Fijery Mahitsy andiany faha telo

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 17 июн 2023
  • Fanasana avy amin'ny mpikarakara Atoa Tendro Radanielina. Ny tontolon'ny fampianarana sy ny fanabeazana no hovelabelarina sy hiadiana hevitra amin'ity andiany fahatelon'ny Fijery Mahitsy ity. Manasa antsika ho tonga maro ao amin'ny efitrano malalaka Q1 ny alarobia faha 21 jiona 2023.

Комментарии •