Tantara gasy: AVOTR'AINA--Tantara RDB-- TSY AZO AMIDY

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 15 сен 2024
  • Tantara Malagasy
    Tantara Gasy
    Tantara RDB
    Indray mihaino
    -----------------------------------------------------------------------------
    / gasyrakoto

Комментарии • 53

  • @MalalatianaRazafiarison
    @MalalatianaRazafiarison 24 дня назад

    Merci Rakoto🌷😊

  • @lalaorandrianarivo729
    @lalaorandrianarivo729 9 месяцев назад

    Tsara de tsara tokoa n'y tantara fa de makasitraka indrindra, mahay n'y mpanoratra , mahay ko n'y mpilalao. 💖

  • @ritaedmine3145
    @ritaedmine3145 6 месяцев назад +1

    Mankasitraka eee ❤❤

  • @narindraniaina9634
    @narindraniaina9634 2 года назад

    Misaotra betsaka indrindra mizara tantara ho anay ooo de miandry tantara vaovao indray zahay 😘😘😘

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 2 года назад

    Izany ka tena tantara misaotra betsaka tompoko fa tena afampo merci beaucoup

  • @coulimanantsoa70tana
    @coulimanantsoa70tana 2 года назад

    Tsara b tokoa, misaotra mpanoratra sy mpilalao 🥀🌹💐👍👍

  • @rovasoa
    @rovasoa 2 года назад +1

    Misaotra nizara o😍🙏🙋‍♀️🙋‍♀️🇲🇬🇲🇬

  • @olivoyaoliviya1256
    @olivoyaoliviya1256 2 года назад +1

    Mankasitra 🙏💪

  • @andritianaherilala508
    @andritianaherilala508 Год назад

    Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬

  • @ravosoa
    @ravosoa 7 месяцев назад +2

    Misaotra tompoko tsara b tantara❤🎉🎉🎉🎉

  • @jocelynetsarasoa3012
    @jocelynetsarasoa3012 2 года назад +1

    Mankasitrak fa tsara be ❤❤❤❤

  • @patrickrabemiadana9472
    @patrickrabemiadana9472 2 года назад

    Tena tsara! Mankasitraka ary manohina tanteraka ny tantara malagasy ! 25 taona tsy nahenoiko tantara! Misaotra Tompoko!🙏

  • @josianelarmusiau6659
    @josianelarmusiau6659 2 года назад

    Mankasitra indrindra fa tena tsara b ny tantara 😘👍🙌

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 2 года назад +2

    Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mahafinaritra be sady mampalahelo be lay tantara ary mahalatsan-dranomaso, Misaotra betsaka tompoko tegna mahafinaritra be ny mitandregny lay tantara ka mankasitraka tompoko miandry ny tantara vaovao indray 🥰 🥰 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰❤❤❤❤❤❤❤❤❤💋💋💋💋💋💋💋💋🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻

    • @claudiaherinandrasana7496
      @claudiaherinandrasana7496 2 года назад

      Mm p
      Zzzz
      Z
      Z
      Zz
      Z
      Z
      Zz bb
      MmBb et bb bb bb bb
      Ah cool cool de mm
      Non WE
      Mm
      Bonne
      Ok
      Mm
      De
      Mm
      Aaaaaae

  • @administrationvillavaliha206
    @administrationvillavaliha206 2 года назад

    sady miasa no mihaino mahafinaritra eeee bisous mahatsiaro any tana ery za zany mihaino tantara

  • @roz1046
    @roz1046 2 года назад

    Mankasitraka fa tena zany ka tantara ! Mirary soa dol

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 2 года назад +1

    Mankasitraka Indrindra tompoko tsara ilay tantara misaotra ny mpilalao sy ny mpanoratra 🙏🙏❤️

  • @mariejeannine6275
    @mariejeannine6275 2 года назад

    Misaotr betsak nizara oooh 🥰🥰🥰🙏🙏🙏

  • @andulahzamor4680
    @andulahzamor4680 2 года назад

    Mankasitraka tena tsara

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 Год назад

    Misaotra nizara!! Tsara be!!

