Mankanesa aty amiko hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana. Matio 11:28❤❤Tsara Jesosy🙏. Kanto ny hira, Mankasitraka ny namorona sy ny mpihira ny hira.
FEO MIANTSO Njay misy feo miantso reko Toa feo miangavy mora hoe Atolory ahy izay entanao Zakaiko koa ny hasasaranao Feo mahalala izay ilaiko Mahita ireo adin-tsaiko Feo te hizara izay ao am-po Fitiavana tsy mba lo Tompo ô! Ny antsonao no reko Fony izaho mbola tsy nino Dia nataoko tao am-babeko Izay mihatra mila hamolaka ahy Saingy izao miditra ao am-poko Ilay fitia atolotrao ho ahy Mampitony ny sento toloko Foana hatreo ny hasasarako am-panahy Moa ve ny entanao rehetra Sy izay mandreran-tsaina anao Efa natolotra an'i Jesoa Izy maniry ho namanao Ny vesatry ny ferin'aina Ny loza manjo rehetra Ny ahiahy tebitebim-po Omeo azy avokoa Dia hialao amin'izay ireo sento F'efa tojo Famonjena Matokia ny fiainanao ento Manontolo ho eo an-tanany Mandodona ao am-po ilay feony Dia fitia tsy mba voafetra Hasambarana no omeny Misy Zoky manampy antsika anie !
Njay misy feo miantso reko Toa feo miangavy mora hoe Atolory ahy izay entanao Zakaiko koa ny hasasaranao Feo mahalala izay ilaiko Mahita ireo adin-tsaiko Feo te hizara izay ao am-po Fitiavana ahy tsy mba roa Tompo ô, ny antsonao reko Fony izaho mbola tsy nino Dia nataoko tao am-babeko Izay mihatra mila hamolaka Saingy izao niditra ao am-poko Ilay fitia natolotrao ho ahy Mampitony sento toloko Foana teo ny hasasarako am-panahy Moa ve ny entanao rehetra Sy izay mandrera-tsaina anao Efa natolotra an'i Jesoa Izy maniry ho namanao Ny vesatry ny ferin'aina Ny loza manjo rehetra Ny ahiahy tebitebim-po Omeo azy avokoa Dia hialao amin'izay ireo sento Fa efa tojo famonjena Matokia ny fiainanao ento Manontolo ho eo an-tanany Mandondona am-po ilay feony Dia fitia tsy mba voafetra Hasambarana no omeny Misy zoky manampy antsika ange.
Mankanesa aty amiko hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana. Matio 11:28❤❤Tsara Jesosy🙏. Kanto ny hira, Mankasitraka ny namorona sy ny mpihira ny hira.
Ny vesatry ny ferinaina, ny loza manjo rehetra, ny ahiahy tebitebim-po, omeo Azy avokoa.
FEO MIANTSO
Njay misy feo miantso reko
Toa feo miangavy mora hoe
Atolory ahy izay entanao
Zakaiko koa ny hasasaranao
Feo mahalala izay ilaiko
Mahita ireo adin-tsaiko
Feo te hizara izay ao am-po
Fitiavana tsy mba lo
Tompo ô! Ny antsonao no reko
Fony izaho mbola tsy nino
Dia nataoko tao am-babeko
Izay mihatra mila hamolaka ahy
Saingy izao miditra ao am-poko
Ilay fitia atolotrao ho ahy
Mampitony ny sento toloko
Foana hatreo ny hasasarako am-panahy
Moa ve ny entanao rehetra
Sy izay mandreran-tsaina anao
Efa natolotra an'i Jesoa
Izy maniry ho namanao
Ny vesatry ny ferin'aina
Ny loza manjo rehetra
Ny ahiahy tebitebim-po
Omeo azy avokoa
Dia hialao amin'izay ireo sento
F'efa tojo Famonjena
Matokia ny fiainanao ento
Manontolo ho eo an-tanany
Mandodona ao am-po ilay feony
Dia fitia tsy mba voafetra
Hasambarana no omeny
Misy Zoky manampy antsika anie !
mankasitraka tompoko fa tena tsara le hira
Feo mahalala izay ilaiko, mahita ireo adintsaiko !!! Ianao Jeso mahalala fa miankina Aminao aho
Élevons,glorifions le nom de Jésus Christ notre Seigneur et notre Sauveur!
Tsara zany ra hira, na feony na tonony.
Merci 💕
Tompo o ny antsonao reko !
Tompo ô ny antsonao reko
Mba omeo tonon kira ee
Njay misy feo miantso reko
Toa feo miangavy mora hoe
Atolory ahy izay entanao
Zakaiko koa ny hasasaranao
Feo mahalala izay ilaiko
Mahita ireo adin-tsaiko
Feo te hizara izay ao am-po
Fitiavana ahy tsy mba roa
Tompo ô, ny antsonao reko
Fony izaho mbola tsy nino
Dia nataoko tao am-babeko
Izay mihatra mila hamolaka
Saingy izao niditra ao am-poko
Ilay fitia natolotrao ho ahy
Mampitony sento toloko
Foana teo ny hasasarako am-panahy
Moa ve ny entanao rehetra
Sy izay mandrera-tsaina anao
Efa natolotra an'i Jesoa
Izy maniry ho namanao
Ny vesatry ny ferin'aina
Ny loza manjo rehetra
Ny ahiahy tebitebim-po
Omeo azy avokoa
Dia hialao amin'izay ireo sento
Fa efa tojo famonjena
Matokia ny fiainanao ento
Manontolo ho eo an-tanany
Mandondona am-po ilay feony
Dia fitia tsy mba voafetra
Hasambarana no omeny
Misy zoky manampy antsika ange.
kanto e
Élevons,glorifions le nom de Jésus Christ notre Seigneur et notre Sauveur!