TANTARA MALAGASY

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 13 окт 2024
  • TANTARA MALAGASY

Комментарии • 15

  • @fitiavanaonja89
    @fitiavanaonja89 4 года назад

    Merci bcp anareo fa zao v hiaino
    D hafakandr aty an tanan'ol fa mankasitra 💖💖💖

  • @arivnana9474
    @arivnana9474 4 года назад

    Salama o! Angamba tsy mamaky commentaire mihitsy ny mpandefa ity tantara ity. Tsy mbola hita mihitsy ny fivoaranan ny mpilalao. Mba mila kalitao kosa raha te ho lasa lavitra sy ho tsara laza...

    • @andrytianarakotojaona1885
      @andrytianarakotojaona1885  4 года назад

      misaotra tsika rehetra amin'ny commentaire hita ary efa nampita any any mpilalao , mpanoratra ary ny tompon'andraikitra ny radio xl radio 89.6 daholo ny fanamarinana tsika mpikambana ato

    • @arivnana9474
      @arivnana9474 4 года назад

      @@andrytianarakotojaona1885 mankasitraka anao ! Tsikera entina hanatsarana no tanjona, mahereza daholo e!!! Fa izahay ho mpihaino foana!!!👌

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 4 года назад

    Misaotra betsak nareo oo vo hiheno 😘😘

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 года назад

    Mankasitraka Tompoko 🇲🇬💖

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 4 года назад

    Tsara fa milay ezaka foana MBA ho tsaratsara kokoa

  • @nadinecampenon
    @nadinecampenon 4 года назад

    Eto ampihainoana mankasitraka

  • @alyssahashelley7666
    @alyssahashelley7666 4 года назад

    Mankasitraka ee

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 4 года назад

    Msaotra atrani njai

  • @auziaauzia17
    @auziaauzia17 4 года назад

    Misaotra betsaka tompoko nizara

  • @nadyarakotoarimanana9221
    @nadyarakotoarimanana9221 4 года назад

    Za vo hande hiaino mitsy

  • @rasolofonirinalalaina1225
    @rasolofonirinalalaina1225 4 года назад

    tsara le tantara fa lay mpilalao mila ezaka kely...le maman'i lova hotrany diso manova fiteny loatra,☺️fa tsara ihan na izan aza

    • @vavmaguy
      @vavmaguy 4 года назад

      Hita be mihitsy hoe manamboatra feo sy manova fiteny ilay maman'i Lova dia otran'ny mandreraka be ny mihaino azy .

    • @nenyneny2909
      @nenyneny2909 3 года назад

      Nnnj6