Tsara Be ilay Fampaherezana Misaotra Mahatanty Saoka ihany no ady eo n'inona hitranga n'inona hidona Fiainana daholo izany ka isaorana Andriamanitra nanome courage amin ny Finoana azy
Tena fiainan nolalovako ity t@fotoan nivoahn'ty hira ity sainga za mbol ts naarak fa cousin'ko no niten oe Ny ainga namoak hira oe Courage rasipa au moment za mbol mitomany be iny, c'est la vie
Tsara Be ilay Fampaherezana Misaotra Mahatanty Saoka ihany no ady eo
n'inona hitranga n'inona hidona
Fiainana daholo izany ka isaorana Andriamanitra nanome courage amin ny Finoana azy
Matsiro mintsy lay vazo à, zay mivoka babany avokoa, zany ny tena vraie ny ainga, merci Luc & do
Lasa krizy ny fiainana an-tany fitiavana tsotra de lasa tomany ndriii;courage rasipa a! merci fa milay be le vazo!
Mitsiky foana ninoninona mitranga. Mitraka sady Tsy Kivy.:-)
Pleure madame quand on a mal on souffre faut pleurer pour dégager sons cœur c est une belles chansons
Courage ra sipa, Milay nji na tsy azy, marina lôtra, Merci Ny AINGA❤❤❤ je vous j'aime toujours 😘😘
Merci bcp @le hira ,tena mankahery 😍
Tena fiainan nolalovako ity t@fotoan nivoahn'ty hira ity sainga za mbol ts naarak fa cousin'ko no niten oe Ny ainga namoak hira oe Courage rasipa au moment za mbol mitomany be iny, c'est la vie
Tiako loatra eh!!! Hafa iany oa l vazo milay mankasitraka hatrany2 o❤
Nataony kilalao. Tsy solution n'y famonoana tena Rikala a. Tsy ratsy ilay hira. Mankasitraka nizara. :-)
Marina mihintsy lay hira: bandy tokana no andeha hamonoana tena! Merci Ny Anga a!
Tsy solution n'y famonoana raha voafitaka.
Jes taimesur cette belles chansons mon malagachy jesmourais pour toi je
Miteniteny mihitsy izany hira izany . Hafa ihany! merci NY AINGA !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
MIL COURAGE NA MISARAK AZ FA MBOLA BE NY HO AVY ☹😌😭😭
N'y sobika aza manan-tandrify ! :-)
❤ Mankasitraka o
29/11/23
Mihaino tsara hira Ainga
😍😍😍😍
Merci pour l'encouragement Ny Ainga.Tonga ny hafatra ❤❤❤👏👏👏👍👍👍🙏🙏🙏
Mankasitraka ❤❤❤❤❤
Cette chanson mes va droit aux cœur en pensant à toi viens traduit en français
lindo Enrique Iglesias e suas músicas são todas lindas amo muito vocês
Milay be 2024😍🥰😇
Courage rasipa ah
Tantara tena marina, makasitrak e
Misaotra ee
Bandy alika maty😂ts amonona tena ra sipa kozy vrai
Je pleurer mois aussi pour tois c'a t'arrange de mes voir souffrir
hafa ihan t@nis an'i omgui e! zao le tarik ny ainga las nzara roa!
Si tue savais en ces moment jes pleure je regarde cette fille qui pleure elle tes ressemble bye
milay hatrany eeeee
mlay rangaah.io fona nenay bira e
❤❤❤
Mampahery zah ty hira ty mankasitraka ee
sur ehhh
Tsisy very ilay tantara amiko ny efa fanekenay roa ano mariange pare Zaha ary faly fa anambady netiko ambavaka isanandro nato lamesse ampiangonana nifitahiny aho natsohiko@phone nazy navalany hoe tsihano ilay mariange nitomany Mafy hao. Afaka. erinandro marary reniko ary maty eo. ampelatanako tamizany fotoana zany mitovy tsisy lanitra aho a mbony. itako nefa andriamanitra nakahery aho tanto afara hao niditra fikambanana masina zany no nazahoako. Hery ary ten itako fa jesoa kristy nakahery aho
😭😭mampalahelo be tantaranw ku
Marina be tantara
tantaram-piainaku😥
aza kivy2 njy bae
Mois aussi jemleure
Tiko lotr
tantaram-pitiavako 😢
Courage ky f'ndry tsy orera !!!
+RANDRIAMANDIMBISOA Dimby merci❤
😘😘🥰🥰
Marina zany.
Jes t'aime mon malagachy qui tue es pour moi tout comment faire pour que je t,oublier
Milay be
Maman'i carlos
❤️
tiko lotr ee
Milay e ,mety mbola hisy ve hanakaikikaiky tarika NIAINGA ,hanoy ny hirany mametra ka ntantara tsara ? .... enga anie mirary soa ho anazireo
😭😭😭😭
:-)