aza mitondra ny anaran kung fu fa tsss. Zo anao ny manana firehana politika fa avelao ny kingfu tsy hifangaro amzany. Ahitsy kely: Tam 2009 dia tsy vahoaka no nohetsika fa ampahana miaramila no nanongampanjakana
Hitako ny mahantra lasa gidany Ny fireneko kay tony ny karazany olona ao. Ary tena mitovy daholo samy olona mpandainga daholo, efa hita fa nozaraina vola ny olona mbola mahita ambara ihany. HVM izany tsy tian'ny olona intsony fahantrana lalina no misy ao Madagascar mbola milaza zavatra hafa ihany tony nandra be itony.
pour l'heure, j'ai lu le precedent commentaire, c'est sûr que ce Monsieur sans hésitation nous montre que c'est lui qui est derrière tout le monde, il met qui il veut au pouvoir, par contre ce qu'il dit à l'instant T, plus explicite et raisonnable, intelligent on va dire, y a pas d'euphemisme dans ce que je dis mais ça la réalité
Manana fo sportif É mieritrereta vao miteny fa aza etini fo fotsiny enao ravoko an ,fitondrana efa tsy mety ny FMI ary efa vakivava fa fitondrana be kolikoky ty rajao ty e ty vola dolo nareo ao e ,ny tantara no hitsara
Miala mihintsy rangahy Kung-fu satria ny philosophie maha kung fu no dikan-drangahy. Na ny Kung-fu na ny Ninja dia natao hanampiana ny vahoaka matin'ny tsy fahandrampahalemana roa arivo taona talohan'i Jesosy christy tany Chine sy Japon. So shut-up.
Tsy mahavoa ny TIM izany nareo e, ao Tana tsy mahazo 1% izany nareo amin'ny fifidianana ataovy madio fotsiny ny fifidianana. Tsy manana vahoaka izany nareo. Ela be aho tsy nanopa olona efa ho 25 taona fa ity iray ity mampte hanopa be.
Manakasitraka Grand maître Avoko, tohizo ny fandraisana andraikitra eto amin'ny firenena e, betsaka ireo maniry ny firenena mba hisian'ny krizy vaovao indray, aza mihemotra fa tohizo ny fitazaina sy fanabeazana ny malagasy, mankahery ny mpanao kung-fu rehetra manerana ny nosy ihany koa. ANDEHA ISIKA MBA HAMPIAKATRA NY FOMBA FISAINANA E!!! ny HANDRAVA FOANA VE NO TIANTSIKA E?
Mijoroa hatrany Grand Maître Avoko , isaorana ny Tv plus fa ianareo no anisany media tsy miandany fa manome sehatra ny mpisehatra politika rehetra, raha ny momban'ny kung-fu sy polilitika dia mifamatotra tanteraka ireo, ary hita fa tia tanindrazana ny Grand maître Avoko, anavotra ny firenena no iraka azon'ny Grand Maître Pïerre be, ary ny Grand maître Avoko no nametrahany ny hanohy ny zava-drehetra, POLITIKA TOMPOKO NO DIKAN'IZANY, ka na iza hiteny hoe lasa mpanao politika ny kung-fu, DIA IZANY MIHINTSY NY IRAKANY ETO MADAGASIKARA.Ny mpanejika avy any aoriana no manenjika sy manaratsy, ny Grand Maître Avoko tsy maintsy tratra ny tanjona satria ny kung-fu dia olona manana tanjona. MIFOHAZA RY MALAGASY, efa hakaiky ny fotoana hahatafavoaka ny firenena, andao hifankatia ary hiray hina hampandroso ny firenena.
MAHAFINARITRA AVOKO...HOMMAGE HO ANAREO MANOKANA NY HIRA RED METAL MITONDRA NY LOHATENY HOE "SOLDAT"..MAMPALAHELO TENA MAMPALAHELO NY ZAVATRA NISEHO...MIDERA ANAO MANOKANA AHO...TOHIZO RY ZANDRY FA VONONA HANOHANA NY TOLONA ATAONAO NY TENAKO MANOKANA..
