Na sitrapo na tsy niriana io dia Zanako Na voie normal na nodidiana io dia Zanako Na tsy tonga volana na ara-potoana io dia Zanako Na tsy ampy lanja nadritry ny taona io dia Zanako Na misy fahasebanana na salama saina io dia Zanako Na manaikitra nono na maptaraina io dia Zanako Na nisotrona ny rano tsy tiana io dia Zanako Na voredretra mipipy ampadriana io dia Zanako Na salama vatana na marary lava Na madiditra na manatabava Na olon-kendry na hanary lamba Na tsy mkiraro na rovidamba Na hivarilavo na ho modely Na bôgôsy na ho manjakely Na ho tompon'ny ditra na zanak'anjely io dia Zanako Na be diplaoma na tsy ampy solaitra io dia Zanako Na zaza milamina n taitaitra io dia Zanako Na mitrongy vao homana na ho tafita io dia Zanako Na fadiranovana na mahitahita io dia Zanako Na mafy loha na malemy paika io dia Zanako Na taitai-baombina na zaza bonaika io dia Zanako Na tsisy pentina na malotoloto io dia Zanako Na olom-banona na jiolahim-boto io dia Zanako Na be tatasiaka na be tsy miteny Na mahery setra na malemilemy Na ho sarindahy na ho sarimbavy Na ho tia lehilahy na ho tia vehivavy Na ho madio na ho mpanao afera Na lasa dahalo na lasa mompera Na hivarotena na lasa masera io dia Zanako Na nisotroana ny rano tsy tiana Na niankinana ridrina irery Na dia handaniako vola sy harena Tsy ahngatahako valimbabena Na be tatasika na be tsy miteny Na mahery setra na malemilemy Na olonkedry na hanary lamba Na tsy mikiraro na rovidamba Zanako Fananako Harenako
Misaotra fa tsara Ilay hira .Reny aho Ary mizaka irery rehefa misy zavatra ratsy eny aminy zanako Ary fière aho miteny fa zanako io na Iza Tia sy tsy Tia azy
ampetrako eto iity commentaire ity atsiarovako ny asarobidin 'ny zanaka saingy indrisy fa mbola tsy nomen ' i Jesosy aho atramin ' izao fa nefa kosa manantena fa tsy maintsy homeny rehefa tonga ny fotoana mety @ Izy Tompo , dia mankasitraka sahady Jesosy fa tsy maintsy homenao zanaka aho ka hirehareha toy ny reny rehetra
Tiko tena tiko. Vao nanokatra youtube za tao anatn aretina d ty hira ty ny hitako. Lafatra le tononkira. N feo ts lazaina tsony. Ny tonony nanohina n foko loatra
Na sitrapo na tsy niriana io dia
Zanako
Na voie normal na nodidiana io dia
Zanako
Na tsy tonga volana na ara-potoana io dia
Zanako
Na tsy ampy lanja nadritry ny taona io dia
Zanako
Na misy fahasebanana na salama saina io dia
Zanako
Na manaikitra nono na maptaraina io dia
Zanako
Na nisotrona ny rano tsy tiana io dia
Zanako
Na voredretra mipipy ampadriana io dia
Zanako
Na salama vatana na marary lava
Na madiditra na manatabava
Na olon-kendry na hanary lamba
Na tsy mkiraro na rovidamba
Na hivarilavo na ho modely
Na bôgôsy na ho manjakely
Na ho tompon'ny ditra na zanak'anjely io dia
Zanako
Na be diplaoma na tsy ampy solaitra io dia
Zanako
Na zaza milamina n taitaitra io dia
Zanako
Na mitrongy vao homana na ho tafita io dia
Zanako
Na fadiranovana na mahitahita io dia
Zanako
Na mafy loha na malemy paika io dia
Zanako
Na taitai-baombina na zaza bonaika io dia
Zanako
Na tsisy pentina na malotoloto io dia
Zanako
Na olom-banona na jiolahim-boto io dia
Zanako
Na be tatasiaka na be tsy miteny
Na mahery setra na malemilemy
Na ho sarindahy na ho sarimbavy
Na ho tia lehilahy na ho tia vehivavy
Na ho madio na ho mpanao afera
Na lasa dahalo na lasa mompera
Na hivarotena na lasa masera io dia
Zanako
Na nisotroana ny rano tsy tiana
Na niankinana ridrina irery
Na dia handaniako vola sy harena
Tsy ahngatahako valimbabena
Na be tatasika na be tsy miteny
Na mahery setra na malemilemy
Na olonkedry na hanary lamba
Na tsy mikiraro na rovidamba
Zanako
Fananako
Harenako
Je me fous de la légende, c'est la chanson qui compte. Mille fleurs à Narindra et à Gangstabab pour l'A/C.
Voilà une chanson de quelqu'un d'ouvert d'esprit ❤️😍...
TONGA DIA TIKO EEE! je suis touchée!!! mes enfants c est toute ma vie! Merci Narindra!
