Manoa Williamson - Mpandresy (ft. Antso Music)
HTML-код
- Опубликовано: 5 фев 2025
- "Mpandresy" dia hira nosoratako ary niaraka namboatra izany ho lasa vokatra mahafinaritra ho enoina sy entina miaina ny tarika Antso Music.🤩🤩
"Nisy fotoana aho nandalo ady sarotra tamin'ny resaka fianarana ary efa naika najanoko kanefa tsapako fa tokony ho vitako dia notoizako ihany satria ny Mpandresy tsy ho lavo mandrakizay.
Na inona na inona mitranga, mbola tsy hanomboka ny ady akory ianao dia fantaro fa efa Mpandresy sahady satria manana ny Ray ianao izay eo foana miady ho anao...🥰"
Auteur/Compositeur : Manoa Williamson
Prise de son: Lucas Ravoson
Mixage/Mastering: Lucas Ravoson & Manoa Williamson
Montage du Lyrics: Fyhavi Rakoto Mialy
Drums: Rova Andrianina Ramanampisoa
Keyboard: Andrianina Razafintsoa & Fitahiana Harenasoa
Electric Guitar: Elia Ratefy Andriamahefa
Bass Guitar: Mendrika Eric
Tsara ny zavatra ataonareo, mankasitraka anareo. Miandry ny vokatra manaraka izahay
I used to listen to this song when I hard to find sleep at night, such a soul calmer.
Tiako loatra ❤️
❤❤❤❤🔥🔥 GOLD
Tena oe tsara e✨✨
🙌
whaoo tsara be merci
Tiako be tena tiako be
❤❤❤
Mankasitraka zalah a
cool on dirait du reko :)
Bonjour,
Pouvez vous mettre la traduction des paroles s'il vous plaît ?
Mankasitra fa tsara ilay hira. Ny gadona koa mety tsara @ilay sofiko
🤍🤍🤍🤍🤍🤍