don Dresaka Toliara DU 25 MARS 2018 BY TV PLUS MADAGASCAR

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 15 сен 2024
  • don Dresaka Toliara DU 25 MARS 2018 BY TV PLUS MADAGASCAR

Комментарии • 33

  • @cristalebouzitaviavitsara6098
    @cristalebouzitaviavitsara6098 6 лет назад

    Tena tokony ho pasteur ianao ry ramose chemise mena, cravate fotsy. Ento hanaovana évangélisation io fahaizanao io fa dia ho faly be JESOSY.

  • @jeanmandimby1778
    @jeanmandimby1778 6 лет назад

    Mba jereo ange le 2 lahy ekipan-dRajao e: Matavy be. Asa na mba ohatrinona no azon'ilay boy mahia mba mihatokatoka aoriana io

  • @jeanmandimby1778
    @jeanmandimby1778 6 лет назад

    Milamina, milamina. Tsy vanona elah. Ny havanay maty sy very fananana ary mihorohoro isan'andro. Ampitomboina ny polisy sy ny zandaray ary ny miaramila fa mivangongon aty andrenivohitra miambina ny vodin-dRajao sy ny sezany fotsiny

  • @falyrabetsitonta2
    @falyrabetsitonta2 6 лет назад

    Bonjour, ny zavamisy anie @ code électorale gidraka be io dia izy @ teny frantsay, sy misy jeu de mots ?

  • @ramahitamahita7795
    @ramahitamahita7795 6 лет назад

    Hita mintsy ny tropin'i Ravalomanana eo @fisainana sy fitondratena tsy mahalala fomba,mamadi dresaka.

  • @reyph742
    @reyph742 6 лет назад +1

    Mbola hisy suite ny resaka sokake sy jamala iny lafa tsy lany sasy Rajao. Raha tsy efa nidorana koany porofo ! Novana hatramin ny plaque immatriculation ireo 4×4 tratra nitondra azy tany Ihosy.

  • @cristalebouzitaviavitsara6098
    @cristalebouzitaviavitsara6098 6 лет назад

    Mahay miresaka ilay rangahy mi-cravate fotsy io.....

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 6 лет назад

    tsy mila HVM ny vahoaka malagasy tsivaky volo e!

  • @deorthine9656
    @deorthine9656 6 лет назад

    Hervé magnona aza mba milaza lainga tsisy raha mandrary fitondrana tiky asa moa nareo nahita n'y mamy

  • @jeanmandimby1778
    @jeanmandimby1778 6 лет назад +1

    "TENY BAIKO TENY BAIKO" , MBOLA VOAZANAKA ARA-TSAINA

  • @Miranazazoro
    @Miranazazoro 6 лет назад +1

    mandraisa andraikitra eee!! mila samy mandray andraikitra daholo vao handroso ity tanana ity

  • @reyph742
    @reyph742 6 лет назад +1

    FA TSY MILA AN I RAJAO SASY NY MALAGASY FA LEON NY FIJALIANA SY NY KOLIKOLY SY FANGALARANA ARY FAMAROTANA TANINDRAZANA.

  • @ramahitamahita7795
    @ramahitamahita7795 6 лет назад

    Ny tsy mahazo resaka dia mandreraka avao,nareo tim s'y zala Mana ty,mpanakorontana.

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 6 лет назад

    wie stark ist HVM? HVM habe nicht starke noch gut strategie. Mussen wir tretten unser land unsere geselschaft, unsere kultur.....

  • @ndrainy
    @ndrainy 6 лет назад

    Moramora nareo Nahoda tsy hifanjera doda amy afera Politiky i Rajao contre Andry contre Ravalo. Miharoa nareo tohagno Roindefo na Vital fa rozy reo Anaky Toliara.

  • @Miranazazoro
    @Miranazazoro 6 лет назад +1

    na ho rajao no eo na tsy izy fa olona hafa???? miankina amin'i malagasy tsirairay avy no hampandroso an'i m/car

  • @deorthine9656
    @deorthine9656 6 лет назад

    Miala tsiny koa fa tsy milamy n'y fahandriampalema à tulear lazao n'y marina

  • @deorthine9656
    @deorthine9656 6 лет назад

    Monsieur le député miomana aloha alohany hiditra antsehatre. Fa tsy hainao ho ny2 à gauche ou à droite aminy ze lazaina

  • @tinasoafitiavanafitiavana6819
    @tinasoafitiavanafitiavana6819 6 лет назад +3

    ts cle wa rajao e!! miala fa ts ilainay

  • @ndrainy
    @ndrainy 6 лет назад

    Mahafinaritse ty filongoa

  • @gauthierlucette6174
    @gauthierlucette6174 6 лет назад

    mikapokapoky

  • @vickingsnheider5735
    @vickingsnheider5735 6 лет назад

    kkkkkkk sokake jamala indray nifoha

  • @rafaralahypatrice8514
    @rafaralahypatrice8514 6 лет назад

    tsitako ny anaovanareo lalapifidianana zao aminy teny gasy.vozanaka mihitsy reto HVM ndoza mpangalatra harepirenena reto .

    • @ermanrakotoarivony2930
      @ermanrakotoarivony2930 6 лет назад

      Rafaralahi Patrice ka fantan ny fa mbola be ny bado tsimantatra teny france de soronina amin zay ny vahoka amin ny referandum ko

  • @Miranazazoro
    @Miranazazoro 6 лет назад +1

    mora de mora ny mi critique eee!!! efa manao izay ho hafany ny fanjakana!!! anjarantsika tsirairay no mandray anjara manampy azy, à resaka sécurité, fa tsy faly hitabataba ohatranareo io?

  • @mariemotomena4719
    @mariemotomena4719 6 лет назад

    Zahay simila HVM sasy silani oe sasy kwhay anareo f mipetrasoa avao .Mb aleonai mifidy an Marc Tantandraza tohizay Herivolondainga

  • @holinirinarasolofondisa8516
    @holinirinarasolofondisa8516 6 лет назад

    Matsiravina ny maheno le Hervé hita Mitsy hoe Nahazo sosy e mahalala menatra ny tantara no mitsara e tsy lany nareo e ra lany de ala bâto 👎🏿

  • @mariemotomena4719
    @mariemotomena4719 6 лет назад

    ka mavandy kuhay f simis mandry fahalema zao Tulear .lafa mikapokapoki avao ty HVM ty La simegnatry kwhay iha tohi mivolagny oe milamigny Tulear

  • @eddyrazanamasy2475
    @eddyrazanamasy2475 6 лет назад

    Tena kandida filoha i nicolas

    • @vickingsnheider5735
      @vickingsnheider5735 6 лет назад

      zaho mankasitraka raha hilatsaka izy

    • @reyph742
      @reyph742 6 лет назад +1

      Eddy Razanamasy =Aza taitra nareo fa alatsakin ny HVM eo io Nicolas io. Miaraka amin ny fitondrana anie ry zareo reo e!

  • @soafararaveloson7405
    @soafararaveloson7405 6 лет назад

    niveau EPP marina ty fitondrana ty. misabadidaky ambony ambany. miala rajao fa tsis ilana anaz e

  • @tinasoafitiavanafitiavana6819
    @tinasoafitiavanafitiavana6819 6 лет назад +1

    ts cle wa rajao e!! miala fa ts ilainay