Paolo..................... O ry TV Plus ah Efa mankaleo io olona io. Na tsy mbola miteny aza izy dia efa fantatra ny tiany ho lazaina. Ny fiantsoanareo azy dia mapihena ny point-nareo ho anay mpanjifa. Tsy mahita olon-kafa intsony ve nareo e! Maharikoriko io olona io.
Eny, Aza dia mahankalala olona fo! fa mba dinio sy alallino ny teniny . Ny mpajifa betsaka . Fa rehefa tsy tianao, dia aza mijery. IZAHO tsy HVM , tsinotsinona fa ravinkininina , Fa mijery sy miaino fotsiny
Ikala mpitsara (mi-comment eto) AIZA NO MIASA?fa tonga dia tsapa ilay niveau sy attitude e ! aoka tsy ho mora ampiesonona isika ..Marina fa fanehoan-kevitra malalaka ny eto ...HI!hi!hi sy ha!ha!ha no argument-ny fa tsy misy ankoatr'izay
Tena mahavelombolo ny debat ary ny mahafinaritra ny tanora no mahatsapa tena. Raha ny ampitan-dranomasina izay tsara halahan-tahaka" soa fiahanatsa" hoy zahay Batsileo izay, dia misy ny association benevole mpahay lalana dia manao revision ny didy mivoaka na rariny na tsy rariny. Rehefa hita fa tena tsy mifanaraka ny lalana dia manao petition amin'ny rafim-pitsarana mihintsy zareo dia milaza fa ty raharaha ty dia tsy rariny, tsy mifanaraka ny lalana velona amin'ny tany sy ny Fanjakana. Tena haverina tsaraina indray ilay izy ary omena mpitsara hafa ny raharaha. Olona maromaro zareo no mitambatra ao anatin'ny association ohatr'izay. Dia rehefa avy eo koa izy mangataka ny handroahana ny mpitsara rehefa tena lasa lavitra loatra ny tsy mety. Bon asa na mety amin-tsika na tsy mety. Mba misy fanantenana raha izao no mitohy. Alefa mitolona isika ho an'ny Firenen-tsika!!!!!!!!
tssss...aza mamaly betement kosa fa NY marina dia tsy nalaza io Raha tsy notsabahan ireo solontenam panjakana mankaleo be leaving toetsain le olona alakikin M.r Paolo mirefarefa am tany NY fanehoany adihevitra
Tsara ny resaka , fa raha ny hevitro manokana dia mety ho lany ihany Rajao . MISY NY TSARA SY NY RATSY ao @ mpitondra. Efa mivoatra ny DEMOCRATIE ao !!!
Mr Paolo ô! Ka ny adi-hevitra nosokafan'ny Tv plus dia io raharaha Claudine, ka raha tsy tia hiresaka izay instony ianao dia tokony nody ianao. Efa la veille an'izao fahataperan'ny mandat anareo ao amin'ny fitondrana izao ve ianao vao tonga saina hoe tena tokony jerena ny insécurité, ny mahasahirana ny vahoaka... efa tsy nanao na inona na inona (ao @ireo lafin'ireo) ianareo izay taona firy naha teo anareo izay dia avelao amin'izay fa manjary mandreraka be. Mba mahaiza mihaika rehefa hita fa misy tsy mety ataon'ny fitondrana dia mba mitady vahaolana mangarahara sy manara-dalàna. Mba misy ihany ministra miasa fa tena isaina @ratsan-tanana ilany fotsiny.
nafinaritra ny dondresaka , misaotra ny mpandray anjara sy tomponan draikitra , lalatina a , mba malala fomba refa miady hevitra , refa miteny enao tsy misy MITSATSAINGOKA , marina le tenen le CT talo iny TENA MISY TOKONY HO DIOVINA AO AMIN NY FITSARANA AO AMPISEOY NY VAHOKA OE TENA NIOVA NY FITSARANA ZE MANAMBOLA FONA NO TAFAVOKA AO
ilay CT io toy manana fikasana hanao vangeance amin'ny mpitsara sy ny fitsarana izany raha ny fandinihinay mpijery sy mpanaraka ilay don-dresaka no ampitaina.
