Simba ilay hira noely milantolanto fahiny sy mahasondriana tokoa tamin'ny fampiaraham-peo. Misy hira sasany, tsara sy toa mety ihany raha ovaina amin'ny fomba fihirana ankehitriny fa ity nataonareo ity ry Joy K sy Francia dia nanimba fa tsy nanatsara.
Ireny ireo olona tsy mahaforona fa manimba ny an'ny olona no ainy PIRATE PIRATE PIRATE , mba mamorôna raha mahay fa tsy ny hira tsaran'ny olona no simbannareo @ feon'angatranareo
Samy manana ny tiany ny tsirairay!...efa henoko ilay tena an'i Naly Rakotofiringa fa aleoko mihaino an'ito mba tanora kokoa!... tsy hoe ratsy ilay taloha fa azoazoko kokoa ito satria tanora ny tena dia manaraka an'izay koa ny zavatra tiana!...
Tsy mandoa droit izany ireo fa tokony ho toriana fa mpangalatra toy ireny eny antanimora ireny MPANGALATRA SADY FEON'ANGATRA TSY MAHALALA MENATRA I JOYKK
Inona moa no maha "reprise" azy raha atao mitovy amin'ny teo aloha? Tsy azoko?!!! Ny droit d'auteur iny afaka hifampiresahanareo any amin'ny OMDA fa aza dia mila dera loatra eto fa tsy fombatsika Gasy ny manasa lamba maloto imasom-bahoaka. Mankasitraka
slt! mankasitraka e! tsara b lay fampiaraham-peo
2019
Tsarab.
Fa mba aiza oa zao i Francia e? sa izà no anarany sur fb?
Sendra nandeh tam tele tam krismasy teo d tadidko oe ay mis anzny hira zny, enoko en boucle ato am youtube, mankasitrak anle nposte anle video (y)
Itovizana :D
Simba ilay hira noely milantolanto fahiny sy mahasondriana tokoa tamin'ny fampiaraham-peo.
Misy hira sasany, tsara sy toa mety ihany raha ovaina amin'ny fomba fihirana ankehitriny fa ity nataonareo ity ry Joy K sy Francia dia nanimba fa tsy nanatsara.
marina
marina be, sady ratsy fandrindrana be le fampiraham-peo
Ireny ireo olona tsy mahaforona fa manimba ny an'ny olona no ainy PIRATE PIRATE PIRATE , mba mamorôna raha mahay fa tsy ny hira tsaran'ny olona no simbannareo @ feon'angatranareo
Samy manana ny tiany ny tsirairay!...efa henoko ilay tena an'i Naly Rakotofiringa fa aleoko mihaino an'ito mba tanora kokoa!... tsy hoe ratsy ilay taloha fa azoazoko kokoa ito satria tanora ny tena dia manaraka an'izay koa ny zavatra tiana!...
asaivo mamorona izy raha mahay , ary ianao izany miray tsikombakomba @ ny mpangalatra
tsar b
Mampalahelo fa tsy mitovy @ original ny feon-kira! Ary ianareo ve mba nandoha "droits d'auteur" t@ namoaka ity clip ity? Satria izahay taranak'i Naly RAKOTOFIRINGA mbola velona sy mandova ny oron'asany! Tsy mba nangataka autorisation akory fara-faharatsiny aloan'ny ametrahanareo azy eto!!!
RAKOTOFIRINGA Mianadahy avy
Tsy mandoa droit izany ireo fa tokony ho toriana fa mpangalatra toy ireny eny antanimora ireny MPANGALATRA SADY FEON'ANGATRA TSY MAHALALA MENATRA I JOYKK
Mba manana fanetre-tena fa mampalahelo. Ady varotra ve no hataonareo nefa hira ho an'Andriamanitra. Azoko tsara ny tianareo ambara fa na dia zany aza
Lool fideran'Andriamanitra io tokony tsy misy an'zany
Inona moa no maha "reprise" azy raha atao mitovy amin'ny teo aloha? Tsy azoko?!!!
Ny droit d'auteur iny afaka hifampiresahanareo any amin'ny OMDA fa aza dia mila dera loatra eto fa tsy fombatsika Gasy ny manasa lamba maloto imasom-bahoaka. Mankasitraka
kou ref ts anao nareo taranany d aleo ataon'ny hafa e, Hira iderana io fa tsy inona akory!