Afaka aho ao amin'i Kristy_18 août 2018
HTML-код
- Опубликовано: 9 фев 2025
- Fitoriana tany Toamasina tamin'ny mission août 2018 teo
2 Korintiana 3:17 (MG1865)
Ary ny Tompo izany Fanahy izany; ary izay itoeran'ny Fanahin'ny Tompo no itoeran'ny fahafahana
Amen deraina ny Tompo be voninahitra
misaotra Jesosy fa nomenao halala ny fahamarinana aho.Amen
Amen
Mankasitsaka tompoko , Amen
🙏🙏
Misaotra nampita sady mamelobelona ny fo Amena