- Видео 39
- Просмотров 1 004 329
Antarmiel Rakoto
Добавлен 6 сен 2012
Jocelyn Ranjarison - Matokia ny Tompo
hira fiderana, fivavahana, malagasy, lyrics, karaoke, tononkira, mandalo adisarotra ianao
Просмотров: 21 806
Видео
Ny Mpitory - Hiran'ny voavonjy
Просмотров 3 тыс.6 лет назад
Hira fiderana, fivavahana, malagasy, lyrics, karaoke, tononkira, ny vesatry ny fahotako
Mamie kelin i Jesosy - Mpandresy aho
Просмотров 7 тыс.6 лет назад
Hira fiderana, fivavahana, malagasy, lyrics, karaoke, tononkira
Fara Andriamamonjy - Tompo ô! Vonona aho ny handeha
Просмотров 1,8 тыс.6 лет назад
Hira fiderana, fivavahana, malagasy, lyrics, karaoke, tononkira, ianao Jesoa no antenaina hitahy
CEVAM - Miandry izahay
Просмотров 10 тыс.6 лет назад
Hira fiderana , fivavahana, malagasy, lyrics, karaoke, tononkira, fotoana toy izao indrindra, eto izahay miandry anao
Jocelyn Ranjarison - Dia teo foana Ianao
Просмотров 7 тыс.6 лет назад
Hira fiderana, fivavahana, malagasy, lyrics, karaoke, tononkira, raha tao anatin'ny ady mafy aho
Jocelyn Ranjarison - Eo Aminao no hasambarako
Просмотров 15 тыс.6 лет назад
hira fiderana, fivavahana, malagasy, lyrics, karaoke, tononkira, fiainako tsy nisy anao taloha
Jocelyn Ranjarison - Tsy neniko
Просмотров 42 тыс.6 лет назад
hira fiderana, fivavahana, malagasy, lyrics, karaoke, tononkira, tiako loatra ianao ka tsy mba nafeniko
Jocelyn Ranjarison - Ambany elatrao
Просмотров 47 тыс.6 лет назад
hira fiderana, fivavahana, malagasy, lyrics, karaoke, tononkira, Tompo o! mahatoky aho fa mialoka aminao
Rija Harivelo - Manoatra ny mpandresy
Просмотров 5 тыс.6 лет назад
hira fiderana, fivavahana, malagasy, lyrics, karaoke, tononkira
Pst Shine - Hifaly
Просмотров 3,3 тыс.6 лет назад
hira fiderana, fivavahana, malagasy, lyrics, karaoke, tononkira
Pst Shine - Ny foko omeko Anao
Просмотров 1,2 тыс.6 лет назад
hira fiderana, fivavahana, malagasy, lyrics, karaoke, tononkira
Karmela - Namana
Просмотров 2,2 тыс.6 лет назад
hira fiderana, fivavahana, malagasy, lyrics, karaoke, tononkira, fa Jesosy no ilay namana iray, fa tsy mba handao ahy ianao
Jocelyn Ranjarison - Tompo ô! tiako foana!
Просмотров 231 тыс.6 лет назад
hira fiderana, fivavahana, malagasy
Pst SHINE - tsy misy tia ahy toa Anao
Просмотров 12 тыс.6 лет назад
Pst SHINE - tsy misy tia ahy toa Anao
Jocelyn Ranjarison - raha tsisy Anao
Просмотров 18 тыс.6 лет назад
Jocelyn Ranjarison - raha tsisy Anao
AMEN 🙏 ❤
❤❤
Tiko loatra Ty hira Ty❤️Misaotra Jesosiko🙏
❤❤❤
Salama oo☺🥰ono oa sao de mba manana hiran'ny bishop na louange shine betsaka ianao azafady🙏🏻
Ekeko Tompo izay alahatrao fa izay ihany no mahasoa ahy na dia mety tsy takatro aza
@💘💘💘💘💘💘💘💘
Tena tiako 🙏❤
😢😢😢❤❤ misaotra Jesosy
😢😢❤❤
Misaotra indrindra fa tena tsara ary mampangorangoraka fo sy fanahy. Mankasitraka Fara Andriamamonjy.❤
Mankasitraka NY hiranao aho
❤❤❤❤
Sahira aminao aho rehefa tsy hitako manolotra NY vaovao anao isan'andro Aho amin'i RUclips ,mankasitraka anao aho Ernestbacchi sady Gasy no Vazaha Frantsay .Efa retraite zaho zao mahazo 1200 euros / mois nefa Tsy misy tany hitoerako sa sanganehana aho la matoky NY Fandresenao Any araka Amy NY anaranao gasy sy vazaha hoe Mireille .💔
Mankasitraka ! Tsara mihintsy io hira io!