ny tenako tompoko dia olontsotra , tsy miditra ny resaka politika ny tenako , aminay volabe ny aorian'io resaka io , volambahoaka ireo vola ireo ,aza afenina aminay ny marina . olona mangalatra paingotra aza azon'ny fitsarambahoaka ka vao maika vola be izao ,aminay affaire tsy vita mora io
ity no adihevitra hitako tena tsy nisy hilana azy teto @ tv plus. tena tsy nidona ny resaka. tsy misy zavatra vaovao, tsy misy hevitra na fijery manampy olona hahita ny marina. I Atoa Paolo ity dia efa mandreraka sy mankaleo, milaza fa mahay lalana fa toa entim-po fotsiny. efa hita mazava be izao ve fa ny mpitondra ao ambony no milalao an io raharaha Claudine io dia mbola misy sahy ihany miaro azy. Tanora manantsaina ohatra anareo ireo tokony mba nalaminareo tsara ny adihevitra fa dia mikorotana tsy misy ho raisina mihitsy.
andriamatoa paolo raha mbola misy yhany ny olona ohatrany clodine mangalatra vola en milliards ahantra foana ni madagascar ntsika tokony enjehina lalana izy
Asa ra mba misy mamaky ny hevitro hoe: Non Non tena tsy mahaliana amiko sy aminay vahoaka madinika mihitsy ity resaka ity .fa ny zavatra tsy mampatory sy mampandry saina anay dia ireto vaky trano miampy ny vono olona izay efa tsy mifidy andro tsy mifidy ora intsony ny famonoana. sy fanendahana ary vaky trano sns...
Misaotra betsaka anareo ao amy SMM fa ianareo no andrandraina hanavotra ny madinika amy resaka kolikoly ty, marina fa tsy miankina aminareo daholo ny izany fa ny fahavonanareo efa zava-dehibe.
hi3 mampme be le adihevitra na olona dondrona be aza ve tsy ahalala fa ra nanara dalana ohatrin i olondrehetra i claudine tsy lasa natao resaka fona fa noho izy tsy manaraka ny lalana no mahaberesaka zao ary tokony ho any atanomora natsiefa lasa any manjakandrina ndray de gaga enao??????
Ingahy Mpanolo-tsaina Paolo o!!! Inona avy no conseils nomenao ny Praiministra fa toa tsy hita mihitsy .Fitahanao mampandry ADRISA ny olona miantso anao @ tél .Ianao sady mody mi-critique ny fitondrana izay manome ny karamanao ..Izany hoe film na cinema no ataonao sy ny primature ..Avelao ny SYNDICAT hanao ny asany (raha tena fantatrao ny asany ) fa tsy mampifangaro rafitra !!!!!!! I Wilfried moa dia efa fantatra hatr@zay fa Mitady toerana mafy .....
Izahay vahoka tena mbola liana@vaovao clodine fa aza sakanana ny mpanao gazety hamoaka ny vaovao.mazava?izahay vahoka no mikomandy satria volanay no nangalariny.Merde!!!!!!!!!!!!!!!
Mba raoviana ireto smm . mpanao gazety . mpanao politika ireto no mba hamoaka sy hanao investigation momba ireny basy sy ireny olona mamono mahafaty olona ireny . mba havoay otrany hamoanareo mpanao gazety ireto ny loka .ny trano n'olona izay tsy ilaina mihitsy fa ny ilainay dia karohy de havoay eto no misy sy fototr'ireny basy ampiasainy mpangalatra ireny.
Ny tsy azoko aminao anie Ra Paolo dia izao e. Lazainao fa efa h@ 2006 i Claudine no teo, dia anjely foana izy. Fa maninona no mbola notazonin'i filoham-pirenena ho mpanolontsaina izy? Mba hainao moa hoe nandritra ny 3 taoana izy no mpanolontsiana ny filoha? tsy hita mihitsy ve ny ditra nataony? Mba mieritrereta zoky o.
tsy izy mihintsy ireto mpiaro ny mpanao ratsy ireto , mangalatra akoho sy ny hala botry aza migadra , vao mainka fa mpanodikodina volombahoaka ana milliard ny resaka dia avela hiriaria, tohizo ny asa SMM aza manaiky ny tsindry bokoytra .
Afabaraka tanteraka ny HVM fa tsisy ol sahy mijoro piaro afats ty paolo vendrana be ty ol ts mahay momba ny lalana akory no ts mahafantatra zay tokony ho teneny
Marina mihintsy ny fijerinao Lalatiana, kiraro loaka mihintsy ity Paolo ity. Zah d'efa niteny irery teo am-boalohany hoe: angaha tsy misy olona hafa raha tsy i Paolo vé ao e? Mety mari prime azonao io ao Paolo ein...
