Ra Faniry
Ra Faniry
  • Видео 29
  • Просмотров 94 226

Видео

Mizara anaty confinement partie 3
Просмотров 4574 года назад
Fizarana hira ao amin'ny gasytablature.com
Guitar/Vocal Fx, TC Helicon PlayAcoustic
Просмотров 2464 года назад
Effet guitar akostika sy feo ny resaka eto. Mampianatra kely ny fomba fampiasana azy.
Bebe Ravaosolo sy ny ady tamin'ny 1947/ Taranaka zafimbazaha
Просмотров 3684 года назад
Miresadresaka kely amin'ny Bebe Ravaosolo. Tia ahafantatra ny ady natrehan'izy ireo tamin'ny 1947. Eo ihany ko ny zafimbazaha sy ny tantarany Background music: www.bensound.com
Berceuse pour ma fille "Shayna" - Par Ra Faniry
Просмотров 2294 года назад
Hira mahafinaritra natao tamin'ny gitara. Ny original dia mitondra ny lohateny hoe "Berceuse pour ma fille Clara" fa natolotro hoan'ny zanako "Shayna" izy teto.
Jehovah ray maharipo - Guitar sy Fampaherezana
Просмотров 1674 года назад
Hira anisany mahafinaritra ahy indrindra rehefa arahina fandinihan-tena sy fieritreretana lalina. Milaza ny fitiavan'Andriamanitra sy ny tsy famelany anao irery :)
Mizara anaty confinement partie 2
Просмотров 2954 года назад
Fizarana hirahira ao amin'ny gasytablature.com
Nanao vakansy tany Madagasikara niaraka tamin'ny sakaiza ?
Просмотров 1,4 тыс.4 года назад
Resadresaka niarahana tamin'ny Henintsoa Ranarson mombamomba ny lalana nodiaviny sy ny zavatra niainany tamin'ny vakansy farany teo. Aza adino ny abo !
Manomana "interview" rehefa mitady asa
Просмотров 2445 лет назад
Toro-hevitra kely mety hanampy rehefa manao "interview" mitady asa. Aza adino ny abo.
Ny sarimihetsika sy ny tontolony ?
Просмотров 2835 лет назад
Resadresaka kely niarahana tamin'ny namana Jairus Novel Tanjona ny eo amin'ny sehatry ny sarimihetsika amin'ny akapobeny. Aza adino ny abo
Fanovana permis gasy ho lasa Allemaina
Просмотров 1,1 тыс.5 лет назад
Soson-kevitra kely fanovana permis gasy ho lasa Allemaina hoan'ireo namana mipetraka eto Allemaina
Fiandohan'izao tontolo izao: baiboly vs siansa
Просмотров 2375 лет назад
Resadresaka niarahana tamin'ny Jean Martin Razafindriatsara ny amin'ny niandohan'izao tontolo izao. Aza adino ny abo.
Fomba fitaizana zaza gasy vs rainiboto
Просмотров 7175 лет назад
Fanadihadina kely niarahana tamin'ny Stephan Andriamasy amin'ny fomba fitaizana zaza misy eto Allemaina sy ny any Malagasy. Aza adino ny abo :)
Fomba sy fady Antambahoaka - Mananjary
Просмотров 7555 лет назад
Fomba sy fady Antambahoaka - Mananjary
Ireo fomba mety sy tsy mety ataon'ny Rainiboto 2 [Allemaina]
Просмотров 4745 лет назад
Ireo fomba mety sy tsy mety ataon'ny Rainiboto 2 [Allemaina]
Ireo fomba mety sy tsy mety ataon'ny Rainiboto [Allemaina]
Просмотров 9515 лет назад
Ireo fomba mety sy tsy mety ataon'ny Rainiboto [Allemaina]
Politika mety hoan'i Madagasikara ?
Просмотров 2015 лет назад
Politika mety hoan'i Madagasikara ?
Famadihana sy ny finoana kristianina
Просмотров 6875 лет назад
Famadihana sy ny finoana kristianina
Ry Tanindrazanay malala - guitare harmonization - by Ra Faniry
Просмотров 2,2 тыс.5 лет назад
Ry Tanindrazanay malala - guitare harmonization - by Ra Faniry
Mianatra "CAGED system"
Просмотров 4,3 тыс.5 лет назад
Mianatra "CAGED system"
Mianatra maj7, 7, 6, 9, 11, 13, add9
Просмотров 4,2 тыс.5 лет назад
Mianatra maj7, 7, 6, 9, 11, 13, add9
Mianatra "mitendry" - gitara
Просмотров 25 тыс.5 лет назад
Mianatra "mitendry" - gitara
Mianatra "miheno" - gitara
Просмотров 4,3 тыс.5 лет назад
Mianatra "miheno" - gitara
Rindram-peo 3 tsotsotra hoan'ny Gitara tendry gasy
Просмотров 14 тыс.5 лет назад
Rindram-peo 3 tsotsotra hoan'ny Gitara tendry gasy
Manolo "corde" gitara
Просмотров 3445 лет назад
Manolo "corde" gitara
Mariage Faniry & Sandra
Просмотров 1,8 тыс.7 лет назад
Mariage Faniry & Sandra
Tadiavo Jeso (by F.Harijaona)
Просмотров 18 тыс.14 лет назад
Tadiavo Jeso (by F.Harijaona)
Aiza izy izay (Tsialonina)
Просмотров 5 тыс.14 лет назад
Aiza izy izay (Tsialonina)