  • @MadarailPTU
    @MadarailPTU 3 месяца назад

    Tsara be le tatara

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 2 года назад

    Misaotra betsaka nizara 😍👌

  • @sylvierazafindranoro2553
    @sylvierazafindranoro2553 2 года назад

    Tsara lotra❤❤🙏🙏

  • @yarelyyarely363
    @yarelyyarely363 2 года назад

    Mankasitra anareo 🙏✍

  • @fanekenatomefy5877
    @fanekenatomefy5877 2 года назад

    Tsara be ilay tantara .mankasitraka nizara

  • @mamisoalantonirina7213
    @mamisoalantonirina7213 2 года назад +1

    Tsara be
    Vita chocolat ny an i manana sy ramaro🤣🤣🤣🤣

  • @natachasolange5678
    @natachasolange5678 2 года назад

    Mankasitraka tsara be ny tantara

  • @rinnalaurette2859
    @rinnalaurette2859 2 года назад

    Misaotra nizara 🙏 🙏 🙏 🙏

  • @ramamonjisoa8255
    @ramamonjisoa8255 6 месяцев назад

    Mialy b

  • @nivorabako9148
    @nivorabako9148 2 года назад

    Misaotra oh

  • @ravelomanantsoaandrianirin7219
    @ravelomanantsoaandrianirin7219 10 месяцев назад

    Mankasitraka nizara tompoko.

  • @ainarakotoarizao368
    @ainarakotoarizao368 2 года назад

    Tena tsara be ilay tantara

  • @norinegisele6972
    @norinegisele6972 5 месяцев назад

    Makasitraka e

  • @mampiononamampionona1751
    @mampiononamampionona1751 2 года назад

    merci beaucoup 💋💋💋

  • @Ihazoara
    @Ihazoara 2 года назад

    Mankasitra fa tsars be oh

  • @kotyjenny
    @kotyjenny 2 года назад

    Tsara ny tantara,misaotra ny nizara o^^

  • @pandrisonfilsrazanaboahang5284
    @pandrisonfilsrazanaboahang5284 2 года назад

    Misaotra nizara fa efa ela za no niandry an’ity tantara ity mankasitraka o!!

  • @bakolyratovonirina7140
    @bakolyratovonirina7140 2 года назад

    tena tsara be, mankasitraka ny mpanoratra

  • @hajalalainaeliaandrianasol9379
    @hajalalainaeliaandrianasol9379 5 месяцев назад

    MIsaotra indrindra tompoko! tena tsara e!

  • @yondayyonday1187
    @yondayyonday1187 2 года назад

    Makasitraka hatrany tompoko

  • @odilonjean5316
    @odilonjean5316 2 года назад

    Makstrk indrindr topk nizara mahfiratr

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 2 года назад

    Tsara loatra ny tantara. Misaotra ny mpizara.

  • @pamellamougin756
    @pamellamougin756 2 года назад

    Merci 😊

  • @lalainafaustin4285
    @lalainafaustin4285 2 года назад

    Mankasitraka nizara e

  • @gaelorabodo7565
    @gaelorabodo7565 2 года назад

    B zany

  • @Kala_piso
    @Kala_piso 2 года назад

    😊🙏😊

  • @tatianaclara1761
    @tatianaclara1761 2 года назад

    Tena tsara fa mankasitraka. Saika ratsy ny tantara ra nanainky hiaraka t@ Ramaro i Manana, tsy hita intsony hoe iza no zanaka sy ray aman-dreny. Ny vinanto sy rafozana 😅😂. Mahay ny mpanoratra ka

  • @havotriniainarajoharisoa6178
    @havotriniainarajoharisoa6178 4 месяца назад

    Ranomasoko ndray latsaka le t@farany

  • @yantia2520
    @yantia2520 2 года назад

    Mankasitraka tompoko

  • @perpetueraharisoa1888
    @perpetueraharisoa1888 2 года назад

    Mankasitrak indrindra

  • @mimalala03
    @mimalala03 2 года назад

    Tena tsara fa Misaotra betsaka indrindra