. Mangataka fampianarana sy fanampimpanazavana. Merci
Merci beagosse!!!!
bjr, nena le tanana somary fohy no probleme itako amle echauffement
Merci beaucoup
Ahoana ry namana ny tena fianarana barrage !
exercuce zany tiako anontaniana e!
merci zoky b
mazava tsara, merci
gratuit ve aloha raha manindry lay s'abonner?
Betsaka ny fampianarana momba ity fianarana guitare ity, fa ny anao ity tena hitako tena feno sy mahaliana hatrany.
Merci e ❤
Mankasitraka tompoko
merci ralah a
Awon l Réglage l Courde
tena tsara b ny fananazavanao fa tena tohizo b
Tena tiko bé n'y fampianaranao.vo hanomboka hianatra androany aho.dia ahoana l'ay hoe fohy n'y ratsatanana Dia tsy mahatakatra?
❤
merci
Mankasitraka e!
Mirary soa
Mankasitraka fa mahafinaritra lay fampianarana.
Mankasitraka tompoko
Misaotra e ! Aiza ny lien an'ilay pitchlab ry namana ? Toa tsy ato @ description akory ?
Atao recherche ao amin'ny PlayStore fotsiny. sinon, ilay "Guitare Tuna" tena simple be.
Miarahaba tompoko.
MBA afaka mahazo contact vé azafady fa tena mahaliana ahy lay fampianarana amin'ny vidéo ,aiza ny toerana misy n'y video
Tsy azoko lay karazana guitare acoustique s'y électrique
Misaotre ee,tohizo fa tsara
Musaotra anao nanome lesona fiantombohana aloha vao izao aho no ni télécharge an'io application lazainao io dia misaotra indrindra ô
Mba affala mahazo ny contact nw ve azfd
Misaotr betsaka anao fa za Tena Tia guitar be de tiko be lay fampianarana
Misaotra e