Комментарии

  • @EddyAndriamboavonjy-kp5yt
    @EddyAndriamboavonjy-kp5yt Год назад

    Salut maitre faniry ah,otrany mahalina anah io fanotaniana namana io,fa ny tiko hanontanina indray hoe tsy maintsy mahafehy solo ve amin'ilay harmonisation sa afaka ataon olona tsy mbola mahay solo,satria ilay izy misy melodie lalaovina zay vao arahana accords Mankasitraka indrindra faniry ah

    • @faniryharijaona
      @faniryharijaona Год назад

      Sendra manampy ruclips.net/video/b9PQO4JQQSU/видео.html

    • @EddyAndriamboavonjy-kp5yt
      @EddyAndriamboavonjy-kp5yt Год назад

      @@faniryharijaona mankasitraka faniry ah mazava fa ny kotrana sisa tena misaotra nanampy mankasitraka

  • @razafindramananaveronique2702

    Salut faniry ah inona les ny base raha te hifehy harmonisation des mélodie tahaka ity mankasitraka

    • @faniryharijaona
      @faniryharijaona Год назад

      Tao ilay melodie aloha, atao ilay accord tsy misy melodie, apetraka eo ambony melodie ilay accord avy eo :)

    • @razafindramananaveronique2702
      @razafindramananaveronique2702 Год назад

      Mankasitraka lesy ah,fa tsy votery mahay jazz anefa ah?

  • @jeanjacquesrenejeanjacqu-vk7rj

    Misaotra be dia be

  • @valimbavakaobedarafanomezantso

    fiadanana e!tsara be lay fampianarana fa enao ve afaka mampianatra pratique ohatra fa tena te hahay Gitara be ny tenako?mba mila fanampiana be amin'ny Gitar e,sarotra hay mantsy lay izy nefa mahaliana be,misaotra mialoha tompoko ô!tahin'i Jesosy ce nizara e

  • @kevinratsiry
    @kevinratsiry 2 года назад

    Mankasitraka eh!

  • @hajavolaralay212
    @hajavolaralay212 2 года назад

    Slt aiza no tena misy effect mivoaka tsara otran'io

  • @ndrantorakotoarisoa3345
    @ndrantorakotoarisoa3345 2 года назад

    Mahafinaritra. Misaotra anao

  • @kelimatoykelimatoy8046
    @kelimatoykelimatoy8046 2 года назад

    Merci zoky be , fa reveko le rythme kabosy afa2 farany iny mba tena mahalina anah ,

  • @hantaandria
    @hantaandria 2 года назад

    Misaotra betsaka mizara, mahafinaritra !

  • @andriahdemada6020
    @andriahdemada6020 3 года назад

    Bonjour Mba afka mahazo lay accord de base v zfd fa d7 et tout mbl tsy vofehy tsr?🙈

  • @Tefusun
    @Tefusun 3 года назад

    Tsy aiko ity ry zareo a.mba tia hianatra aho fa tsy mahay mintsy.

  • @hoteldesthermes1691
    @hoteldesthermes1691 3 года назад

    Misaotra zoky fa tena manampy be mihitsy ianao an !!!

  • @joetkeshub
    @joetkeshub 4 года назад

    Great tutos! Thank you Faniry!

  • @sylvestrejustaise107
    @sylvestrejustaise107 4 года назад

    merci lets bro,

  • @Kiadyriado
    @Kiadyriado 4 года назад

    Enjana be zany Interview any Deutschland zany 😭 4h be zao.

  • @traciaranarson3062
    @traciaranarson3062 4 года назад

    He he he 😏😎

  • @finiavanamandresy5460
    @finiavanamandresy5460 4 года назад

    Mafy tokoa ilay fiaiana tamin'izany leh, gros respect ho an'ny Malagasy fahiny. Tohizo hatrany fa mahafinaritra ee Mahafinaritra be bebeanareo!

