Les gros!!!!! bon delire mais vous devriez faire une une autre video plus propre avec un histoire a raconter ou des choses que les gens ne voient pas beaucoup par exemple la beaute de notre bled pour mieux representer votre identite!!!!!!!!!! MLAY EH
Leo be ah fa resa-body foana ve ranga isaky ny misy hira mivoaka..hafa ihany le hira taloha ireny fa @zao lasa makaleo be..ovao ndray le gadona fa makaleo be.
Refa tsy tia aky dia aza maheno fa tonga dia zappeo a. Mba ilaina esorina koa lay bali dans le cul dray2 mba ilaina koa lay manalazz misary gegy fiaianana efa sarotra ty. Tsisy mi'forcer an'dry hiaino an'nge ee 🤣🤣🤣🤣
Toujours là en 2024,de Lugrin!
Big up les gars depuis Abidjan 🇨🇮🇧🇬👏🏿👏🏿👏🏿👍🏾
🇲🇬
tiko b le tsy makalangy otrzao ka 👏👏
na le clip aza d en mode tena tsy makalagy fond vert sns
4 years ago i was hating this song, now i came back to listen to this masterpiece 🔥
Ef legalizé le toka gasy,
Fa lehanina sisa......🍁🍁🍁🍁🍁🚬🚬🚬🚬🚬tro fort,
Efa legalize le toka gasy faa le moly chicha👊 respect Zala, Big UP de la réunion 🦾🦾🇲🇬🇲🇬
Manao rah @ fo mitsy nareo toy ❤❤❤❤❤, tegna hoe mafinaritry j'adore trop😍😍😍❤❤
fomba somary jio jio ny fitenenana azy fa miteniteny be ilay tononkira an
Tsy azoko le raha. Tsy hitako ny lohany sy vodiny @le parôly 😂😅 Fa milay e !
Trop be ilay tonony rehefa tena henoina! :D
mlay narw eee wata wataaaa!
Reveko be vazo lisn tonga dia @ le toe-saina boto mihitsy🎧🎵🤙
Na firy kilao zakako foana e 🇲🇬
Bien reçu! Merci beaucoup anaro😊😊😊😊😊
Toujours là en 2025😂
😂😂
Mdr
degany lisany, tube de l'année kosa ty na tsy mandeh amin média ary :)
Bin zoué ry kotonava aaah 😁 milay lesany eh
Repose en paix lesy bro #Tojo
Io hiranao ign 😭😭😭
S'ambiansa foanaaaa 😮💨
Reveko ny feon'io Wada❤️
juste j'adooooorrrr be !!!! Trongiso aza miegnina ahhh
Ilay fandihy aloha dia mahafinaritra e! mba asio lyrics e
Tiantsika 🤣🤣🤣
Reveko o !!! miara milona mitsy ;)
2025 d mbola eto iany eeee
Alaiko fofona...huummmm... Misasa ann 🤣🤣🤣
le orera be iny no atsony hoe mon amour, normal iny no manamora ny fiainany kousa fa oay lele😂
Lasa tiko NY zavatra ataon reto bandy reto , sady Tsy misy biere eny an tanana , milay le vazo
RAHA MBA FANTATRY le zandry kely reny aloha ny tena tian'ny ty hira ambara d tsy haiko tsony ...aa
Tsy hainy sad ts ho azony mihitsy.... mampalahelo
Fa in le dikany zoky ?
Tsy mahazo tompoko fa azavao
Efa misy devolim-pitiavana minnnch 🤙🤙😄
mba mangataka lyrics zay manana mba ianarana an'lay vazo eh
Akolahy mitsoka mosuc ,ny akoho vavy manao dancer
milay foana eeee
Ty kusa rnga tena oe...🔥🔥🔥🔥🔥😂😂😂..ambiance b.🙏🙏🤜🤛
Io
🔥🔥🔥 mbola mankafi fona e
Big up e
Tsy haiko na izao irery no tsy mahay izay lohany sy vodiny amin'ity hira ity.
Normal kou, tsangory mivadika ngeh io eh
😂🤣😂🤣😂🤣😂🤣😂
Taibe lisany ka
Efa légalisé wa le toaka gasy fa le anin sisa
tena we ny akouh lah mtsoka mosic ny akouh vavy manao danse ve heeh sure eeh🔥🔥
Kkkkk
Aza mody vahiny aty atan-kavana fa ho fatin'ny fahalalam-pomba, ohabolana vaovao iny
Efa misy devolipitiavana mits ...👍👍👍👍
amboahy malaky clips ee👌👌👌👌
Espace de LUC HERVÉ lele 😂😂👍👍👍👍💪💪💪
Tsara be ny hanatra anatin ny tononkira. Playlist henoiko isanandro 😆
Super les gars 💪🏽
Tena tiako be le Hira Ty anh 😂
Ny akoho lahy misoka mosika ny akoho vavy manao dance. Mlay
efa legalisee wa le toaka gasy!!!! fa le annn sisa eee.....