SALUT Paolo ! Izahay FAN ! Tohizo fa mahafinaritra , ampianaro fa betsaka ny tsy mahay ninoninona ! mankasitraka !
mankasitra fona anao idealson tena hita fa olona mangarahara enao
merci tv plus
Bravo lalatiana sy idealson an tena reo hvm reo Mitsy no mampahatra ny vahoaka
Ty molotra e ! Afenina @ nono angaha ?
Meo numéronao hanaovanay fitaraignana ry mpanao politika fa ts atao resaka fotsiny lay izy
Ray amandreny zany ve ho réponse !!!! Hita ve be business RAJAO sy Claudine sy ny tariny
Mandreraka be koa ny miresaka amin'ny ilay CT taloha ity.
Mivadika show télé realité zan affaire claudine zany hahaha
tellement ils sont betes les pros HVM an, mahamenatra
Mr Celo, ianao oa otrany tezitra foana e....
miteniteny fona reto mpiaro ny fanjakana reto, mankaleo b na ny mihaino azy. hita fa miaro b fahatany am zvtra ts manjary io.
be vava be free fm e... tsy mamela an'ilay olona mihitsy hamarana ny teniny. 🤔🤔🤔
Paolo..................... O ry TV Plus ah Efa mankaleo io olona io. Na tsy mbola miteny aza izy dia efa fantatra ny tiany ho lazaina. Ny fiantsoanareo azy dia mapihena ny point-nareo ho anay mpanjifa. Tsy mahita olon-kafa intsony ve nareo e! Maharikoriko io olona io.
JEAN MANDIMBY zah kou Leo anio
Eny, Aza dia mahankalala olona fo! fa mba dinio sy alallino ny teniny . Ny mpajifa betsaka . Fa rehefa tsy tianao, dia aza mijery. IZAHO tsy HVM , tsinotsinona fa ravinkininina , Fa mijery sy miaino fotsiny
Mazana be io fa izay marivo salosana dia ambavany
Ikala mpitsara (mi-comment eto) AIZA NO MIASA?fa tonga dia tsapa ilay niveau sy attitude e ! aoka tsy ho mora ampiesonona isika ..Marina fa fanehoan-kevitra malalaka ny eto ...HI!hi!hi sy ha!ha!ha no argument-ny fa tsy misy ankoatr'izay
Ny heviny kosa no tokon tsy tianao sy hitrikitrianao fa ts ny tenany e! malagasy toa anao izy
Lalatina eza anao zo ka :) rdv anao ti eza srx :)
Je ne savais pas que PAOLO avait un fan's club
lava be loatra kosa ny famaranana nataon'i lalatiana e.
Tokony HIVERINA vola BEUUUHH!! 'Alainy Claudine fa TSY hoe mivandravandra fotsiny !!!
zany ahay ka mba tena resaka misy azo raisina
Tena mahavelombolo ny debat ary ny mahafinaritra ny tanora no mahatsapa tena. Raha ny ampitan-dranomasina izay tsara halahan-tahaka" soa fiahanatsa" hoy zahay Batsileo izay, dia misy ny association benevole mpahay lalana dia manao revision ny didy mivoaka na rariny na tsy rariny. Rehefa hita fa tena tsy mifanaraka ny lalana dia manao petition amin'ny rafim-pitsarana mihintsy zareo dia milaza fa ty raharaha ty dia tsy rariny, tsy mifanaraka ny lalana velona amin'ny tany sy ny Fanjakana. Tena haverina tsaraina indray ilay izy ary omena mpitsara hafa ny raharaha. Olona maromaro zareo no mitambatra ao anatin'ny association ohatr'izay. Dia rehefa avy eo koa izy mangataka ny handroahana ny mpitsara rehefa tena lasa lavitra loatra ny tsy mety. Bon asa na mety amin-tsika na tsy mety. Mba misy fanantenana raha izao no mitohy. Alefa mitolona isika ho an'ny Firenen-tsika!!!!!!!!
Ohatran'ny mba nisy azo raisina ny don-dresaka androany, ka raha izay rehetra voalaza teo izay no atao, dia hataovy.
Matim-bola daholo ry 'zalahy mpitsara ireo e! Anontanio fa efa manana villa daholo ireo, efa voky alahelom-bahoaka.
Ny nononanao r' i Lalatina a
l'ASA be Nino be i la latin à rhefa nanambady !!!
Silikaonina 🤣🤣🤣😂
tssss...aza mamaly betement kosa fa NY marina dia tsy nalaza io Raha tsy notsabahan ireo solontenam panjakana
mankaleo be leaving toetsain le olona alakikin M.r Paolo mirefarefa am tany NY fanehoany adihevitra
fa iza mo fa tsy ny praiminisitra zay conseiller-ndra Paolo iany ny olona manampahefana miray tsikombakomba ao e!