  • @finiavanamandresy5460
    @finiavanamandresy5460 4 года назад

    Tena mahafinaritra, miandry ny manaraka indray.

  • @laminarazafimahatratra4183
    @laminarazafimahatratra4183 4 года назад

    Misaotra nizara e

  • @gilbertrakotomalala40
    @gilbertrakotomalala40 4 года назад

    Misaotra betsaka amin'ny fampianarana mankasitraka RA FANIRY !

  • @princydevaux
    @princydevaux 4 года назад

    salut faniry.mafinaritra mahita anareo mianaka.Profites bien de l'amour de ta grand mere tant qu'elle est toujours en vie.Nous avons perdu notre grand mere en juillet dernier.Elle avait 86 ans.matsiaro be azy aho mahita anareo mianaka.Merci

  • @andriantsoamilan8217
    @andriantsoamilan8217 4 года назад

    Ahoana no ialana amin'ny fahazaran_dratsy amle zatra manao mélodie de lasa tsy mahay mints? Tsy zatra manao accord mints ah mants

  • @sylvestrerasoloarindimby5979
    @sylvestrerasoloarindimby5979 4 года назад

    inona no nahatonga ilay appelation hoe Rainiboto?

    • @faniryharijaona
      @faniryharijaona 4 года назад

      Misy niaviany ilay izy fa mbola tsy mazava tsara :)

  • @nytsantaandriamahatratra4881
    @nytsantaandriamahatratra4881 4 года назад

    Mahafinaritra e👏

  • @zoherilala5920
    @zoherilala5920 4 года назад

    Salama Faniry a... mankasitraka lesy. Mba ajoutéo am facebook lesy a... Herilala Zo. hitafatafàna ny Dia teny Ankatso teny

  • @danielandria8842
    @danielandria8842 4 года назад

    misaotra oooo

  • @danielandria8842
    @danielandria8842 4 года назад

    mahereza e!zay ny zava-misy @ fiara-monintsika koa

  • @tokydeveloppeur1265
    @tokydeveloppeur1265 4 года назад

    Merci bcp e!! (y) (y)

  • @andriamanalinah
    @andriamanalinah 5 лет назад

    Sao dia azon’ny akama omena sous forme pdf ilay « lesona » .

    • @faniryharijaona
      @faniryharijaona 5 лет назад

      Salama a! azo eritreretina fa mbola tsy misy hatreto

  • @rabenalisonherisataandry3679
    @rabenalisonherisataandry3679 5 лет назад

    mapianatra particulier ve zoky

    • @faniryharijaona
      @faniryharijaona 5 лет назад

      Salama e! tsy mampianatra particulier 😁 fa misy video.fampianarana mbola ketrehana

  • @tokyhhasinirina3849
    @tokyhhasinirina3849 5 лет назад

    mahafinaritra

  • @vissindroiziarson327
    @vissindroiziarson327 5 лет назад

    mankasitrakeee

  • @vissindroiziarson327
    @vissindroiziarson327 5 лет назад

    Misaotra betsaka eee kay misy zavatra otran zao!! de reny zany ny melodie rehetra sa mbola misy hafa?

  • @annidelia293
    @annidelia293 5 лет назад

    slt ! Mb afaka détaillenao eto am commentaire v ré le notes n le more than Word in 🙏🏽! Bitteeee !

    • @faniryharijaona
      @faniryharijaona 5 лет назад

      Mor than word!! feno tuto an'iny atao amin'ny youtube an! :)

