Ho tanjona (Bessa, Bodo, Lola, Lalatiana, CA-CMA Ambohitantely)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 5 сен 2024
  • Œuvre peu connu de Bessa ! C'est avec grand plaisir que je vous le partage sur Youtub.

Комментарии • 27

  • @user-yi3hk7by9c
    @user-yi3hk7by9c 6 месяцев назад +1

    Tena tsara ity hira ity ary efa elah be no nitadiavako azy depuis 20ans fa zao vao itako ❤🎉! Nahenoko azy voalohany dia tao Mahamasina Fara doboka t@ propagande Pst Richard Andriamanjato! Tena navaky fo tokoa nieno azy tamin izay 😍😍😍😭😍

  • @andriamanirakabetsiharifid2579
    @andriamanirakabetsiharifid2579 Год назад +3

    Misaotra indrindra nizara. Efa ela no naniriako io hira io fa izao vao hitako.
    Tena kanto ❤️👍

  • @handrianinalalaina1914
    @handrianinalalaina1914 Год назад +2

    Merci beaucoup pour le partage. La chanson de mon enfance ❤

  • @anokarakotoarisoa6491
    @anokarakotoarisoa6491 Год назад +2

    Andray! Misaotra 🙏
    Tena ela nitadiavana an izy ty aho 🙏

  • @tax045tax3
    @tax045tax3 Год назад +3

    Enfin apres 10ans de recherche 😍😍 mankasitraka e 🙂🙏

  • @fidyharisoarandriamiarana2518
    @fidyharisoarandriamiarana2518 Год назад +5

    Misaotra betsaka nizara fa efa aman taonany maro no nitadiavako an’io version io❤

  • @leilarakotoson9820
    @leilarakotoson9820 Год назад

    Tena soa ,tokoa, JESO tompo no fitiavana mandrakizay 🙏❤

  • @ericaandria2006
    @ericaandria2006 Год назад +2

    Mankasitraka Tompoko 🎼🎶❤

  • @ranjanirina
    @ranjanirina Год назад +3

    misaotra betsaka fa tena efa ela tokoa no nitady an'ito hira ito. mankasitraka

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 Год назад +2

    Mankasitraka. :-)

  • @ralambotiana6362
    @ralambotiana6362 Год назад +2

    Fifaliana lehibe ho ahy amin'izao taona 2023 ny nahitako an'ito tato amin'ny youtube, voalohany, tsy nahatadidy titre an'lé hira, mankasitraka indrindra izay nandrotsaka azy tato.

  • @hajarazanakoto4651
    @hajarazanakoto4651 Год назад +2

    Ny tsara indrindra e.

  • @heryandriamazaoro1436
    @heryandriamazaoro1436 Год назад +5

    Eh... ça ne nous rajeunit pas. Hira tsara tokoa, fa henjana ny nianatra sy ny namoaka azy a

  • @mpivahiny1094
    @mpivahiny1094 Год назад +2

    Bravoooo

  • @nandrianinarasolonjatovo4492
    @nandrianinarasolonjatovo4492 Год назад +2

    Tsara loatra ity hira ity

  • @rianakinky1561
    @rianakinky1561 Год назад +2

    Misaotra indrindra fa tena efa ela no nikarohako azy ity!!!

  • @adrianerasolofonirina7716
    @adrianerasolofonirina7716 Год назад +2

    Misaotra nizara, mankasitraka.

    • @claracathy1753
      @claracathy1753 Год назад +1

      efa ela no notadiavako azy
      mankasitraka e, tena tsara

    • @andriat731
      @andriat731 Год назад +1

      Hira tena tsara sy Kanto tokoa Misaotra anareo nizara azy teto

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 6 месяцев назад

    ❤❤😊

  • @H.Rajonson
    @H.Rajonson 2 месяца назад

    "Feo Tantely" koa tao anatiny raha ny fitadidiko

  • @princinarison3269
    @princinarison3269 Год назад +1

    efa ela tsy nahenoako azy ty...sao mba misy manana solfa an'azy io

  • @tojosoaenikasariaka4889
    @tojosoaenikasariaka4889 Год назад

    Tena tsara,misaotra.... Sao MBA misy solfa azafady tompoko?