Ho Iray - Lucas Ravoson [Official Music Video]
HTML-код
- Опубликовано: 10 фев 2025
- Raki-tsary ofisialy faharoa nomaninay ho anareo. "Ho Iray" nosoratan'i Lucas Ravoson. 🌹
Atolory hoan'ilay olona iray 'zay tena maminao indrindra 🌹
Misaotra anao mpijery sahady, raha tinao ilay vokatra dia aza adino ny mizàra !
Hira nosoratako ho an'ny mpifankatia rehetra indray izy ity, indrindra ho firarian-tsoa hoan'ireo mpilalao sary mihetsika izay niara niasa tamiko tamin'ny fanatontosàna an'i "Tia ho Faly" .
Auteur/Compositeur : Lucas Ravoson
Prise de son: Lucas Ravoson/ Miora Rabarisoa
Mixage/Mastering: Miou Sonor
Réalisation du clip: E-mages
Special thanks to:
Briana & Harena
Eric & Tsiaro
Fanaja & Fanoela
Andie & Fabrice
Loriane & Andraina
Olivia & Andy
Sitraka & Toky Ny Aina
❤❤
Efa ela ity hira ity no henoko fa isaky ny mihaino azy aho dia ohatrany hoe vao voalohany fona, Ilay sensation tsapako tena hafa mihitsy, mandona kely, mapanonofy kely fona❤
Tsapa hoe nisy emotions be ny nanaovana ity hira ity, na ny tonony na ny feony, na ny horonan-tsary👌
Alefa fona Lucas
Mankasitraka indrindra ! 🌻
Milay be lty eeehh! Tohizo foana
Cette musique mérite plus de vu... c'est tellement intense👏🎧🎼
Intro après 1,2,3 c'est vraiment waouuuuhhhh 😭🙌💖
Miandri ni vazo manaraka ❤
WOW!!! tena tsara be!!!!mankasitraka
🤤🤩🔥 tena tsara
alefa zandry aaa, un grand artiste
Une Chanson et une Pensée à…..❤
Je l'écoute en boucle tellement j'adore ❤️
Milay be,gg🗣️🎼❤️
Tsara tena tsara
2 après fa mbola tsara foanaaa
Du indie rock, c'est magnifique
Gg be an !!
Je t'adore
Pépite❤
❤❤
Pourquoi la chanson Tia ho faly a été supprimé de tous les réseaux ? 😩
23K de vues… j’ai remplis les 4K je pense.. milay lesy 🫶🏻