Amen ! Marina tokoa izany , ilaina ny teny frantsay , mazava kokoa. Ary mbola samy hafa aza ny vesion Louis Segond, Darby, Martin.... Ny version Louis Segong ny fampiasako nefa misy verset sasantsany mazava kokoa ny Darby na somary sarotrarotra aza! Tandremo ary fadio ny Baiboly DIEM, efa tena lavitra be ny textes originaux hebreu sy grec, Tenin'Andriamanitra io , resaka ara-panahy, fa tsy raharahan-gasy ka hoe dikam-teny iombonana. Lasa resaka terrestre sy charnel be!
Shalom! C'est vrai, Et j'insiste beaucoup la dessus car la Bible c'est la Parole de Dieu : de la Genèse jusqu'à l'Apocalypse. Dieu nous parle par la Bible=spirituel. Le Diem, c'est dans un but terrestre, charnel, langage commun aux tribus de Madagascar!!! Le message initial est complètement transformé. Cela n'a rien à voir Dieu car Dieu est esprit . Par ailleurs , je vous invite à visiter www.quetonregnevienne.fr (français-malagasy-anglais )
Mampahery anareo amin'ny fizarana ny Fahamarinana amin'ny alàlan'ny site quetonregnevienne, ho maro ny voakasika, maro ny fahamarinana izay voarakitra ary tokony ho fantatry ny rehetra! hanenika ny firenena rehetra manerana an'izao tontolo izao mandra piverin'i Yeshua Ha Mashiach
Misaotra betsaka Tantely mivady sy ny ekipa rehetra any! Mifampahery isika fa maro tokoa ny olona mahalala ny Fahamarinana hatramin izay nisian 'ny fizarana ao amin'ny Miomana . Afaka tamin 'ny religion, taloha voahidy tanaty boite des dénominations, kanefa noho ny famindrampon' Andriamanitra dia manjary manana vision céleste, mahafantatra ny DESSEIN DE DIEU. Mahereza ary misaotra amin 'ny fizarana , miampy ny application dans le quotidien, tena pratique tokoa. Fa isika mandra pihavian'i Jesosy eny amin 'ny rahon 'ny lanitra dia "...koa mandrakariva na andro na alina dia tsy mahazo mangina ireny ; Eny ianareo izay mpampahatsiaro an 'i Jehovah, aza mitsahahatra..." Amen ISAIA 62:6-7. Ny voninahitra dia an Andriamanitra irery! Maranatha, avia Yeshua Ha Mashiach!
Amen Amen !
Deraina ny Tompo
voninahitra ho Any aminy Avo indrindra Amen Amen
Amen ! Marina tokoa izany , ilaina ny teny frantsay , mazava kokoa. Ary mbola samy hafa aza ny vesion Louis Segond, Darby, Martin.... Ny version Louis Segong ny fampiasako nefa misy verset sasantsany mazava kokoa ny Darby na somary sarotrarotra aza! Tandremo ary fadio ny Baiboly DIEM, efa tena lavitra be ny textes originaux hebreu sy grec, Tenin'Andriamanitra io , resaka ara-panahy, fa tsy raharahan-gasy ka hoe dikam-teny iombonana. Lasa resaka terrestre sy charnel be!
Tena marina izany, misaotra amin'ny fizarana
Misaotra tompoko, tena efa ela aho no nahatsikaritra ny tsy fahatomombanan ity baiboly diem ity, fa kay mba misy mitovy fijery amiko.
Shalom! C'est vrai, Et j'insiste beaucoup la dessus car la Bible c'est la Parole de Dieu : de la Genèse jusqu'à l'Apocalypse. Dieu nous parle par la Bible=spirituel. Le Diem, c'est dans un but terrestre, charnel, langage commun aux tribus de Madagascar!!! Le message initial est complètement transformé. Cela n'a rien à voir Dieu car Dieu est esprit . Par ailleurs , je vous invite à visiter www.quetonregnevienne.fr (français-malagasy-anglais )
Mampahery anareo amin'ny fizarana ny Fahamarinana amin'ny alàlan'ny site quetonregnevienne, ho maro ny voakasika, maro ny fahamarinana izay voarakitra ary tokony ho fantatry ny rehetra! hanenika ny firenena rehetra manerana an'izao tontolo izao mandra piverin'i Yeshua Ha Mashiach
Misaotra betsaka Tantely mivady sy ny ekipa rehetra any! Mifampahery isika fa maro tokoa ny olona mahalala ny Fahamarinana hatramin izay nisian 'ny fizarana ao amin'ny Miomana . Afaka tamin 'ny religion, taloha voahidy tanaty boite des dénominations, kanefa noho ny famindrampon' Andriamanitra dia manjary manana vision céleste, mahafantatra ny DESSEIN DE DIEU. Mahereza ary misaotra amin 'ny fizarana , miampy ny application dans le quotidien, tena pratique tokoa. Fa isika mandra pihavian'i Jesosy eny amin 'ny rahon 'ny lanitra dia "...koa mandrakariva na andro na alina dia tsy mahazo mangina ireny ; Eny ianareo izay mpampahatsiaro an 'i Jehovah, aza mitsahahatra..." Amen ISAIA 62:6-7. Ny voninahitra dia an Andriamanitra irery! Maranatha, avia Yeshua Ha Mashiach!
Amen,isaoran anie ny Tompo,mankasitrak fa tena mafinaritr be
Amen misaotra ranadah
Misaotra an' i Jesosy Misaotra Miaotra Misaotra Amen Amen Aleloia Misaotra Ray oh
Tompo o lndreto ny ankizivavinao vonona hietry eo ambany fahasoavanao Amen
isaorana Andriamanitra amin'ny teniny
dera ,laza,hery ary ny voninahitra ho Azy iery e
Mba tiako ho fantatra ilay filohampirenena teo aloha zay tsy nankalaza anniversaries ?????? Amen
Mafinaritra n'y torinteninao sady Tena zava marina satriko fona hihaino
Gracia OLIVRY tsara Jesosy
Amen ! A Dieu seul la gloire
Mankasitraka indrindr e
Doux et humble de coeur
Misaotra jesosy ô