TAHALAN KEVITRA Grand Maître Avoko du 08 Aout 2019

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 7 ноя 2024
  • TAHALAN KEVITRA Grand Maître Avoko du 08 Aout 2019

Комментарии • 18

  • @richardrakotomalala5166
    @richardrakotomalala5166 2 года назад

    anisany milona anaty kung fu ny tenako fa kosa mahita fiheboebona sy fisehosehoana eo amin'ny mpikambana maro raha ny wisa manokana no jerena,manimba ny endrikin'ny zava kanto napetrak i GRAM anefa zany

  • @sonyahsonyah6773
    @sonyahsonyah6773 Год назад

    Arooo mampalahelo 😢

  • @NASOLOAZE
    @NASOLOAZE 6 месяцев назад

    Makasitraka

  • @lazajens
    @lazajens 5 лет назад +2

    Mankasitra Grand Maître Avoko, ary mirary soa sy mahalasana @ fitaizana fa maha olombelona ny fitaizana

  • @ravmbodysalaka4714
    @ravmbodysalaka4714 5 лет назад +1

    Manaja anao maître . Mba fiangavina sady mba fanairana ihany koa hoe iraho ny mpikatroka efa manana traikefa hanangana eto frantsa fa be dia be ireo mangetaheta fitaizana ary efa misy koa ireo vonona hanangana fa miandry fankatiavana avy any aminy federasiôna . Mino aho fa hitanao ny hetahetanay ary misaotra mialoha sahady. Mandresy mandrakariva !

  • @guyras9299
    @guyras9299 4 года назад

    NY isan''ny olona sy ny fitaovam-piadina nampiasana nanafiana ny kung-fu dia tsy misy mahalala

  • @sakaymena209
    @sakaymena209 4 года назад +1

    Grand maître ah ?Aoka nama ah ! Krkkkk.

  • @harryfix5556
    @harryfix5556 5 лет назад +1

    ireo tena niaina ny fisin kung fu dia mahafantatra tsara fa ny mpanao kung fu taminm'izany fotoana dia tena nihetrakeytraka, nihebohebo avokoa, milanja fitaovam-piadiana eran'ny tanana, tsy mba sahy nandeha sy niady irery fa dia nandeha maro sy mpanao angara sy tamba-be...izany no zava-nisy. ny resaka tao soarano tsy haiko...

    • @EDDA-Rve
      @EDDA-Rve 5 лет назад

      Fandotona nataon' gouvernement zan' l'eveil de conscience dérange

  • @anjomakely
    @anjomakely 5 лет назад

    misy raha la terre .Ratsiraka zao mahalala ny secret Nisy resaka Bobel tamzany

  • @raharisontsirylalaina9621
    @raharisontsirylalaina9621 5 лет назад +1

    Intelligent be Avoko

  • @benaibary2369
    @benaibary2369 5 лет назад

    3-Valiny:Mbola velona ao ny Filoha RATSIRAKA,aoka izy hiteny ny tena marina rehetra niseho teto @ firenena dia ny mbola velona izy.Iza no afaka mandiso sy manamarina izao vinavinako izao(andeha ato izay aloha)Ny fanjakana no namorona io TTS io toy ny BEMIRANGA sns...izay natao hifehy sy handrindra ny ambany tanana rehetra ary koa natao ho fitaovana @ ireo tranga mety hiseho @ fanohitohina ny fanjakana nisy t@ izany(fomba fanaon'ny mpitondra firenena maro maneran-tany io mba hifehezana ny vahoaka sy ny fahefam-panjakana)nihitatra toy ny fanjakana kely anefa ny tetsy Behoririka ary niseho t@ herisetra maro ka tsy voafehin'ny fanjakana intsony izy ireo,toy izany koa ny lehibeny tsy nahafehy ireo mpikambana tao @ TTS ka zary nanahiran-tsaina ny Mpitondra indray aza ny nataony ary nalaza sy nanakoako eran'izao tontolo izao ny habibiana vitan'ny TTS.Tsy afaka haniraka ny tafika hanafoana avy hatrany ny TTS ny Mpitondra satria izy ireo no nanangana azy ary nisy nifanarahana tao.Dia araho ny tantara taty aoriana sy ny films nataon'Ingahy AVOKO fa manamarina ny ampahan,y @ izany,tena nampiantsoana teny Iavoloha tokoa izy fa misy fiaraha-miasa hiangavian'ny Filoha aminy.Nanahirana an'Ingahy Piera be ihany izay,ka nisy ny fandavany sy ny hatak'andro nataony.Fehiny inona io fiangaviana nataon'Atoa RATSIRAKA io?Nisy ve izay?Raha tsy nisy dia mandainga izany ny taranaka sy ny loharanom-baovao nilaza izany sy ireo tantara nosoratan'i AVOKO sy izay voalazany rehetra.Asaivo miteny mahakasika iny raharaha iny Atoa Ratsiraka fa eto indrindra izy izao.

