Rehefa maty aho dia tsy hanova ny fiainan'ny manodidina ahy izany, hitohy foana ny fiainany. Fehiny : ny fanahiko no karakaraina tsara dieny mbola velona mba handova ny fiainana mandrakizay, ny fanahiko fa tsy ny olona no jerena.
Reveko ranga ny feeling anty zoky ty a! Tafifitra anatin'ireo grand zany lery rehefa maty, ry Ghandi, martin luther, einstein, jackson, mandela, pape jean paul ...
Rehefa maty aho, de ho tsongoinareo... tsongoy dieny izao!! Rehefa maty aho de ho asianareo formôl, .... asio formôl dieny izao!!! Rehefa maty aho, de ho alevinareo, ...aleveno dieny izao!!!
Marina zany aleo mifamela dieny mbola velona 😍
Rehefa maty aho dia tsy hanova ny fiainan'ny manodidina ahy izany, hitohy foana ny fiainany. Fehiny : ny fanahiko no karakaraina tsara dieny mbola velona mba handova ny fiainana mandrakizay, ny fanahiko fa tsy ny olona no jerena.
Rehefa maty aho tsy ho hitako intsony ireo RIP ataonao ao @ facebook, ny fianakaviko no hampihonony
Tena feno hafatra ity hira ity! misy hisainana tsara!
Et oui un peux grave la première cool tena marina
Mandona tsara mints ny hafatra! bravo Gangsta! tsara lotra
😢
Aiza maika n'y ho faty fa homany tsara aloa n'y mandrakizay dieny mbola Misy fotoan ! Tia anao Jesosy
Reveko ranga ny feeling anty zoky ty a! Tafifitra anatin'ireo grand zany lery rehefa maty, ry Ghandi, martin luther, einstein, jackson, mandela, pape jean paul ...
misy hafatra b le hira!tohizo fa tsara e!
Rehefa maty aho, de ho tsongoinareo... tsongoy dieny izao!!
Rehefa maty aho de ho asianareo formôl, .... asio formôl dieny izao!!!
Rehefa maty aho, de ho alevinareo, ...aleveno dieny izao!!!
Hahahahaha
grav les iz zany le! mampisaina tsara... driiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii
tahin Tompo elah gangstababa a
tena marina ity hiranao ity ry namana fa aleo aparitaka , sujet de vie
tena marina zany a tiavo ny olo_tinao dieny zao
Tiko be ilay hira 😍😍
aiza ho aiza ao anatiny moa zany no tena tianao
Misaotra betsaka, tena misy hisaintsainana ny tonon'ilay hira; marina loatra ny lazainy.
Tenatsara misy horaisina
NORMA BE zany afatra hoan babo anady ry bax
tsara be le hafatra...misaotra
Je kiffe👍
Misaotra tena marina
❤
tena zay lay lazaiko foana annnn
Misaotra gagsta fa tsra be an
Tena marina zan
Rip Gastgabab
Tiko lotra
Tsara ny hafatra. Merci e
tsy tafita tsara izy ity. Mbola vitsy ny mahalala an'ilay hira
merci bcp eh
matong saina
😪😪😪🥲🥲🥲aty @ 2024 mbola mihaino le hafatra lah
Mankasitraka fa tena mampihetsimpo
Amen b
marn zan zoky a!!
tena tsara e
misaotra e
merci Mr le maire
fa ty zoky ty ngamba tsy léo matory anaty vatapaty le!
😂😂😂
tsapako
:/
R.I.P Gangstabab. Kkkkkkk!!
Aza misangy amin'izany kosa e
dommage mi deconne gangstababa👎👎👎👎
❤