Chorale Trompetra Fanantenana 67 ha - FEO MITAONA (Einladender Aufruf)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 9 сен 2024
  • Chorale Trompetra Fanantenana 67 ha - FEO MITAONA (Einladender Aufruf)
    Lyrics; Tononkira misy dika amin'ny teny allemand
    A/C: Randrianomenjanahary Marcellin
    Son: Ramanankoraisina Richard Aimé (BIVY)
    - mit deutscher Übersetzung
    Please SUBSCRIBE 🎥
    RUclips: / @lemavorecords

Комментарии • 12

  • @lemavorecords
    @lemavorecords  3 года назад +2

    Aza hadino ny mi-abonné ny kanal, mba tsy ho tara amin'ny Video vaovao ianao! :)
    Abonniere diesen Kanal, weil du dann auf dem neuesten Stand bleibst! :)

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 3 года назад +1

    Makasitra indrindra oooh ny tompo hampahery anareo velombolo iry zah @ hira fahampaherezana 😘😘😘❤🙏🙏🙏

  • @lilanirinarazafindramiara4078
    @lilanirinarazafindramiara4078 2 года назад +2

    Fa ny torimasonao dia aloky ny fahafatesana ka misaora azy raha mbola nahazo maraina vaovao

  • @martinjean7028
    @martinjean7028 3 года назад +1

    Mankasitraka indrindra e, ho Voninahitra ho an'i Jesosy irey ihany

  • @melitadepau1649
    @melitadepau1649 2 года назад

    Tsara be izy zany!

  • @melitadepau830
    @melitadepau830 3 года назад +1

    Mahafinaritra loatra!

  • @wiseman6310
    @wiseman6310 3 года назад +1

    Efa ela no nitadiavako azy ity miaraka amin'ilay hoe "Katsaho aloha". Mbola cassette audio no nahenoako azy farany efa ho 25 na 30 taona lasa tany, fa tsy niova.
    Tena sitrako raha mba misy ireo hira hafa niaraka taminy.

  • @elianeratahinjanahary7959
    @elianeratahinjanahary7959 2 года назад

    mba afaka mahazo solfa ve tompoko azafady?

    • @lemavorecords
      @lemavorecords  2 года назад

      azonao atao ve ny manoratra mivantana any amin'ny Facebook Trompetra Fanantenana? Inoako fa tsy ho olana ny hahazo ny solfa

  • @hajarabe5086
    @hajarabe5086 2 года назад

    Finaritra, mba afaka mahazo solfa ve tompoko azfdy?

    • @lemavorecords
      @lemavorecords  2 года назад +1

      Salama tompoko, azonao atao ve ny manoratra mivantana any amin'ny Facebook Trompetra Fanantenana? Inoako fa tsy ho olana ny hahazo ny solfa

    • @hajarabe5086
      @hajarabe5086 2 года назад

      @@lemavorecords misaotra oo