Inona no tianao lazaina? ho hidina andalambe dia hanao tetezamita indray ve? marina ny an'i Avoko hoe aleo miandry ny 2018 dia aleo ny fifidianana no hitsara mantsy. Raha resaka Kompania sinoa mitrandraka sns, dia mila miara-mijery ny contrat aminy ny rehetra indrindra raha ny eo amin'ny toerana itrandrahana fa tsy hoe voatery frantsay vao mahazo mitrandraka eto fa ny vahiny rehetra rehefa mazava ny lalao, sy hampandroso antsika gasy, Isika mantsy tsy sahy miteny ny vazaha efa ela nihinanana teto fa raha vao firenena hafa no manomboka miara-miasa @ Madagasikara dia izao hatrany, tadidio fa isiska anie tsy mbola manana ny enti manana hitrandraka e, fa kosa ny vola azo eo tokony hoentina hanatsarana ny enti-manana dia mba manomboka tsika.
Avelao ny olona , ny sendikà, ny antoko sns..haneho ny tsy fankasitrahany ny Fitondrana !!Na eny andalambe na eny @haino amanjery fa tsy enjehina na ampitahorina na hitadiavana antsojay na gadraina hamoronana "dossier" ...Ny mpitandro ny Filaminana no tokony hanao ny asany !!!Raha tena hanongana ny fanjakana ny olona tsy misy hilaza aminareo mpitondra zany ny andro sy fotoana ary mangataka "autorisation"!!! LOL ..Fa FATAHORANA no BETSAKA ary efa manomboka mamay izay hitombenana ..Amiko dia mitovy na vazaha na sinoa na indiana !!Rehefa vahiny tonga mambotry antsika gasy!!Fa mba mangarahara moa ny fanomezan-dalana ireo Mpitrandraka vahiny ireo ??Inona no tombontsoa ho antsika malagasy raha 1,2,na 5% no mba tamberina azo @ Fitrandrahana??? Ary Ingahy AVOKO sy ny forongony no resaka eto !! Sinoa sy ny Kung-fu .Mitady Ampitahotra ny vahoaka koa!!
Avoko mbola tsy nandrara sendika haneho hevitra kosa e. Fa mitondra ny anjara biriky amin'ny fanohanana ny fanjakana izy. Henoy tsara ny resany. Ka raha resaka syndicat maneho hevitra sns mety diso adiresy ianao fa io otran olona rehetra maneho ny heviny na ianao pour na contre ny fitondrana. Izay no ataoko oe mbola afaka maneho hevitra malalaka isika izao tsy toy ny taloha nisy teto Mcar intsony.
Hita hoe tena mpisolelaka mihintsy ity Ranamana ity, na ny mihaino azy ary mandreraka, mba tsy hilazako hoe "pourriture" ny firenenena Malagasy ny olona manana fijery mivilana ohatra itony, maninona raha mangina.
hetsi bahoka ve sa fanonganam pajakana tamin basy nataon miaramila. zay marina lazaina. ny olona ko mahalala ze nis marina fa aleo ny 2018 no hitsarhitsar
Sao mba azo hovaina tompoko ilay anaran'ny antokonareo? ts izany mantsy fa toa TSY AFAKA mintsy ny antokon'anareo raha roa fotsiny no olomboafidy, mifanohitra tanteraka amin'ny anaranareo. Tohanako tanteraka kosa anefa ny safidinareo hande ho any @ fifidianana 2018, ts mila korontana.
Olona mirediredy tsy misy tonkony hanasana azy ity olona ity fa misolelaka fa mahazo vola. Mbola ho ela vao handroso tsy tahaka ny firenen'olona mihintsy. Hita hoe miaro be fahatany fontsiny. Mba misaina rangahy fa aza manome vahana dahalo an
Ten intéressant be mihintsy ilay tantar surtou le kungfu, hay v n maitre avoko ka niartra ny mafy otrizany e!, mba asio reportage ry tv plus à!! surtou le resaka famonoana ny kungfu teto mada fa otran betsaka n ts voalaz ao @ film nataon'i avoko. sady n jeune otranay zao ten ts maharaka tsar n ten tantar.;-)))))sur eeeee
za taloha tegna nihaiky t@ fatsaran toetriny Avoko fa kay place sy vola magnova toetrin olo. Tegna hafa fijery tsy araka ny nantenaiko i Avoko ny valitenin azy. Tegna mampalahelo atsika olombelogno.Raha mandany vola ny resaka securité nagnino i miaramila maro miambigny I Mahamasigny sy ny lalagna jiaby io donc mandanly volany public fo nohony harantsiantoetry. Tegna tsy nampoiziko anao Avoko olo tegna tsy Marigny.

