Voafehin’i Taylor ilay Amerikana tokoa ny teny Malagasy

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 8 фев 2025
  • Voafehin’i Taylor ilay Amerikana tokoa ny teny Malagasy

Комментарии • 42

  • @Andriamampionina
    @Andriamampionina Месяц назад

    Tena mahafehy ny teny malagasy izy . mafinaritra be👏👏👏👏👏👏👏👏👏🎂

  • @gilbertaugustin986
    @gilbertaugustin986 Год назад

    Tena tsy manana accent amerikanina mihitsy izy. Bravo. Maro ireo tanora Amerikanina manao mission aty dia tena mahafehy teny malagasy.
    God bless America

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 2 года назад

    Bravo!!!ny lelan ny mpiteny anglisy amerikana koa mifanakaiky amintsika

  • @framboiseboni658
    @framboiseboni658 3 года назад

    Bravo Taylor, je suis scotchée. Vous êtes très talentueux. Ça m'a fait plaisir d'entente un vazaha qui maîtrise parfaitement ma langue maternelle. Encore bravo

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 Год назад

    Sady fluent b 👍👍👍👍👍

  • @rondrorandriamanantena171
    @rondrorandriamanantena171 5 лет назад

    Tena mahay enao eeee
    Hihihi mahafinaritra ery mihaino anao miteny Gasy
    Bravo

  • @maevahandriamampiadana7777
    @maevahandriamampiadana7777 11 месяцев назад

    Misaotra nao manome lanja teninay malagasy sy i madagasikara .

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 2 года назад

    Marina mahita vazaha d miteny frantsay !!! Tshhh gasy k tsara !!!

  • @shaminahjoseph2835
    @shaminahjoseph2835 5 лет назад

    u are always wlc to my country taylor big love fr u💖💖💖

  • @lazalazaotsimiamboholahy785
    @lazalazaotsimiamboholahy785 7 лет назад +12

    Ny vahiny indray no maka a sy manonona ny teny gasy, fa ny Gasy dia hoe lasa badalela daholo hono, Nefa ny fanmbaniana ny teny gasy sy ny fiheverina fa tsara kokoa raha maninona "r" @ teny frantsay. Ny soa fianatra, ka ajanony ity "r" tononina @ teny frantsay ity. Misaotra anao Taylor.

    • @boa3258
      @boa3258 6 лет назад

      dia ahoana izany ho an'ny tenanay tsy afa-manonina ny "r" malagasy satria tsy navelan'i rabofy natao frenectomie t@ vao teraka?

    • @lova.Ravel59
      @lova.Ravel59 6 лет назад

      boa >> ahôna tsara hoe?? 😂😂😂😂

    • @alexdelaloire8739
      @alexdelaloire8739 4 года назад

      Tsy tiako mitsy le "r" frantsay, oatran'ny mapiome be daholo le teny malagasy voateny amin'ny ilay "r" frantsay.

  • @kolitsyrandria9376
    @kolitsyrandria9376 3 года назад

    Mirary soa ho anao ry Taylor.

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg Год назад

    Misaotra lesy

  • @antoinetantely8139
    @antoinetantely8139 4 года назад

    Misaotra anao rahalahy Taylor . Andriamanitra anie hitantana anao @ fiainanao . Masaotra tsy manadino an'i Gasikara

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 2 года назад

    Oay !!!mahay b???

  • @antsalafleur3349
    @antsalafleur3349 6 лет назад +2

    Tena miaiky aho. Ary tsy mba manao vary @anana izy fa tena manaja ilay tenintsika an. Tsy mitovy @sasany vao mahay teny vahiny dia tsy mahay teny gasy tsara intsony...

  • @mariahaloma9767
    @mariahaloma9767 7 лет назад +2

    Miailky ty Taylor ty za Raha hiteny gsay ,NY hira moa d tena mampidanak mhtsy , Mankasitrak Taylor

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 6 лет назад

    Tsara hohita ny gasy Ray s'y reny io zazalahy io rehefa tafakatra kely dia n'y teniny nous tsy fatany intsony misaotra betsaka ry tovolahy

  • @rolandapostinona6107
    @rolandapostinona6107 5 лет назад

    Mandray anao an-tanandroa izahay malagasy. Ianao koa ange gasy e ! Taratasy fotsiny. Mino aho fa tsy sarotra izany. Sa -ahoana prezidà Rajoelina ?

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 2 года назад

    Mahafinaritra!!!!

  • @dellarielyounes8335
    @dellarielyounes8335 7 лет назад

    tsara malagasy

  • @julianachocoq3576
    @julianachocoq3576 5 лет назад

    Tsara be ny saina nao ry Taylor merci bcp

  • @dellarielyounes8335
    @dellarielyounes8335 7 лет назад

    anao gasy

  • @fabricetouljanahary2969
    @fabricetouljanahary2969 7 лет назад +1

    Toy ny Malagasy mahay miteny vahiny ihany io.
    Fa mahay mihira ianao. Mahafinaritra be. Mirary soa

  • @lovalova116
    @lovalova116 6 лет назад

    Tsar reaa..miaki aho.mahay be izy

  • @melyvolasoa808
    @melyvolasoa808 6 лет назад

    Tsara be ka

  • @famariahanitharazafindraba4924
    @famariahanitharazafindraba4924 6 лет назад

    Malaza miints ry Taylor Moulton mafinaritra eee

  • @enindratrerabellaursula7433
    @enindratrerabellaursula7433 4 года назад

    ❤❤🤣🤣merci bcp ❤❤

  • @sysylove1782
    @sysylove1782 7 лет назад

    Tsara éeeee!!!! ☺

  • @nirinajosiane6313
    @nirinajosiane6313 6 лет назад

    Mahay be izy

  • @lalahandrianh7941
    @lalahandrianh7941 6 лет назад

    Rahoviana ny manaraka?

  • @mamitianarakotovao445
    @mamitianarakotovao445 6 лет назад

    Tsara e

  • @priscaary5314
    @priscaary5314 6 лет назад

    tena mahay izy ka

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg Год назад

    Kkkkkkkk

  • @qwwq8101
    @qwwq8101 7 лет назад

    Tsara be

  • @fabiennezoarinoro5864
    @fabiennezoarinoro5864 5 лет назад

    ao tsara e

  • @julianachocoq3576
    @julianachocoq3576 5 лет назад +1

    Tsara be ny saina nao ry Taylor merci bcp