Tonga vahiny ianareo Hitondra ny hafatra sy ny feo Koa samia mifaly , samia miravo Fa samy tantanan’ny Avo Faly manatrik’entoana Sarasara tsy ambaka , tompoko ô ! Toy izao ny fiarahaban’andriana Ataonay amin’olon-tiana Lalao re no ataonay amin’ny anatra soa Ataovy voankazo an’ala Ny mangidy re aloavy , ny mamy kosa atelomy Mahaiza mifidy ny tsara ho todin’ny soa any ampara Mahaiza mifidy ny tsara ho todin’ny soa sy ny anjara Arosoy amin’izay re fa manina azy Fa fitia mivaly , fitia tena mivaly fitia Fararano aza tonga ririnina mainka izany fa raha fahavaratra (bis) Sarasara tsy ambaka , tompoko ô ! Toy izao ny fiarahaban’andriana Ataonay amin’olon-tiana
Lalao re no ataonay,ampio ny anatra soa ataovo voankazo an'ala , ny mangidy re aloavo ny mamy kosa atelemo...mahaiza mifidy ny tsara, de misotro ny soa sy ny anjara,mahaiza mifidy ny tsara ho tojo ny soa sy ny anjara...... mankasitraka re tompoko ooo
Ianao angaha taranaka Andevo ? sa tsy tia Merina? Izahay Andriana tompoko ô. Tadidio fa ry zareo sakalava sy ry zareo Antakarana no tena nanandevo olona teto Madagasikara . Mba mianara ihany tompoko.
Tonga vahiny ianareo
Hitondra ny hafatra sy ny feo
Koa samia mifaly , samia miravo
Fa samy tantanan’ny Avo
Faly manatrik’entoana
Sarasara tsy ambaka , tompoko ô !
Toy izao ny fiarahaban’andriana
Ataonay amin’olon-tiana
Lalao re no ataonay amin’ny anatra soa
Ataovy voankazo an’ala
Ny mangidy re aloavy , ny mamy kosa atelomy
Mahaiza mifidy ny tsara ho todin’ny soa
any ampara
Mahaiza mifidy ny tsara ho todin’ny soa
sy ny anjara
Arosoy amin’izay re fa manina azy
Fa fitia mivaly , fitia tena mivaly fitia
Fararano aza tonga ririnina mainka izany
fa raha fahavaratra (bis)
Sarasara tsy ambaka , tompoko ô !
Toy izao ny fiarahaban’andriana
Ataonay amin’olon-tiana
Tsara an, refa misy mariazy ao amin'ny fianakavianay dia atao foana ity hira ity, mahafirnaritra ery !
Mirotsaka ranomasoko maheno izany hira izany
Te hody b za zany
Tout invite est toujours le bienvenu et est accueilli avec beau de gentillesse et de déférence,en effet on lui sert ce qu'on a.
Lalao re no ataonay,ampio ny anatra soa ataovo voankazo an'ala , ny mangidy re aloavo ny mamy kosa atelemo...mahaiza mifidy ny tsara, de misotro ny soa sy ny anjara,mahaiza mifidy ny tsara ho tojo ny soa sy ny anjara...... mankasitraka re tompoko ooo
Tsara ny hira, mankasitraka
Ndriiiiiiiii mampisento b NY mihaino.anareo misaotreeee
Mankasitrakeeee❤❤❤❤❤❤😘😘😘😘👍👍👍🙏🙏🙏🙏⚘
Marary lay lavitrin'ny tany niaviana,te hody miheno zany hira zany.Misaotra nizara fa afapo na Dia lavitra aza ny tena😥💔
🥹
mankasitraka tompoko , hafa ihany ny kalon'ny fahiny ,
Je
Hafa hiany n'y "ba-lira malagasy ka mampanembonembona" an'i Gasikara "rehefa takariva mody masoandro iny.
Tsara foana ! Mankasitraka 😃
zany ka rodobe angolan'ny fahiny, misaotra nizara o !
Mihaja ilay hira, tena mahafinaritra.
Tsarava tompoko o!!!!
Mankasitraka e😍
Tsarava tompoko
Mozika izany leretsy a!!!!!! Tsara foana e
Samy manatrika hetoana! Arahaban'Andriana.
Tsarava tompoko .
Tiako ! Tena tsara tompoko !
Sarasara tsy ambaka sa Sarasara tsy ambakaina
Raha tsy diso ny fitadidiko ry Fidy Manantsoa no nihira anio ( origine )
ndriiiiiiii fa nankaiza ilay basse be iny ry reto tena faible ireto beso ireto an
Tsarava tompoko!
tanisa kalon ny fahiny
tiko be ilay hiran'ny omaly fa misaotra betsaka ee
Ry fahazazana tany a
Madagascar !!!
Mino aho f mbola hifankahita isika indray andro any
Misaotra Tompoko
tanisa
Tena kanto :)
Tiako loatra
♥️♥️♥️
😍
16/07/2022
ndry
Mahafinaritra ny feo n'ny vehivavy
will e coyotte ve io?
Tsara va tompoko?!
izany ny arahaban'andevo
ANDRIANA NANANDEVO VE ? EFA LANY ANDRO Ô
tsisy idirany mintsiny
Tsy ny Andriana no nanandevo, fa ny rafi-piaraha-monina fahagola no nitaky an'izay (jereo ao anatin'ny Baiboly fa efa niresaka an'izany YHWH).
Ianao angaha taranaka Andevo ? sa tsy tia Merina? Izahay Andriana tompoko ô. Tadidio fa ry zareo sakalava sy ry zareo Antakarana no tena nanandevo olona teto Madagasikara . Mba mianara ihany tompoko.
❤❤❤