Eka milamina zay tsinjaka à fond emplie hiiii
Alaiko fofona hum misasa an 😂😂
hahaha reveko ooh
zah maka anlisany ehh
Tonga v de io ny clip lessy ..😍💞❤❤❤💝💖😙😙😙😙
respect zalah!!! midina kely d 61 krkrkrkrr
inona lay 61 tiany koziana marina e?? kkrkr
Isan'andro za ts maintsy mihaino ty hira ty tena tiako top❤👌👌pomme d'adam 1kg nefa miositrositra make up😂
Ho leo ihany ny farany.
Kkkk🤣
💥Légendaire 💥
Efa légaliser oa lé toka gasy fa lé ana sisa eh
Danger lisan mtsam ret.. M'lay e..
le context anilay hira zany ve afaka mba azavaina
Io ary le tsangory mivadika ry Jaha 😁😁😁
....de tena Jiolah'marina hahaha
orange money nen'olona nenao voasary sady zay mbola lozitra... Hahaha
manalaza be zalah
"na firy kilao ô, zakako avao ô" :) :D
ny akoho lah mitsoka mozika!
Mlay lisany ee👊💪👏
Efa légalisé oa le toka gasy fa le an sisa e
Fatsy leroa zany eee...f matsiro le mozika eee
Mafy reto ka
Les gros!!!!! bon delire mais vous devriez faire une une autre video plus propre avec un histoire a raconter ou des choses que les gens ne voient pas beaucoup par exemple la beaute de notre bled pour mieux representer votre identite!!!!!!!!!! MLAY EH
coucou be avy aty france lehiretsy a
1 Millions let's goooo
Reveko 👍
Azafady leroa a! ❤❤❤
sur letsy ah tsara be fa asio clip @zay miaraka @lay odoyee eeh
be nofinofy karama serum!
leky lavitra
Tiako ny hira sady mampohimehy
Orange money ny an'olona ny anao voasary :D
Milay Lisany é,👊👏👏👍
Dokotera dol reuuu😂🔥
1 M views negga
Tongotra sakamalao be manitsake
Loza zany 😂😂😂😂😂😂😂🙈🔥
Leo be ah fa resa-body foana ve ranga isaky ny misy hira mivoaka..hafa ihany le hira taloha ireny fa @zao lasa makaleo be..ovao ndray le gadona fa makaleo be.
kkkkkkkkkkk
Mba variéna le style. Raha tsy manao an'zay lerony de iza no hanao an'zay ary ? Mbola ao le hira taloha reny ra hiaino any enao.
aneman
@@mrodman enao ko an n neman
Refa tsy tia aky dia aza maheno fa tonga dia zappeo a.
Mba ilaina esorina koa lay bali dans le cul dray2 mba ilaina koa lay manalazz misary gegy fiaianana efa sarotra ty.
Tsisy mi'forcer an'dry hiaino an'nge ee 🤣🤣🤣🤣
Tena misy devolim pitiavana mintsy.... :D :D
Mivika lty nareo mitsam koz e 😂😂
tay be tyh,,kkkkkk,, mlay kosa ah
Reveko lisany!!! Fantsy tsy 1klao fa am tone
Petao 😂😂😂😂😂😂
Norm baina an!
.... ef nahavita voady d mbol eo iany.. mlay eeeh
Sur mints ranga r maitre isani aaaa👊👊😍norm be.
Espèce de Luc Hervé😂
Tactile be cherie, tsisy code...
Miara milona milona 🤣🤣mlay eee 💖💖
miaiky an tony a zay! voatonona daholy tout le monde!!! hahaa
Halako zao 1M de vue zaooo🤣
Milay leroa
Suuuur, mlay! pomme d'adam 1 kg nefa tia miosotrosotra make-up, marikoriko ny kil way ****
orange money nen olona...nenao voasary :D
October 2024
Puissance zany ah 🥵
Tes malgase moi je suis magase
@@Inconnu261 cool 👍🏽
Tsy mila m'dépense b d vita ni Clip e