Tsara ny resaka , fa raha ny hevitro manokana dia mety ho lany ihany Rajao . MISY NY TSARA SY NY RATSY ao @ mpitondra. Efa mivoatra ny DEMOCRATIE ao !!!
Mr Paolo ô! Ka ny adi-hevitra nosokafan'ny Tv plus dia io raharaha Claudine, ka raha tsy tia hiresaka izay instony ianao dia tokony nody ianao. Efa la veille an'izao fahataperan'ny mandat anareo ao amin'ny fitondrana izao ve ianao vao tonga saina hoe tena tokony jerena ny insécurité, ny mahasahirana ny vahoaka... efa tsy nanao na inona na inona (ao @ireo lafin'ireo) ianareo izay taona firy naha teo anareo izay dia avelao amin'izay fa manjary mandreraka be. Mba mahaiza mihaika rehefa hita fa misy tsy mety ataon'ny fitondrana dia mba mitady vahaolana mangarahara sy manara-dalàna. Mba misy ihany ministra miasa fa tena isaina @ratsan-tanana ilany fotsiny.
eeeeh, bevava loatra ny sasany,
Fomba ihany @ politika Ny mamono afo mba ialana @ Gidraka , Endreo ny mpitondra Ry SMM sy Lalatiana. Be resaka ry zareo
nafinaritra ny dondresaka , misaotra ny mpandray anjara sy tomponan draikitra , lalatina a , mba malala fomba refa miady hevitra , refa miteny enao tsy misy MITSATSAINGOKA , marina le tenen le CT talo iny TENA MISY TOKONY HO DIOVINA AO AMIN NY FITSARANA AO AMPISEOY NY VAHOKA OE TENA NIOVA NY FITSARANA ZE MANAMBOLA FONA NO TAFAVOKA AO
olongegy aby nareo
ilay CT io toy manana fikasana hanao vangeance amin'ny mpitsara sy ny fitsarana izany raha ny fandinihinay mpijery sy mpanaraka ilay don-dresaka no ampitaina.
Felana Kruspel tena marina ny teninao fa za koa tena mahatsapa an'izany.
ny tenako tompoko dia olontsotra , tsy miditra ny resaka politika ny tenako , aminay volabe ny aorian'io resaka io , volambahoaka ireo vola ireo ,aza afenina aminay ny marina . olona mangalatra paingotra aza azon'ny fitsarambahoaka ka vao maika vola be izao ,aminay affaire tsy vita mora io
donc tsy.migadra fa manao vacance claudine
ity no adihevitra hitako tena tsy nisy hilana azy teto @ tv plus. tena tsy nidona ny resaka. tsy misy zavatra vaovao, tsy misy hevitra na fijery manampy olona hahita ny marina. I Atoa Paolo ity dia efa mandreraka sy mankaleo, milaza fa mahay lalana fa toa entim-po fotsiny. efa hita mazava be izao ve fa ny mpitondra ao ambony no milalao an io raharaha Claudine io dia mbola misy sahy ihany miaro azy. Tanora manantsaina ohatra anareo ireo tokony mba nalaminareo tsara ny adihevitra fa dia mikorotana tsy misy ho raisina mihitsy.
Strategie b l nono 🤣🤣🤣 fanimpanin daoly ny adversaire loll.
lalatiana za maka anjy,,,Paolo vé TS vizaka miseo télé e
Lazalazao Tsimiamboholahy hevitra no avoka eto fa aza terena hitovy aminao NY hevitro ,samy milaza NY heviny ,za maka an lalatiana h@ farany
Lazalazao Tsimiamboholahy tohizo e
Eto izaho dia mieritreritra hoe ohatrinona re ny vola bem-panjakana (volambahoaka) azon'ity ex-ct ity e
andriamatoa paolo raha mbola misy yhany ny olona ohatrany clodine mangalatra vola en milliards ahantra foana ni madagascar ntsika tokony enjehina lalana izy
Asa ra mba misy mamaky ny hevitro hoe: Non Non tena tsy mahaliana amiko sy aminay vahoaka madinika mihitsy ity resaka ity .fa ny zavatra tsy mampatory sy mampandry saina anay dia ireto vaky trano miampy ny vono olona izay efa tsy mifidy andro tsy mifidy ora intsony ny famonoana. sy fanendahana ary vaky trano sns...
