Raha amiko aloha! Tsy tiako le manivahiva ny maha malagasy ary raha ohatra izany daholo ny ataon'ny Malagasy rehetra dia ho very ny Soa navelan'ny RAZAM-BE an'ny malagasy Maninona raha samy manaja ny azy fa tsy manao tahak'izao
Voalohany maloha mankasitraka anao nanao finiavana nitsidiky tananan'i Nosilava,fa fa le fiteny aloha Mrc mba alaminotsara na dia vahoaka manaraka vaovao atonao kivy,nony izany dia dianizao aza ato fiteny vazivazy ny zavatra ato fa atovo@tokony hoizy, Merci
izay ilay mahavoa efa nivadika vahiny ka manosihosy ny fomba nentim-paharazana sy tsimisy fanajana ny Razam-be marina mivavaka ianao samy manana ny fomba fivavahany manaja anao ny hafa dia ajao iany koa ny fomba ny afa tena mampalahelo Masina ny Tanin-drazana fa hajao ny Hasina nentim-paharazana fa tsy hosihosena mivavaka ianao ataovy ny fivavahanao fa tsy ny Hasina no otainao fady mialatsiny fa miteny mahery za de anisany sarotiny aminy fomba maha Malagasy na mivavaka otranareo ary manaja ny atao hoe fady
Tena Marina no nataony marika tatandrana ity. Tsy matoky ny pitondra fanjakana ny antony zao ny fahazahoako izy ty..natao voady amby ny ,ankamaroany olona tao.
Mba mampalahelo rangahy ny olona manaradia an'io Rangahy Gaodarao ty kah!! mety efa voafatotra ny ody ratsiny angamba ka tsy mahita tous le moins !!!kkkkk!!
tegonenao anao marc tatadraza aboa razanao anareo mamano kolokolo mila madea présidenciel orke pangalatsa to bestamama ty adana anao manibe amny tanynao fartsa mena bé any dahalo lahy ty fa kaza mandrobaka razanay fandroka ty mtssss
Raha zaho foana dia tsy mba mihaino ny teninao io daholo be zao mody sary mpivavaka be izao dia fanodinana lohan'olona fotsiny sady fitiavambola vaovao indray dia ho hitanareo eo hiany ééé
033 02 638 85 / www.marc-tatandraza.com, site tsy mi existe, nefa aderadera isakin mihetsika, mot à mot no akabeazany, honte à toi qui prononce le nom de Dieu!
zaho de milaza fa. ny fitantaranareo fa ambasady ny finoana nareo nefa matoa misy ny fandaharaana nataon ny TV M efa somary ellaela fa olona nisaazy no nitoetra teny ary misy garde penitencieres nonina tenyfa aza de manambany rehefa nahazo fahasoavaana
Raha amiko aloha! Tsy tiako le manivahiva ny maha malagasy ary raha ohatra izany daholo ny ataon'ny Malagasy rehetra dia ho very ny Soa navelan'ny RAZAM-BE an'ny malagasy
Maninona raha samy manaja ny azy fa tsy manao tahak'izao
Voalohany maloha mankasitraka anao nanao finiavana nitsidiky tananan'i Nosilava,fa fa le fiteny aloha Mrc mba alaminotsara na dia vahoaka manaraka vaovao atonao kivy,nony izany dia dianizao aza ato fiteny vazivazy ny zavatra ato fa atovo@tokony hoizy, Merci
Bravo tatandraza . Fa le teny vazaha tokony natao teny gasy fa afahafabe. Bangazy 😲 !!!
Tsara be ny nifinla
Aiza zay may eo; mpandainga velona
Aiza ze may eo e 🤣🤣🤣🤣🤣
Mankasitraka .
izay ilay mahavoa efa nivadika vahiny ka manosihosy ny fomba nentim-paharazana sy tsimisy fanajana ny Razam-be marina mivavaka ianao samy manana ny fomba fivavahany manaja anao ny hafa dia ajao iany koa ny fomba ny afa tena mampalahelo Masina ny Tanin-drazana fa hajao ny Hasina nentim-paharazana fa tsy hosihosena mivavaka ianao ataovy ny fivavahanao fa tsy ny Hasina no otainao fady mialatsiny fa miteny mahery za de anisany sarotiny aminy fomba maha Malagasy na mivavaka otranareo ary manaja ny atao hoe fady
Tena Marina no nataony marika tatandrana ity. Tsy matoky ny pitondra fanjakana ny antony zao ny fahazahoako izy ty..natao voady amby ny ,ankamaroany olona tao.