  • @princydevaux
    @princydevaux 5 лет назад

    Je comprend tout ce que vous dites et parle le malgache mais ne sais pas ecrire correctement le malgache donc je vais vois donner mon avis en francais et en ayant un avis neutre philosophique bien qu'etant de confession chretienne.Les 7 jours de la creation de Dieu ne sont pas des jours d'hommes mais des epoques de la terre depuis qu'elle existe jusqu'au jour dans lequel nous sommes.les 4 aires du precambrien jusqu'a la notre le quartemaire sont les 7 jours de la creation.L'homme(nous tous hommes et femmes) ont été crée dans le quartenaire (6 eme jours) nous sommes donc dans le sixieme jours au soir dans lequel Dieu appel adam(l'homme) dans le jardin d'eden(la terre entiere) pour qu'il reveille son etat de conscience et comprendre sa raison d'etre.inversement les 7 jours d'hommes sont 7000 ans pour Dieu.si l'ont regarde et calcul en cumulant l'age de tous les personnages bibliques jusqu'a l'epoque ne jesus(la notre) on compte 7000 ans.Les anciens(patriarches comme moïse,abraham,jacob) comptaient en année lunaire et notre epoque contemporaine compte en année solaire.Je m'explique: dans les temps anciens une année solaire calandaire actuelle correspondait a 13 années lunaire car le calendrien julien comptait 13 lunes soit 1 mois solaire valait presque 2 mois lunaire.vers l'an 400 l'empire de rome a modifié le calendrier en officialisant le calandrier gregorien.Autrement dit,quelqu'un qui vivait a l'epoque de la genese dans l'ecriture qui aurait par exemple 950 ans sous le calandrier julien n'aurait vécu en realité que 950/13= 73,07 ans sous le calandrier gregorien.J'ai beaucoup d'autre exemple a exoliquer comme cela mais il faut etre ouvert d'esprit et se détacher des croyances predefinis depuis l'enfance pour comprendre.Voici un exemple revelateur qui pourrait vous eclairer: il est dit dans l'evangile que jesus est mort 3 jours et il a preché dans le sejours des morts 3 jours et trois nuit.Voici ce qu'il faut comprendre: ces 3 jours ne sont pas des jours d'hommes mais correspondent aux 3 millenaire qui se sont écoulés depuis l'apparition des evangiles du nouveau testament depuis l'an 0 du calandrier actuel jusqu'au debut des années 2000.Lorsque l'on lit les psaumes 90-94 Dieu dit aux homme que 1000 ans d'hommes n'est que la veille d'un soir pour Dieu et 1 jours d'hommes vaut 1000 ans pour Dieu.Je ne cherche pas a justifier que ce que je dis soit la vérité mais le but et d'eclairer l'esprit de ceux qui sont encore capable de comprendre un raisonement rationnel.par exemple toujours dans l'evangile les scribes demandent a jesus de leur montrer un miracle qui demintrerait que c'est le messie et il leur dit que le seul miracle que ces scribes verraient serait le signe de jonas.Jonas dans l'ecriture est un homme qui a été engloudit dans le ventre d'un grand poisson.Le grand poisson dans l'ecriture est une allegorie car en fait ce n'est pas une baleine mais le grand poisson est le corp du christ.Je m'explique encore:jonas a passé 3 jours et 3 nuit dans le ventre du grand poisson sous la mer avant que le grand poisson ne le rejette de son corp et qu'il arrive enfin sur les bords des cotes de ninive(image de la terre).Ensuite jonas previens le monde que ca va mal finir.En realité le grand poisson dont je disais que c'est le corp du christ représent l'image de jesus qui est ensevelis sous et mort au sens figuré car personne ne comprenait la vérité puis quand il arrive a ninive 3 jours apres(3 eme millenaire de notre epoque) la terre et ses habitants(nous tous) comprenons enfin les allegories bibliques.Si vous avez lu la bible et notemment la revelation(apocalyspe) de jean,vous voyez que jesus demande a jean de precher encore et encore pour que le monde comprenne car il lui dit:"la mer que tu as vu,ce sont des foules,des peuples et des nation sur laquelle la prostituée est assise".La mer dont jesus parle c'est l'humanité et les poisson sont les hommes qui nagent dans cette mer et qui doivent comprendre la verité pour pouvoir marcher sur les eaux(la mer humaine) et ne pas couler comme pierre le disciple qui veut aussi marché sur les eaux comme jesus.Vous remarquerez que moïse a été retiré des eaux dans les ecriture et d'ailleurs le nom Moïse signifie(retirer des eaux) il a été retiré des eaux au sens figuré c'est a dire que les eaux de l'humanité sont souillées de mensonges et de mauvaises actions de l'homme.Toujours dans les ecritures sous moïse celui ci un jour vient frapper la mer rouge pour que le peuple elu de Dieu se retirer de ces memes eaux.la mer rouge n'est pas rouge au sens de la lettre mais elle est rouge de douleurs a l'image du sang des hommes qui sont morts par leur ignorance et leur incredulité.A vrai dire le temp n'existe pas c'est l'homme qui l'a créé pour se créer un repere dans l'espace mais en vérité nous ne somme qu'au soir du 6eme jour au soir dans l'eden avec le 7eme jours du repos de Dieu quand ses ouvres sont achevées.Pourquoi je dis cela?vour remarquerez qu'a l'epoque de noe Dieu punis les humains avec le déluge puis lorsque les eaux se retirent il voit Noe et regrette son acte en lui promettant qu'il ne ferait plus jamais de déluge puis dans l'apocalypse de jean,jesus dit a nouveau a Jean que lorsque le monde commencera a vivre dans la destruction ca sera a nouveau comme l'epoque de noe,les gens se marriaient,riaient,et le deluges vient tous les emporter comme a l'epoque de noe.Donc si Dieu recommence une deuxieme fois ce qu'il a promis a noe il faillirait a sa parole.Pourtznt Dieu n'est pas un menteur;donc cela prouve que l'epoque de Noe n'est pas déja passé et terminé mais au contraire nous sommes encore dans l'epoque de noe avant le déluge.Pour preuve dans l'apocalypse il est dit que les villes de sodome et ghommore dans l'ancien temp deviennent sodome et egypte pour notre epoque.les ville de sodome et ghommore sont allegorique car sodome signifie les hommes avec les hommes et ghommore signifie la maladie qui en resulte.Ce qui veut dire que ce sont les activitées mauvaises des hommes qui produisent le KO de ce monde avec leurs oeuvres destructrices entre eux memes comme par exemple l'utilisation des pesticides chimiques dans l'agro alimentaire,l'usage du nucleaire que l'on ne pourra plus supprimer,le rechauffement climatique generalisé,led catastrophes ecologiques et climatiques etc etc... Voila mon idée de comment interprété la bible et le temp.Ce n'est pas une verité general mais une opinion.Libre a chacun de verifier mes dires,elles seront prouvées par vos propres recherche sur ce que j'interprete.A+

