Amorony fo madio (Ny Mpitory) Strophe 1 Amorony fo madio aho Andriamanitra o Fo iray hiorim-paka mafy ao Aminao Handosiran’i Satana Fa hivoha hidanadana Henika sy feno ny hasoavanao Strophe 2 Mba tolory saina tsara aho Tompo Masina o! Mba hisainako ny lala- Mankany Aminao Saina afaka hahalala Fa tsy ny lala-migodana No hanatrarana ilay paradisa soa Strophe 3 Akaikezo e! inty ny tanako fikiro Fa manonja anie ’ty rano be Aza avela handeha irery Tantano an-dalana aho sao very Jesosy o! Ianao no tokiko Strophe 2 ’Lay fanahy maha-olona nomenao ho ahy koa Azoko ambara fa raha toa tsy arovanao Dia manjary mampanahy Raha tratry ny fakam-panahy Ka farany ho may sy ho ratsy fiafara Strophe 3 Ny tongotro, ny tanako, ny loha, ny masoko Ny eritreritro, ny sofiko, ny vavako Zany hoe raha an-totaly Tsy zava-bitsivitsy ihany F’izaho mihitsy no apetrako Aminao Strophe 3 Akaikezo e! inty ny tanako fikiro Fa manonja anie ’ty rano be Aza avela handeha irery Tantano an-dalana aho sao very Jesosy o! Ianao no tokiko
Misaotra indrindra nanao azy endrika Karaoke tahaha izao! :)
Vaomay mamy be ilay hira!
Mankasitraka ! Tsara mihintsy io hira io!
misaotra e! Tia ahy Jesosy, zaho koa tia Azy
Amorony fo madio (Ny Mpitory)
Strophe 1
Amorony fo madio aho Andriamanitra o
Fo iray hiorim-paka mafy ao Aminao
Handosiran’i Satana
Fa hivoha hidanadana
Henika sy feno ny hasoavanao
Strophe 2
Mba tolory saina tsara aho
Tompo Masina o!
Mba hisainako ny lala-
Mankany Aminao
Saina afaka hahalala
Fa tsy ny lala-migodana
No hanatrarana ilay paradisa soa
Strophe 3
Akaikezo e! inty ny tanako fikiro
Fa manonja anie ’ty rano be
Aza avela handeha irery
Tantano an-dalana aho sao very
Jesosy o! Ianao no tokiko
Strophe 2
’Lay fanahy maha-olona nomenao ho ahy koa
Azoko ambara fa raha toa tsy arovanao
Dia manjary mampanahy
Raha tratry ny fakam-panahy
Ka farany ho may sy ho ratsy fiafara
Strophe 3
Ny tongotro, ny tanako, ny loha, ny masoko
Ny eritreritro, ny sofiko, ny vavako
Zany hoe raha an-totaly
Tsy zava-bitsivitsy ihany
F’izaho mihitsy no apetrako Aminao
Strophe 3
Akaikezo e! inty ny tanako fikiro
Fa manonja anie ’ty rano be
Aza avela handeha irery
Tantano an-dalana aho sao very
Jesosy o! Ianao no tokiko
Ianao no tokiko jesoa a
Tsara ai
Trop bien 🥰
Tena tiako 🙏❤
great
❤❤❤❤
❤❤❤