Это видео недоступно.
Сожалеем об этом.

Chorale: KTKB Edena Vaovao Morondava - JESOSY MIKAIKE - A/C Richard Aimé Ramanankoraisina

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 18 июл 2018
  • Please SUBSCRIBE 🎥
    RUclips: / @lemavorecords
    JESOSY MIKAIKE, hira faha 4 nalaina tao amin'ny Album "Jesosy avao gnanay" KTKB Edena Vaovao Morondava Madagasikara vol. 3, nivoaka Jolay 2018.
    Fiaraha-miasan'ny Antoko Mpihira KTKB Edena Vaovao Morondava tamin'i BIVY (Son & Image) sy LeMAVO Records (Allemagne)
    Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany.
    ℗ 2018 LeMAVO Musikverlag
    Released on: 2018-07-07
    Composer: Ramanankoraisina Richard Aimé (BIVY)
    ------- Empfohlene Videos --- Vidéos recommandées -------------
    IZAHO JESOSY Ô : • Chorale: KTKB Edena Va...
    JESOSY MIKAIKE: • Chorale: KTKB Edena Va...
    IZAY MAHATOKY AN''I JEHOVAH: • Chorale: KTKB Edena Va...
    MISY RAHA SOA: • Chorale: KTKB Edena Va...
    VELO GNAY VAREAKE: • Chorale: KTKB Edena Va...
    FA MPAMONJY NO TERAKA: • Chorale: KTKB Edena Va...
    RY TANINDRAZANAY MALALA Ô: • Madagascar National An...
    RY TANINDRAZANAY MALALA Ô: • Nationalhymne von Mada...
    / chorale.ktkbedenavaovao
    / ktkb.morondava

Комментарии • 18

  • @Gilbert-sd8ob
    @Gilbert-sd8ob Месяц назад

    Soasoa mare, aba , nigniko ! Tandregnesiko avao koa ty kaikin'i Jesosy ❤🙏🙏🙏

  • @samueljerome7927
    @samueljerome7927 5 лет назад +1

    Misaotra eh fa tena tsara be ilay tononkira Jesosy anie hampitombo s'y hampandroso anareo ami'asany. Mahereza fa tena fa raty t'y fiainana fa jesosy avao ro soa s'y mahavonjy. Merci que Dieu vous bénis. Et vous gardez aussi

  • @samonmofo7632
    @samonmofo7632 5 лет назад +1

    AMEN ISAORANA ANIE NY TOMPO IZAY MITONDRA NY ENTANTSIKA ISAN .ANDRO ISAN .ANDRO 💖💖😭😭😭😭 NOKAMPOHIN IZY NOHO NY HARATSIA TSIKANY ISAMINITRA EEEEE

  • @leonelrh5546
    @leonelrh5546 2 года назад

    Mankasitraka tompoko fa tena mahafonaritra

  • @ainasylvainandriamanajara4906
    @ainasylvainandriamanajara4906 8 месяцев назад

    tsara anie izany e

  • @andriamialymenja8594
    @andriamialymenja8594 8 месяцев назад

    Afaka mahazo parole ve azfd, merci

    • @lemavorecords
      @lemavorecords  8 месяцев назад

      Afaka mahazo raha nisy, fa video ihany indrisy no ananako!

  • @tahinarakotoarisoa3938
    @tahinarakotoarisoa3938 3 года назад

    Mankasitraka e! 🔥✝️❤️

  • @aimeliarazah6113
    @aimeliarazah6113 2 года назад

    tiako hira ty eee

  • @raharisoaanais4
    @raharisoaanais4 3 года назад +1

    Tena tsara be bravo QUEL VOIX SUPER PUISSANT. 🙏🙏🙏🌴

  • @samueljerome7927
    @samueljerome7927 3 года назад

    Mandriam-piadanana Bivy e.tsy adino mandrakizay hianao. Ary mijoroa hatramin'ny farany ry tanora namana jesosy no mampionona sy mampahery amin asany. Fa ny azy de efa Vita ary nahavita ny asan'i Tompo jesosy izy. Rip Bivy.😭😭 Veloma fa mbola hiona any ankotra

  • @mireillerasoanandrasana3532
    @mireillerasoanandrasana3532 5 лет назад

    Eeelahy tohizo fa soa

  • @Mili-d7e
    @Mili-d7e Год назад

    Soa feo misaotsee koahee