  • @rakotoarimananarajodiane7483
    @rakotoarimananarajodiane7483 5 лет назад

    Miasotra @ fizarana! Mankasitraka

  • @rianalakarina6957
    @rianalakarina6957 5 лет назад

    Le examen théorie ve misy amin teny anglais n'a français sa amin teni allemand daholo 😊. Satria ouzy ianao oe tamin ianao niomana tamin le 1200 question dia ni voloani lo nataony tamin français. Dia zay no manitikitika ni saiko 😁

    • @faniryharijaona
      @faniryharijaona 5 лет назад

      misy amin'ny teny anglais sy francais ka, izay mety aminao!

  • @JairusNOUVEL1
    @JairusNOUVEL1 5 лет назад

    Milay le resaka

  • @JairusNOUVEL1
    @JairusNOUVEL1 5 лет назад

    Eo indrindra isika zao

  • @gilberterandrianina9617
    @gilberterandrianina9617 5 лет назад

    Informative be ilay izy...sad maranintra be nareo amin ny fandalinana...tohizo fa tsara

  • @JairusNOUVEL1
    @JairusNOUVEL1 5 лет назад

    Tiko zany resaka boule zany a

  • @JairusNOUVEL1
    @JairusNOUVEL1 5 лет назад

    Manja lesy namana

  • @Summer-ur9pz
    @Summer-ur9pz 5 лет назад

    Hono oa? Enao v vadn Sandra?

    • @faniryharijaona
      @faniryharijaona 5 лет назад

      Ilay Sandra iza moa izay? ohatrany maromaro ihany mantsy izy ao :)

  • @JairusNOUVEL1
    @JairusNOUVEL1 5 лет назад

    Tohizo fa tsara e

  • @mamirakotoniaina2632
    @mamirakotoniaina2632 5 лет назад

    Mahafinaritra e!

  • @beckermandede603
    @beckermandede603 5 лет назад

    Mafinaritra Zoky Reny no avitana ny hira gasy @ fitendry gasy rehetra ve Mb itendreo vazo gasy matetika @ fampianarana

    • @faniryharijaona
      @faniryharijaona 5 лет назад

      Mbola "base" fotsiny ireo fa mbola tsy ampy maro. Mbola tsy misy bass io zao ary mbola tsy misy resaka temps. Ny zavatra tena zava-dehibe fotsiny dia ny "melodie". Iny no mila mipetraka tsara. Ny sisa haingony fotsiny.

  • @ainaanderson
    @ainaanderson 5 лет назад

    ary ra mba asiana fampianarana kely ny mitendry azy ? tena kanto loatra mantsy, indrindra koa fa hoe hay ny mitendry azy satria toa HIRAM-PIRENENA IZATO IZY.... misaotra tompoko o, Tena tsara ny Zavatra atonao ato

    • @faniryharijaona
      @faniryharijaona 5 лет назад

      Mankasitraka e! ao fa ho dinihana dia alefa miandalana eny ihany :)

  • @fenosoaadrien193
    @fenosoaadrien193 5 лет назад

    Merci zoky Faniry a

  • @tahianarabarijaona3111
    @tahianarabarijaona3111 6 лет назад

    tsara eee

  • @razafiharijaonalova62
    @razafiharijaonalova62 11 лет назад

    Mahatsiaro dia mihaino ny hira é, tsara b é <3 for our Grand Ma