Kaiza zalaha aaaa. Hafatra kely eee. Ny hiran'laisany milay foana e. Saingy ilay imagen'lisany somary manimba kely ny jeunesse eto tanana. @ilay labiera sy toaka abaribary be no tiko tenenina. Tsy miteny aho hoe aza misotro fa mba aza aseo ee, na tin'laisany na tsy tin'laisany de mampita hafatra ny fitazoman'laisany an'iny eo. Zay fotsiny no mba tiako tenenina fa arak'lay kozin'laisany ihany io hoe " ze tin'laisany ihany io ee".
sad aleo tng d asehony ny couleur, fa tsy otrnreny olomasina sasany reny otrn oe inn reny nefa toetra ratsy any ambadika any mipoapoaka be.. na tohofana toaka ary ny olona ray rehef ts hisotro tsy hisotro. ary na anarina reo tanora manan-tsaina reo za ouz olobdehibe d ze tiako io d sotroiny ihn ny tiany sotroina. k aleo ho eo hoy aho fa samy tompon-tsafidy.
Waoww tena tiko be le miadaladala kely hoatranizao .afaka be mihitsy ny stressko sitrana h@ aretim-poko bam bam merci letsy ry akama malala muahhhhh ❤❤❤❤coeur bdbd ❤❤❤❤❤

zalah reo efa nitsotra hoe tsy hananatra zan "tsy anao ny adidinze niteraka anao" hono, d ze tin n atao hono XD
@@razafimandimbytahiry9867 miandry an STAR hi spons kosa izy, very star raha mivadika RED LABEL iny tazonzalh iny ahhaha
sad aleo tng d asehony ny couleur, fa tsy otrnreny olomasina sasany reny otrn oe inn reny nefa toetra ratsy any ambadika any mipoapoaka be.. na tohofana toaka ary ny olona ray rehef ts hisotro tsy hisotro. ary na anarina reo tanora manan-tsaina reo za ouz olobdehibe d ze tiako io d sotroiny ihn ny tiany sotroina. k aleo ho eo hoy aho fa samy tompon-tsafidy.
Manaraka rythme African👊👊👊
Milay ranga aa 🥵❤️👏🏻
😂 😂 😂 😂 😂 😂 😂 😂 😂 😂 Reveko be zany vazo zany aaaaaa❤️❤️❤️❤️❤️❤️ kifetsik zany vazo zan les e
Mamay e👍🙈🇲🇬🇰🇼
AYEEEEE!!!!... mtapy be fona fa mlay eeeee
Milay rangaa👊👊🇲🇬🇲🇬Ayeeeeee!!
Mad Max malalako
Tsara be le hira !!
Évidemment garçon gourmand 🔥🇲🇬
Mafy lisany sun a, trop e😂👍👍
milay eeeh!!!
Ayeeeee
AYEEE 🎶👌
Mafy nareo eh !!! 😂😂😂 ayeee...!!!
Tiko kosa ty :D
Ny enjana mi🎩🎩🎩🎩 les frérot
adala lisany 😂😂 milay ee 🔥🔥
Mlay lisany 👊
Tsara be ô 😍😍😍♥♥♥♥
Milay lisany ee !!
Matsiro be😎😎😎
tsy azoko mihintsy le fanambadiana fa sady mahaso no mahasoso-po :'D mafy lesy elaisany le hahahahahahahahaha
😂 😂 😂 😂 😂 😂
reveko le feeling!