Mampalaelo ilay fiovanao, anisan'ny namana akaiky ny rainao izaho. Adinonao daholo ny toetra tokony ananan'ny mpanao kung-fu, ilay tena tokony hotandremana no efa nodikainao. Indrisy
AVOKO a! Niova tanteraka ianao! Mampiova olona ve ny vola.diso nahafantatra anao aho. inona lay anjara biriky tianao lazaina sa manara drenirano no tena talentanao amzao
aza mitondra ny anaran kung fu fa tsss. Zo anao ny manana firehana politika fa avelao ny kingfu tsy hifangaro amzany. Ahitsy kely: Tam 2009 dia tsy vahoaka no nohetsika fa ampahana miaramila no nanongampanjakana
Ts misy ilana azy rah ianao io fanetsobe mprenena ianao agalatra anganba ianao rah lany amin 2018
Hitako ny mahantra lasa gidany Ny fireneko kay tony ny karazany olona ao. Ary tena mitovy daholo samy olona mpandainga daholo, efa hita fa nozaraina vola ny olona mbola mahita ambara ihany. HVM izany tsy tian'ny olona intsony fahantrana lalina no misy ao Madagascar mbola milaza zavatra hafa ihany tony nandra be itony.
pour l'heure, j'ai lu le precedent commentaire, c'est sûr que ce Monsieur sans hésitation nous montre que c'est lui qui est derrière tout le monde, il met qui il veut au pouvoir, par contre ce qu'il dit à l'instant T, plus explicite et raisonnable, intelligent on va dire, y a pas d'euphemisme dans ce que je dis mais ça la réalité
Manana fo sportif É mieritrereta vao miteny fa aza etini fo fotsiny enao ravoko an ,fitondrana efa tsy mety ny FMI ary efa vakivava fa fitondrana be kolikoky ty rajao ty e ty vola dolo nareo ao e ,ny tantara no hitsara
Miala mihintsy rangahy Kung-fu satria ny philosophie maha kung fu no dikan-drangahy. Na ny Kung-fu na ny Ninja dia natao hanampiana ny vahoaka matin'ny tsy fahandrampahalemana roa arivo taona talohan'i Jesosy christy tany Chine sy Japon. So shut-up.
Tsy mahavoa ny TIM izany nareo e, ao Tana tsy mahazo 1% izany nareo amin'ny fifidianana ataovy madio fotsiny ny fifidianana. Tsy manana vahoaka izany nareo. Ela be aho tsy nanopa olona efa ho 25 taona fa ity iray ity mampte hanopa be.
Manakasitraka Grand maître Avoko, tohizo ny fandraisana andraikitra eto amin'ny firenena e, betsaka ireo maniry ny firenena mba hisian'ny krizy vaovao indray, aza mihemotra fa tohizo ny fitazaina sy fanabeazana ny malagasy, mankahery ny mpanao kung-fu rehetra manerana ny nosy ihany koa. ANDEHA ISIKA MBA HAMPIAKATRA NY FOMBA FISAINANA E!!! ny HANDRAVA FOANA VE NO TIANTSIKA E?
diso be ianao ry mr AVOKO a ianareo sisa no manoana io fitondrana io
Mijoroa hatrany Grand Maître Avoko , isaorana ny Tv plus fa ianareo no anisany media tsy miandany fa manome sehatra ny mpisehatra politika rehetra, raha ny momban'ny kung-fu sy polilitika dia mifamatotra tanteraka ireo, ary hita fa tia tanindrazana ny Grand maître Avoko, anavotra ny firenena no iraka azon'ny Grand Maître Pïerre be, ary ny Grand maître Avoko no nametrahany ny hanohy ny zava-drehetra, POLITIKA TOMPOKO NO DIKAN'IZANY, ka na iza hiteny hoe lasa mpanao politika ny kung-fu, DIA IZANY MIHINTSY NY IRAKANY ETO MADAGASIKARA.Ny mpanejika avy any aoriana no manenjika sy manaratsy, ny Grand Maître Avoko tsy maintsy tratra ny tanjona satria ny kung-fu dia olona manana tanjona. MIFOHAZA RY MALAGASY, efa hakaiky ny fotoana hahatafavoaka ny firenena, andao hifankatia ary hiray hina hampandroso ny firenena.
Enjana ity herin'ny vola ity ry frere Avoko ka ...
Tsy hita zany mihitsy le FITIAVAN-TANINDRAZANA à. . .
De aona ireto vahoaka mitanatana vava tsisy ho hanina.
Ity Firenena Malagasy faha-5 farany mahantra.
Bravo ! Bravo maître à. ....
