Zahatany 14 Octobre 2023 - Présentation et historique de l'île de Nosy Lava

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 20 окт 2024
  • Nosy iray ato amin’ny Canal de Mozambique, fari-dranomasin’i Madagasikara Andrefana, ato anatin’ny Helodranon’i Narendre na Narinda i Nosy Lava, izy no lehibe indrindra amin’ireo nosy madinidinika anatin’ny faridranomasin’i distrikan’Analalava, Faritra SOFIA, izay ho fantarintsika ato anaty Zahatany.
    Reportage: LEMANA Elisée, Feno RANDRIAMALALA, Heriniaina RABEMANANTSOA, Ghander Slim

Комментарии • 6

  • @lolanagel6103
    @lolanagel6103 Год назад +2

    Misaotra anareo tompon'andraikitrin'ny fandaharana Zaha-tany ity, nampahafantatranay izany tantaran'i Nosy lav'izany

  • @marimalaza
    @marimalaza 2 месяца назад

    Havy hamangy fa tany nahitako masoandro i Nosy lava merci pour le reportage ❤

  • @marimalaza
    @marimalaza 11 месяцев назад +3

    Merci je suis née là bas mon père était policier là-bas il y a 60 ans passés merci de nous montrer ce vidéos

    • @zahatany8383
      @zahatany8383  4 месяца назад

      Merci beaucoup pour votre message touchant ! C'est merveilleux de savoir que Zahatany ravive de bons souvenirs pour vous. Nous sommes heureux de partager ces vidéos avec vous.

  • @lolanagel6103
    @lolanagel6103 Год назад

    Saingy indrisy f'tsy nisy fikarakarana intsony nataon'ireo fitondrana Malagasy nifandimby t.'@ ireo foto-drafitr'asa navelan'ireo vahiny

    • @irisroyal2764
      @irisroyal2764 8 месяцев назад

      Madagascar ts handrosa raha hiandry ny fanjakana ny Malagasy satria hita fa ts mahavita ireo tompon'andraikitra isankarazany misolo eo. Isika tsirairay no mandray andraikitra ary tokony hiezaka hampandroso ny firenentsika. Io ilay hoe entrepreunariat fa ts hiandry ny fanjakana ts hita.