  • @EDDA-Rve
    @EDDA-Rve 5 лет назад

    L'éveil de conscience dérange mifoaza Zay Mbola ampatorin' réseaux sociaux 😉

  • @benaibary2369
    @benaibary2369 5 лет назад +1

    2-Ny technique angaha no samy hafa @ ankehitriny fa tena niampita t@ ireo mpianatra akaiky an'i Piera be ny traikefa nananany,indrindra fa ny tanjaka sy ny hery izay nampihaiky t@ izany,be hebohebo loatra ny mpitantana @ izao ra somary mangingina kosa ireo mpiangaly izany @ izao izay nifanohatra t@ izany satria tia nitsapa ny heriny tokoa ny kung fu fahiny no niray hina kokoa.Ny mampalahelo dia avily arak'izay tianao hamitahana ny maro ihany ny tantara nisy,ndraindray tia hametraka fanontaniana hoe"sao mbola kely loatra aza ianao t@ izany ka nitantaran'ny havana angano mba tsy handiso fanantenana sy handratra ny fo-nao"Maty sa velona marina i Piera be?Raha velona dia,dia aiza izy izao?Fa maninona any?Raha maty,dia mileevina aiza marina?Fa maninona tokoa moa no novonoina izy?Fa inona no antony nandefasana tafika tao Ambatomainty?Fa tsy fahavalom-bahoaka ve ny TTS t@ izany?Koa tsy fankasitrahana ary ve no tokony ho nataon'ny fitondram-panjakana t@ izany?Ireo no mifamahofaho ao an-tsaina.

  • @benaibary2369
    @benaibary2369 5 лет назад

    4-Ny hoe olona mahagaga sy ny zava-miafina?Fandemen-tsaina sy zavatra hafa toy ny fanaon'ireo Pasitera isan-karazany eto @ firenena ihany no tiana haseho,maro @ izy ireo no milaza ho maty mandritry ny andro vitsy fa ny pô(tavimandry)ao atongom-pandriana ihany ary ny rano @ tavohangy andoham-pandriana dia ambara fa maty dia nitsangana indray.Rehefa maty dia maty,ny velona velona eny ihany,ny foko ao atsimo ao ihany no misy ireo ambara ho lolo vokatra koa raha misy izany tranga izany dia roahina tsy afa-miaramiaina @ fianakaviana ny olona mifoha mandry toy izany satria kilasin'ireo olona mpanao ratsy sy ratsy fitondran-tena teo @ fiaraha-monina ny olona toy izany,izay ihany ny tranga tokony hisy fa aza manonofy,koa na maty dia maty izany,velona any dia zavatra hafa koa izay satria karazan'ny fifanarahana ihany izany amiko,koa iza re no ho faty aloha sanatria raha samy velona eto izy ireo,fa dia maniry ny halava-velona azy ireo dia Atoa RATSIRAKA sy Piera be,fa angamba raha velona marina i Piera be ka mbola eo Atoa Ratsiraka dia toy ny maty ihany i Piera be.AZA MORA TEZITRA FA RAISO HO FITAKIANA NY TENA MARINA IHANY NY NAMBARAKO.

  • @elyanse1246
    @elyanse1246 5 лет назад

    Bon soure, tsar zany
    Azfd mb mivaka ino mo avoko ay
    Ohatra : FLM, FJKM, katholika , andvatist

  • @benaibary2369
    @benaibary2369 5 лет назад

    1-Miarahaba antsika!Tena misy maha samy hafa ny mpanao kung fu @ izao sy ny taloha tokoa aloha e!Ny taty aoriana dia tena niseho sy mivantana @ raharaha politika ary nampiasaina ny @ izany mihintsy,nentina nitadiavam-bola @ ireo hendriny maro na dia nadio sy ampitiavana aza ny safidy nataon'ny tanora ny @ izany,ny taloha na dia nanana ny heritreriny sy ny tanjony manokana aza Atoa Piera Be dia tsy dia hita sorotra loatra izany fa aty ambadika tsy dia re sy hita-maso no tsikaritra izany,tena nanana ny traikefa sy ny tanjaka ary ny fahaiza-manao tokoa ireo kung fu t@ izany tena tsaroako tsara izany satria zaza lehibe teny @ fraisana faha dimy teny aho ka nahita an'izany tsara,hitako koa ny fandraisasn'andraikitra nataon'izy ireo ka nisy tahotra ny hanao ratsy ihany ny mpanao izany.

  • @rasolofoniainasahondra7063
    @rasolofoniainasahondra7063 4 года назад

    Tokony manao fampahafantarana matetika @ haino amamjery ny tompon ' andraikitra ao Kumg Fu Wisa mba ahafantaran my malagasy sy hahazahony ny antom-pisian ny Kung Fu, @ maha sport sy fitaizana aratsaima sy fanahy ary ny maha olona omen 'ny Kung Fu. Satria mbola maro no mihevitra fa manana hery miafina mampitahotra ny Kung Fu. Mampahery anao sy ny mpiara miasa aminao rehetra @ fitaizana entinareo