Ianao irery Tompo oh no mahalala izay mahasoa ahy <3 tanteraho izay sitraponao, azoko antoka izay fitantananao ahy ho mandrakizay
Alleluia alleluia 🙏🙏 Ambany Elatrao no Tiako toerana Jesosy ah!! AMEN Eo no nahatsara ahy
Tiko
Matokia n'y Tompo IANAO.ny Zavatra drehetra Hainy atao amen amen ❤️
Tena kanto e. Mankasitraka Mireille
Fahatsiarovana THB& FALY
Ny vavako mbola hilaza Hihira Ilay fitiavanao, fa Na maro aza 'reo hira efa Mankalaza Anao dia Mbola mamiko hatrany Ny hihaino sy handre Ilay fitiavanao tokana an-tany Fa raha izaho no tokony ho faty Noho ny otako, noho ny otako Dia indro Ianao nanolo-tena hijaly Mba ho soloko, mba ho soloko Na mafy aza ny hazofijaliana Natolotrao ny tànanao hofantsihina Niaretanao ny fara-fahoriana Nahatonga Anao nilaza hoe : "Ray ô, nahoana Ianao no nahafoy Ahy ?" Na mafy aza ny hazofijaliana Natolotrao ny tànanao hofantsihina Niaretanao ny fara-fahoriana Mba hahatonga ahy handova ilay Fiainana, Fiainana mandrakizay Na mafy aza ny hazofijaliana Natolony ny tanaNy hofantsihina Niaretany ny farafahoriana Mba hahatonga anao handova ilay Fiainana, Fiainana mandrakizay Fiainana M A N D R A K I Z A Y !
Mercii Tony
Mampahery
Jésus, fais ce que TU VEUX de ma vie🙏❤
Ambany elatra no tiako hitoerana Tompo malala . Afaka ny tahotro sy ny tebitebiko eo anilanao . Amena❤
Tsara loatra❤️
Misaotra Pasitera e!,, Mandria-piadanana.
Jesoa isaorako ny fitiavanao ahy Na mafy ny manjo mandresy ny fanahy Fa ampy ho ahy tokoa ny fahasoavanao Mionona ny fo eo am-pelantananao Jesoa misaotra indrindra Misaotra eram-po Ny fiainako mirindra Ka ampoky ny soa Fa ampy hifaliako ny fahasoavanao Jesoa ny faniriako hitoetra anilanao Jesoa isaorako ireo teninao Fa dia nandramako mandresy aho izao Fa ampy ho ahy tokoa ny fahasoavanao Matoky izany fo ampaherezinao Jesoa misaotra indrindra Misaotra eram-po Ny fiainako mirindra ka ampoky ny soa Fa ampy hifalialo ny fahasoavanao Jesoa ny faniriako hitoetra anilanao Jesoa misaotra indrindra e Misaotra eram-po Ny fiainanay mirindra ka ampoky ny soa Izao no faniriana ireo taranakay Jesoa ho fifaliany ny fahasoavanao.