Aza mampiady biby tsy mitovy ry Yan Wilfried a? Tara @ Lalatiana 'ngaha anao io e?
zao ve de hoe voafonja Manin raha hampitoviana @ be sy ny maro
Misaotra betsaka anareo ao amy SMM fa ianareo no andrandraina hanavotra ny madinika amy resaka kolikoly ty, marina fa tsy miankina aminareo daholo ny izany fa ny fahavonanareo efa zava-dehibe.
Ataovy mamay Mitsy smm fa mievitra ny vahoaka vedrana reo sambory ko ny Pm fa io no tena atidoha e
rah zay vola be azo zay maninon no natao trondro rony ny laoka,maninona rah omby 1 no novonoiny de nalaina rony
hi3 mampme be le adihevitra na olona dondrona be aza ve tsy ahalala fa ra nanara dalana ohatrin i olondrehetra i claudine tsy lasa natao resaka fona fa noho izy tsy manaraka ny lalana no mahaberesaka zao ary tokony ho any atanomora natsiefa lasa any manjakandrina ndray de gaga enao??????
Ingahy Mpanolo-tsaina Paolo o!!! Inona avy no conseils nomenao ny Praiministra fa toa tsy hita mihitsy .Fitahanao mampandry ADRISA ny olona miantso anao @ tél .Ianao sady mody mi-critique ny fitondrana izay manome ny karamanao ..Izany hoe film na cinema no ataonao sy ny primature ..Avelao ny SYNDICAT hanao ny asany (raha tena fantatrao ny asany ) fa tsy mampifangaro rafitra !!!!!!! I Wilfried moa dia efa fantatra hatr@zay fa Mitady toerana mafy .....
Izahay vahoka tena mbola liana@vaovao clodine fa aza sakanana ny mpanao gazety hamoaka ny vaovao.mazava?izahay vahoka no mikomandy satria volanay no nangalariny.Merde!!!!!!!!!!!!!!!
Mba raoviana ireto smm . mpanao gazety . mpanao politika ireto no mba hamoaka sy hanao investigation momba ireny basy sy ireny olona mamono mahafaty olona ireny . mba havoay otrany hamoanareo mpanao gazety ireto ny loka .ny trano n'olona izay tsy ilaina mihitsy fa ny ilainay dia karohy de havoay eto no misy sy fototr'ireny basy ampiasainy mpangalatra ireny.
Ny tsy azoko aminao anie Ra Paolo dia izao e. Lazainao fa efa h@ 2006 i Claudine no teo, dia anjely foana izy. Fa maninona no mbola notazonin'i filoham-pirenena ho mpanolontsaina izy? Mba hainao moa hoe nandritra ny 3 taoana izy no mpanolontsiana ny filoha? tsy hita mihitsy ve ny ditra nataony? Mba mieritrereta zoky o.
tsy izy mihintsy ireto mpiaro ny mpanao ratsy ireto , mangalatra akoho sy ny hala botry aza migadra , vao mainka fa mpanodikodina volombahoaka ana milliard ny resaka dia avela hiriaria, tohizo ny asa SMM aza manaiky ny tsindry bokoytra .
tokony viole n'olo jiaby mintsy sazy najy io
de atovo kara musée ny mizaha anajy io ampigadragna ao
Afabaraka tanteraka ny HVM fa tsisy ol sahy mijoro piaro afats ty paolo vendrana be ty ol ts mahay momba ny lalana akory no ts mahafantatra zay tokony ho teneny
tsy mbola mahaleo tena tsika e.... ilay teny frantsay manjanaka be a 🤔. very enao ry teny malagasy
NY vidimpiainana âne ka ailikin pitondra amn pivarotra kanefa izamo no tokony anaramaso an zany katsn pitondra ve
fa de ts misy olona hafa afatsy ity paolo ty v ry TVPLUS MANKALEO
misy olo foka mintsy eto ambonin'i tany mbola misy olo masaky miaro an'i clodine .tokony gadraina koa reo fa mpiray tsikombakomba aminy.asa otrino karaman-jareo.mibaribary izao fa maro mpamosavy malemy à Madagascar.ataovy ny asanareo SMM fa faly zahay vahoka aminareo,fa izay tsy falyde mibontsina.avohay ny dossier maloto rehetra eh!!ho ela velona anie SMM sy BIANCO amen aaaaaaa!!!!!!!!avelao koa ny mpanao gazety hiasa malalaka e!!!
Termosy beuh 🍼🥛😂😂😂🤣