Ho tsarain'ny tantara e
MAHAFINARITRA AVOKO...HOMMAGE HO ANAREO MANOKANA NY HIRA RED METAL MITONDRA NY LOHATENY HOE "SOLDAT"..MAMPALAHELO TENA MAMPALAHELO NY ZAVATRA NISEHO...MIDERA ANAO MANOKANA AHO...TOHIZO RY ZANDRY FA VONONA HANOHANA NY TOLONA ATAONAO NY TENAKO MANOKANA..
Mampalahelo ianao r'Ingahy AVOKO !! Tsy azonao akory ny dikan'ny TANTARANAO !! Hazavaiko = 1- Nanonitra ny adalàn'ny Prezida Ratsiraka ny SINOA t@ namonoana ny Mpanao Kung-Fu izay notarihin'ny rainao (Itopompokolahy Pierre-Bé ).Nefa ny fitondrana politika t@izany andro izany dia nifanaraka tsara t@ SINOA...Izay no antony NITAIZAN'ny SINOA anao, .Niantoka anao ..Mamerina izany @ SINOA IANAO IZAO !!!! mitrandraka ny TANINDRAZANAO !!!! Aza mampiesona !!!! Soa fa tsy ny mpanao Kung-fu rehetra no mivarotra manaraka ny Antokonao io..
Inona no tianao lazaina? ho hidina andalambe dia hanao tetezamita indray ve? marina ny an'i Avoko hoe aleo miandry ny 2018 dia aleo ny fifidianana no hitsara mantsy. Raha resaka Kompania sinoa mitrandraka sns, dia mila miara-mijery ny contrat aminy ny rehetra indrindra raha ny eo amin'ny toerana itrandrahana fa tsy hoe voatery frantsay vao mahazo mitrandraka eto fa ny vahiny rehetra rehefa mazava ny lalao, sy hampandroso antsika gasy, Isika mantsy tsy sahy miteny ny vazaha efa ela nihinanana teto fa raha vao firenena hafa no manomboka miara-miasa @ Madagasikara dia izao hatrany, tadidio fa isiska anie tsy mbola manana ny enti manana hitrandraka e, fa kosa ny vola azo eo tokony hoentina hanatsarana ny enti-manana dia mba manomboka tsika.
Avelao ny olona , ny sendikà, ny antoko sns..haneho ny tsy fankasitrahany ny Fitondrana !!Na eny andalambe na eny @haino amanjery fa tsy enjehina na ampitahorina na hitadiavana antsojay na gadraina hamoronana "dossier" ...Ny mpitandro ny Filaminana no tokony hanao ny asany !!!Raha tena hanongana ny fanjakana ny olona tsy misy hilaza aminareo mpitondra zany ny andro sy fotoana ary mangataka "autorisation"!!! LOL ..Fa FATAHORANA no BETSAKA ary efa manomboka mamay izay hitombenana ..Amiko dia mitovy na vazaha na sinoa na indiana !!Rehefa vahiny tonga mambotry antsika gasy!!Fa mba mangarahara moa ny fanomezan-dalana ireo Mpitrandraka vahiny ireo ??Inona no tombontsoa ho antsika malagasy raha 1,2,na 5% no mba tamberina azo @ Fitrandrahana??? Ary Ingahy AVOKO sy ny forongony no resaka eto !! Sinoa sy ny Kung-fu .Mitady Ampitahotra ny vahoaka koa!!
Salamo r . Tsy nisy fahalalahana niteny toy ny amnzao eto. Fa ny tiko marihina tsy i Avoko no nandrara anzany angamba e.
I Avoko manohana ny fitondrana ary izy no resaka eto ...Mapandry Adrisa no ataony mba tsy hikorontana ny olona
Avoko mbola tsy nandrara sendika haneho hevitra kosa e. Fa mitondra ny anjara biriky amin'ny fanohanana ny fanjakana izy. Henoy tsara ny resany. Ka raha resaka syndicat maneho hevitra sns mety diso adiresy ianao fa io otran olona rehetra maneho ny heviny na ianao pour na contre ny fitondrana. Izay no ataoko oe mbola afaka maneho hevitra malalaka isika izao tsy toy ny taloha nisy teto Mcar intsony.
tokony mba avahana ilay kung fu fa lasa ohatra oe izy irery no kung fu
Tena ataoko fa miteniteny foana le rangahy ity ary tsy menatra akory manalabaraka ny mpanao kung fu.