Kopatanana ze mijery an ito am zao 2021 zao 🙋🏽♀️
Zay vo enoko tsara fa tena tsara sady tafita hafatra,adala Marina zay tsy tia zanany. Merci narindra
Misaotra fa tsara Ilay hira .Reny aho Ary mizaka irery rehefa misy zavatra ratsy eny aminy zanako Ary fière aho miteny fa zanako io na Iza Tia sy tsy Tia azy
Très touchant ! Tsara be ilay tononkira sy ilay feo 🥰
ZANAKO tsy misy atakaloko azy ,merci zanako
Gasy ka manja,tres touchante la chanson ❤❤❤❤
Tiko be merci Narindra
😘😘👊👊
c'est trop touchant, tena porofom-pitiavana tena izy !
Anio aho vao maheno ity hira ity. Tena tiako loatra ny tonony.
Tiako loatra marina tena marina❤❤❤❤
Zanako harenako reharehako Masoandroko ...💝💝💝
tena marina zany e,Zanako foana io e🥰🥰🥰🥰
aaaaayyyyy tsara be lay hira tiako ..bisou Narindra
tsara mihitsy ilay tonony, bravo Narindra
Vao henoko indray mandeha monja dia tiako ito hira ito. Mankasitraka e
Mankasitraka e 💕 ..Adala zay ts tia ninazy
Zay no tena fiainana. Tononkira tena matotra. Mankasitraka e!!!
Safidio hono e. «ZANAKO» RDJ Mozika. Alohan ny 8 février
Tiko tena tiko 👏👏💐💐
Marina be daholo ny voalaza rehetra❤️❤️. Zanako
Zanakooo tiko tiko tiko e! Tsara be
tena tsara latsaka fona ranomasoko maheno ity hira ity.indrindra maita le bandy kely mitovy taona ny zanako.mankasitraka
Ity ny hiran'ise TIAKO INDRINDRA
Mafatifaty be le hira!!
la voix... 🔥🔥🔥
ny zanako ny prioriter @ fiananako na misy ray na tsisy ray isaorako an'andriamanitra lehibe indrindra ,misaotra betsaka narindra mandona be le tonony
Oui, ZANAKOOOOO
tsara eeee :* :* merci
zahay maka anao foana bainina a! milay e!
N’a ho mpivaro-tena n’a lasa masera io dé zanako
JE T'AIME MAMAN
Bien #Narindra (1.0) a!
👋👋❤❤👋👋
mlay rangh...siora😍😍
mamy ny zanaka, marina zany , misaotra e!
tena mahatohina ny foko loatra ty hira ty, tena tiako!
Tafita ny hafatra , misaotra !!!
ampetrako eto iity commentaire ity atsiarovako ny asarobidin 'ny zanaka saingy indrisy fa mbola tsy nomen ' i Jesosy aho atramin ' izao fa nefa kosa manantena fa tsy maintsy homeny rehefa tonga ny fotoana mety @ Izy Tompo , dia mankasitraka sahady Jesosy fa tsy maintsy homenao zanaka aho ka hirehareha toy ny reny rehetra
🥰🙏
Tsara be. Saika mba anontany hoe aiza lay studio nanaovana azy ity ? Merci 😊
tiako be ity hira ity, zanako
ZANAKO marina :) tiko loatra
Tena tsara be #Narindra anh, na lay texte aza
Mlay be
TSARA KOSA E!MLAY E!
Tsara e!!!👏👏👏👏
Tsara! ....de.....Zanako!
Zanako ❤❤
Ripaka aho leroa @ty description ty ka :D
Marina mihitsy zanako zanako fona tsy atakoloko ny any afa eeee
Ambohitrimanjaka ray vohitra
top
Mankasitraka 👌
Sombinaiko, ho anao no namoronako ity Playlist ity 🥰🥰🥰 👉://ruclips.net/p/PLs7yJCERdPpPazByJK10sSAo0qRcG5Su9
Henoko tany anaty taxi be anio maraina, tena marina ao ampo tanteraka , misaotra anareo namoaka ny tsy haiko nolazaina tamin'ny feo mahery
ratsy be ilay ira
tsy tafavoaka ny ala kory ve dia oe ben'ny tanàna afaka volana vitsivitsy kkkkkkkk
za koa de gaga hahahahahah
Tsara be
😍😍😍😍😍
D ahona ra tsy tafa ?
D zanako
tsapako
Tiko be ity hira iray ity mikasika fo be
Akaiky be ilay tonon-kira ... mirary soa ee
tsara kosa ko
Tsara !mankasitraka
Tsara
Otrn manao tsianjery
Naffiel RABETOKONANA ka zay mhts mo koo
izay ilay tanjona. Ilay tonony no zava-dehibe! Na ny instru aza ilay "une souris verte" iny no nalaina
Tsara e
Tsara b le tononkira
marina loatra ny voalazan'ny tonokira
Tiko tena tiko. Vao nanokatra youtube za tao anatn aretina d ty hira ty ny hitako. Lafatra le tononkira. N feo ts lazaina tsony. Ny tonony nanohina n foko loatra
marina tokoa, tsara ery
20:41
Tena marina b le hira
Diso tsara lotra
Tena milay be ilay vazo!!
Marina zany zanako fona
tiako lotra
Tsara euh
Tiako kosa ty hiranao 1 ty an
Tena tsara.
Tsy ratsy!!
tsara loatra
#MADIO (message subliminal) 😅
tsara feo be #Narindra
Récitation👎👎👎
ref tsy arakao leizy d "manga" jerena.
Tsara