Manao délivrance !! 🤣🤣🤣🤣
Mba mampalahelo rangahy ny olona manaradia an'io Rangahy Gaodarao ty kah!! mety efa voafatotra ny ody ratsiny angamba ka tsy mahita tous le moins !!!kkkkk!!
Mr bé NIFY mpandainga
tena adala b le otrn mpitantara aw le!! krkrkrkrk
bangazy,tebebe,moregy,distrika,derect,dereksiau,missofy elikoptera ,sasy contrera ,mtad moin sa moyen e,sns manorisory mihaino azy
hahahahaaaa... za ato ripakaaa! otran olo tsy serieux lery, krkrkr
tou l moin rehetsa
gorvoronora,sékéré
anaw milaza fa ho faty ovina kos zan az be vazivazy fa mahasosotra ee
Bangage oun e!!
"Nosilava" kosa fa tsy hoe "Anosilava " e
fa Tena io ve lay NO NOSILAVA sa tatara fotsiny azafady
Kay ve bdb ny vahoaka malagasy natao sorona tao e !!! Teniny tatandraza teo zany .. loza
Sao izy no tokony ho ravana lo
ZANY NO ATAO HOE OLONA MITATARA ANGANO! MDR!!!! MAMPALAHELO FA ZANY DIA MBOLA MISY MANARAKA IANY!
BE NY MIVAHA KA
Lafo aminy olona hava izany ny anosilava.
tegonenao anao marc tatadraza aboa razanao anareo mamano kolokolo mila madea présidenciel orke pangalatsa to bestamama ty adana anao manibe amny tanynao fartsa mena bé any dahalo lahy ty fa kaza mandrobaka razanay fandroka ty mtssss
Vendrana koa le pitatara ka .
Vavanao nao io tatandraza mbo vaky lio
DERNER GRA MESSAGER DDIEU AMBASADER DU CéL
Raha zaho foana dia tsy mba mihaino ny teninao io daholo be zao mody sary mpivavaka be izao dia fanodinana lohan'olona fotsiny sady fitiavambola vaovao indray dia ho hitanareo eo hiany ééé
tsy mendrika mihintsy ny teny ampiasainareo
Mampalahelo iry sasani mitondra Zanaka jiaby zazakeli tsi manants igni tsy alefa à école fa ampizahagna cinéma otranio
Et anao distrikigny akoho dadilanao OK tsi fivavanao tsi Marigny io volagny nao respecte culture nolo dahalo @ nareo agny fo volagna mazava
Tsy misy rairainay aminy marc tanimdraza tay zany.puff
hahaha sady mapme ty Ranamana ity no masosotra, Distrika an'akoho, manala kilaoty, lasa tarzan...! mdr
tsisy inoninona kory le www.marc-tatandraza.com
Vendrana be ts nande a l'école aby.mb migeste miten français nefa tsis ra ainy aby.
#Herinjaka#Adolphe
Ianao👎no tena tsy ampy saina amiko fa tsy izy.
Ssssshh.Mangina p lesy ry le tue e.Kkkkkkkkkk
Tena mampalaelo be
Man's not hot
033 02 638 85 / www.marc-tatandraza.com, site tsy mi existe, nefa aderadera isakin mihetsika, mot à mot no akabeazany, honte à toi qui prononce le nom de Dieu!
N'importe quoi dragons loha nao
zaho de milaza fa. ny fitantaranareo fa ambasady ny finoana nareo nefa matoa misy ny fandaharaana nataon ny TV M efa somary ellaela fa olona nisaazy no nitoetra teny ary misy garde penitencieres nonina tenyfa aza de manambany rehefa nahazo fahasoavaana
Befotaka, faritr'i SAVA? Nul