Hita hoe tena mpisolelaka mihintsy ity Ranamana ity, na ny mihaino azy ary mandreraka, mba tsy hilazako hoe "pourriture" ny firenenena Malagasy ny olona manana fijery mivilana ohatra itony, maninona raha mangina.
hetsi bahoka ve sa fanonganam pajakana tamin basy nataon miaramila. zay marina lazaina. ny olona ko mahalala ze nis marina fa aleo ny 2018 no hitsarhitsar
Sao mba azo hovaina tompoko ilay anaran'ny antokonareo? ts izany mantsy fa toa TSY AFAKA mintsy ny antokon'anareo raha roa fotsiny no olomboafidy, mifanohitra tanteraka amin'ny anaranareo. Tohanako tanteraka kosa anefa ny safidinareo hande ho any @ fifidianana 2018, ts mila korontana.
fa aiza kosa ny tena demokrasy e tsy fisamborana ve reny atao @MPANAO GAZETY ireny/?
mandiso fanantenana le avoko ity
Olona mirediredy tsy misy tonkony hanasana azy ity olona ity fa misolelaka fa mahazo vola. Mbola ho ela vao handroso tsy tahaka ny firenen'olona mihintsy. Hita hoe miaro be fahatany fontsiny. Mba misaina rangahy fa aza manome vahana dahalo an
Mba mahagaga ihany hoe manohana ity fitondrana ity ianareo,sa izay ve le fifanarahana?de ahoana ilay fitiavan-tanindrazana?aza tenenina lay hoe 35 taona latsaka,efa tsy tontolonareo intsony izao,efa politika no hiainanareo fa tsy fitaizam-batana,de tena tsy mahita ny tsy fanjariana amin'izao mihitsy ve nareo?forony ary lay vahoakanareo e,misaotra betsaka
Kabary tsy valiana marina ny an Avoko
mamono ny demokrasy ny fitondrana ! mamorona problema manodina ny saina tsy hijery ny tena olana eto ! fandriampahalemana sns sns
olona manam pahendrena be io ianao ry avoko nefa miaro anjambany iny olon dratsy iny? Ho avy ny andro hotsaraina @ asanao rehetra ianao, tsisy zava miafina tsy hivoaka. Qui vivra verra
mampalahelo fa simba tateraka i madagasikarako fa voavidy vola daholo ny olona.
Kung fu kely tsy ampy telonjato akory ny isanareo eto ka 3500 taiza ry Avoko ????
Tulear ville fotsiny dia mihoatra ny 500 isa ny Kung fu, sao dia tokony misaina ihany vao manao commentaire i Jammis naina
Ra Andry
Ay ve e.....
Azafady ary e 😊
Na Kung-Fu ,na Kung -Fa , elah lesy ny afaranao tsy maintsy maty otra'ny Alika e !! odorako velona ny afarany elah ty
Ten intéressant be mihintsy ilay tantar surtou le kungfu,
hay v n maitre avoko ka niartra ny mafy otrizany e!, mba asio reportage ry tv
plus à!! surtou le resaka famonoana ny kungfu teto mada fa otran betsaka n ts
voalaz ao @ film nataon'i avoko. sady n jeune otranay zao ten ts maharaka tsar
n ten tantar.;-)))))sur eeeee
Za ty mba mpagnano Kung Fu fa za contre hevitrinao
TSY FANTATRAO RY AVOKO na TSY ZAKANAO NY ATAO HOE :"..démokrasia..."Taiza no mbola nisy fitaizàna Sinoa mahazaka demokratia??
Tsy matoky valeur lay fanjakana e
Zao efa fantatra sahady fa mahazo alalana ny hetsika ataonao miantso ny mpikatroka an! Lol
Kkkkkkkk waine be Avoko takatr'i Abraham Razafy
Enareo cravate manga mikarama olo handeha hijery matso 😂😂😂😋😂😂😂😂😂😂😋😋😋😋😋😋
mialatsiny maitre fa ef mahazo ranondranony ao @ io fitondran io ko enao mato momba anio.ef fitondrana fatritrany ts zary2 io.
mirediredy le ranga ty
Kugg tay ianao io ry metin avoko ts mena nivadika ianao fanetsob pirenena ianao
za taloha tegna nihaiky t@ fatsaran toetriny Avoko fa kay place sy vola magnova toetrin olo. Tegna hafa fijery tsy araka ny nantenaiko i Avoko ny valitenin azy. Tegna mampalahelo atsika olombelogno.Raha mandany vola ny resaka securité nagnino i miaramila maro miambigny I Mahamasigny sy ny lalagna jiaby io donc mandanly volany public fo nohony harantsiantoetry. Tegna tsy nampoiziko anao Avoko olo tegna tsy Marigny.
Nomenjanahary Noela Ramiandrisoa