mankasitraka hatrany misaotra ny zanak'i Libanona nametraka hafatra soa .Izay manan-tsofina aoka izy hihaino ka hahare ny teny soa voafono an-kira eto. misaotra anao Tompo ....soa ihany fa eo ianao hitarika ny lalanay. Ka hoy aho hoe :Vonon-kanaraka anao aho anio mandrakizay.
@@mrevsi3776 Rehefa maty Stéphane de Comarmond, dia niara-maty taminy koa ny Studio Mars (indrisy) Na dia niezaka hanohy ny Studio MARS aza BIVY, ny rahalahin'i Stéphane izay tsy misento velively amin'ny mozika, dia tsy nanaiky fa hakatona tanteraka ny Studio Mars.
@@lemavorecords nampalahelo zany, i Bivy tena olona tsotra sady nahay... Paix à son âme fa zay no handrasana eto an-tany Saody azonao homena conseil aiza no studio mba moramora nefa mba afaka manome zavatra tsara, ho ana chorale ilay vina,
mankasitraka hatrany misaotra ny zanak'i Libanona nametraka hafatra soa .Izay manan-tsofina aoka izy hihaino ka hahare ny teny soa voafono an-kira eto. misaotra anao Tompo ....soa ihany fa eo ianao hitarika ny lalanay. Ka hoy aho hoe :Vonon-kanaraka anao aho anio mandrakizay.
Mhafinaritra loatra!
Tsara be , afaka mahazo solfa ve tompoko?
tsara bé ☺️
misaotra indrindra
Tsara loatra zalah euh❤
misaotra e
Tsara loatra, misaotra betsaka mizara.
Mankasitra e!
Tena mahvelombolo ilay hira das ist gut
Mankasitraka e
Mba afaka omena ve ilay studio nanaovana ilay raki-peo
Studio DoSol tompoko, fa i Bivy ilay nanao Prise sns... efa nandao izao tany izao!
@@lemavorecords Mahay i Bivy ka
Fa mbola misy ve ny studio Mars azafd...
@@mrevsi3776 Rehefa maty Stéphane de Comarmond, dia niara-maty taminy koa ny Studio Mars (indrisy)
Na dia niezaka hanohy ny Studio MARS aza BIVY, ny rahalahin'i Stéphane izay tsy misento velively amin'ny mozika, dia tsy nanaiky fa hakatona tanteraka ny Studio Mars.
@@lemavorecords nampalahelo zany, i Bivy tena olona tsotra sady nahay... Paix à son âme fa zay no handrasana eto an-tany
Saody azonao homena conseil aiza no studio mba moramora nefa mba afaka manome zavatra tsara, ho ana chorale ilay vina,