Mahay mandihy kosa 😂😂😁😁😂😂 ayeeeee
Mafy nareo eh
Mlay 😁✌
Tikou❤️❤️❣️❣️😂😂😂
Waoww tena tiko be le miadaladala kely hoatranizao .afaka be mihitsy ny stressko sitrana h@ aretim-poko bam bam merci letsy ry akama malala muahhhhh ❤❤❤❤coeur bdbd ❤❤❤❤❤
😂🥰😂🥰🥰 juhuuuu 🥳🥳🥳
Grave be le inspiraka....Mankasitraka
jiolahimboto lisany kah! fa mampandihy be lay hira
Reveko be rangah ny feeling an'reto bandy reto ah 😎🔥
tena reveko Ty hira lisin tiii eee
Manala rangah reto bandy reto ah 👍😂
Reveko ohhh
Misaotra am'le lyrics a ! Ayeeeee #GG
Tsy azoko mintsy lé fanambadiana f sad mahasoa no masoso- po🤣🤣🤣miaky ko a zay. Milay lisany e👍
Ayeeeeeeee, from
Miaiki ah mlai nareo garçon Gourmand
Bon délire, clip mandamina, simple et efficace
Amourdement 😁👍
Mafy lisany e!! 👍
MILOMANO VOLA WEEEEEEE🤣
Mahay ee
Mandehana ra
Kifeko👍👊👊
Tiako bé 👍😂😂
Milay lisany e...
Mety zany an! Tohizo
Milay les ry namana ah, tohizo ihany
Zah mbola miandry hatrany
Ayeeee😂😂🔥🔥🔥
Tiko ty,mlay be
Halako zao :)
Miandry ny Vazo manaraka ooo
ayeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
🙌🙌🙌🙌
za no ambony rariva , za rery , ce soir je haut kkk
Trop top
mafy elisan eee aleo ho eo ee ayeee
Mlay a
masakeee
Adala be mints koa reto ka!! tapatsinay miints ah mijery an tenisany
ts azok mints le fanambadiana n mlay😄😄
👍👍👍
Mafy laisana e
mlaybe leizy fa raha mety d aza asehobe le bex e! Garçon gourmand hihihi
1er commentaire , AYEEEEEEEE !!!!!
Ayyyeeee😆
Tiako mitsy zalahy reto tsa miatsara velatsohy😍
Rah ts nasina lyrics tsiss haiko mits le zavtr tenenin reto, milay eee
Bon délire Zala, vs assurez👊🇲🇬
🇲🇬🇲🇬
GG Evidement 😅😅
Mlay eee
👍👍
💃🏻🤸🤸♂️💃🏻🤸♀️🥂🍾🔥🔥🏴☠️🏴☠️
mlay kosa oa lay fampiasana rima am gadona maro e haha mlay zalah, manala tsara :D
#GG e :D
💪🇲🇬
Tiko be 😅
Milay zala. Mandea en boucle mitsy izy ato 😂😂
enjana tenisany ka;siooora e
Sur place eo mahavita clip ts mila nisolo akanjo injato d vita
GG
Mlay
Aha
Bravo 🇲🇬2030🇲🇬✈🇲🇬
Tsy hitany akory ny fiche de paie nefa mahafatampatatra fofon-karama 🤣🤣🤣🙈🙈🙈🙈
any e 🤣 ? hihihi
🕺🤸🔥🤣
Azalahy e , un pain c tout et bammm ce soir je haut 😂🤣🤣 aminazy 🔥🇲🇬
😂 😂 😂 😂
A
GG , Garçon Gourmand 😅
Iny ndray n ts hitako
fa tsy Gentil Garcon v?
wada you io
Enao ve no diso dia zah no hifona sur mihitsy zalah zah maka lisn katraminy farany🔥🔥🔥
WP zalah a
Milay lesi lisan mtsam a,,, zah maka anlisan atr@ farin ee
Hafa kely otran 'ny mafatifaty kely ilay hira 😁😁💓
miala ndray n manarak😁mahita atao mints zalah 😂😅
Millay nareo e😅😅😅😅
evidament un pain c tt
tohizo fa tsara eh, zay manaraka fona rah mbola milay eh
Tena milay be eee hahahha
Norm b
Fa tô lisany ndray no mamporisika an-dry bavy handeh mafy kou!! Haha