Misaotra ❤❤❤❤Ray ô arovy @ ratsy rehetra matoky ny famindra-po nao Jesoa 🙏🙏🙏🙏
❤❤
Tsy mety lefy mihitsy ny hakantony
Ianao no fifaliako, ry Fitia tsy mety ritra.☺
Amen, par la Grace de Dieu
tsara loatra , mampahery tokoa
❤❤❤, misaotra betsaka,mba alefaso eto le hira hoe: ''isaky'',hiran'ny mpitory ra anananareo,
Tsy mb manary anaty ady ianao Jesosy misaotra,❤❤❤
Tena mba tiko lotra ity hira ity mamelona fanantenana be mihintsy
mbola averiko fonafona oa
averiko foana
Mba aiza i mireille izao fa hatsiarovako ny fahazazako avokoa ny hirany?
MATOKIA NY TOMPO IANAO (Pasteur Jocelyn) X2 Mandalo ady sarotra ianao Toa mila ho reradreraka ny fo Mideza dia mideza Tsy manam-paharoa Tsy maintsy ho lalovana tokoa Refrain : Matokia ny Tompo ianao Ny zava-drehetra dia hainy atao Ario ‘reo hakiviana sy ny tahotrao Ny zavatra rehetra (2) Hainy atao X2 ‘Ty ranomasim-be izay eo aloha Tsy azo ihoarana tokoa Nefa aoriana koa dia fahavalo marobe Toa mila hahakivy ny fanahy re Refrain : X2 Matokia ny Tompo ianao Ny zava-drehetra dia hainy atao Ario ‘reo hakiviana sy ny tahotrao Ny zavatra rehetra (2) Hainy atao Matokia ny Tompo ianao Ny zava-drehetra dia hainy atao Ario ‘reo hakiviana sy ny tahotrao Ny zavatra rehetra (2) Hainy atao
Manolo-tena @ n'y Ray Fitiavana tsy mety ritra. Arovy izahay mandrakizay Jeso Kristy. Amen
Anio Aho miaraka Aminao Ray o. Mankasitraka ry Fitia tsy mety ritra. :-)
Loharano mahavelona Jeso. Hanafana n'y tranonao Izy . :-)
Tu es mon Soleil, mon Espoir 🙏♥️
Amorony fo madio (Ny Mpitory) Strophe 1 Amorony fo madio aho Andriamanitra o Fo iray hiorim-paka mafy ao Aminao Handosiran’i Satana Fa hivoha hidanadana Henika sy feno ny hasoavanao Strophe 2 Mba tolory saina tsara aho Tompo Masina o! Mba hisainako ny lala- Mankany Aminao Saina afaka hahalala Fa tsy ny lala-migodana No hanatrarana ilay paradisa soa Strophe 3 Akaikezo e! inty ny tanako fikiro Fa manonja anie ’ty rano be Aza avela handeha irery Tantano an-dalana aho sao very Jesosy o! Ianao no tokiko Strophe 2 ’Lay fanahy maha-olona nomenao ho ahy koa Azoko ambara fa raha toa tsy arovanao Dia manjary mampanahy Raha tratry ny fakam-panahy Ka farany ho may sy ho ratsy fiafara Strophe 3 Ny tongotro, ny tanako, ny loha, ny masoko Ny eritreritro, ny sofiko, ny vavako Zany hoe raha an-totaly Tsy zava-bitsivitsy ihany F’izaho mihitsy no apetrako Aminao Strophe 3 Akaikezo e! inty ny tanako fikiro Fa manonja anie ’ty rano be Aza avela handeha irery Tantano an-dalana aho sao very Jesosy o! Ianao no tokiko
tena tsara ka tahian i Jeso ny mpamorona mba hamorona bebe kokoa
♥️♥️♥️♥️♥️
manome fifaliana sy fiadanam-po ho ahy lalandava ny mihaino ny hiran'ny Mpitory izay tenin'Andriamanitra tokoa! Misaotra Ny Tompo nanome azy ireo ny talenta hiderany an'Andriamanitra!
Misaotra indrindra nanao azy endrika Karaoke tahaha izao! :) Vaomay mamy be ilay hira!