Arahaban'andriana

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 15 сен 2024
  • interprétées par Malagasy Ensemble (RAOELISON Lova, et al.)
    acc. RAMAROLAHY Miravo
    📌 2ème concert de musique de l'amitié dans le cadre de la célébration du 30ème anniversaire du rétablissement des Relations diplomatiques entre la République de Corée et la République de Madagascar📌#주마다가스카르대한민국대사관 #마다가스카르대사관 #대한민국대사관 #madagascar #coréen

Комментарии • 6

  • @vololoniainarakotoarivelo3393
    @vololoniainarakotoarivelo3393 11 месяцев назад +1

    Arahabaina ny mpiangaly. Misongadina be koa ny feon'ilay valihavata. Misaotra anareo, mankasitraka ny mpanohana. Haren-tsaina tsy lanilaniana ny antsika malagasy koa trandraho hatrany ry tanora!
    God bless Madagascar!

  • @andryidealy9809
    @andryidealy9809 9 месяцев назад

    Mankasitraka sy misaotra e !

  • @nirinasophiemartin9203
    @nirinasophiemartin9203 9 месяцев назад

    Hafa ihany ny kalo ny fahiny .misaotra betsaka anareo.mitondra avo ny vakoka Malagasy

  • @francoisramaroson4593
    @francoisramaroson4593 9 месяцев назад

    Misaotra indrindra e. Raha tsy mahadiso, iza moa ianareo? Misy fifandraisana amin'ny Voamaintilany tao amin'ny Lycee Andohalo ve? Vao avy nihaino anareo nanao ny "Voamaintilany" hiran'i Rajoro aho mantsy teo. Manja be! Misaotra ihany e.

  • @rabenjasonandriamahefa
    @rabenjasonandriamahefa 10 месяцев назад

    Milay ny tanana