Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Hafatra hoan- tsika Malagasy rehetra tsy ankanavaka ! Indrindra fa ianareo rehetra izay mbola tanora tsy afaka misaina ireo ! Fomba ahoana moa isika Malagasy no tsy ho tratram-pahorina @ fahantrana tompoko ? Misy toe- tsaina marary isika , indrindra fa mitsikiroka probleme ho tonga sy manao laingalainga rehetra mba hatao hampalaza ! Mampalahelo tanteraka ny olombelona toy izao , satria manimba taranaka afara , ary mampahantra saina ny Malagasy vendrana rehetra ! Rehefa tsy ho mino hanarin'ny tantara eo @ fiainana ratsy tondra- tena isika , dia hoan'ny tsirairay izay , fa aza hadino fa ratsy laingalainga no ho entina hiainana tompoko , dia laingalainga koa no handrava ny tantaram- piainanao manontolo hiafara @ ratsy ! Mampahery ny rehetra izay tonga saina tompoko , ary ny mbola tsy ho tonga saina kosa , dia avelao hijinja ny tantarany ! Masina i Madagaskar !
Mahatsiravina mi joué ny sentiment n olona tsy tsapany black Nadia fa be dia be ny touchés iny zavatra natanony Iny ny fonon olona !! Tena mba tokony hasiana limite ny buzz hatao fa mahatsiravina
Asehoy eo ny fifanekena teny @ Firaisana na fiangonana fa olo pivavaka ianao Blacks Nadia fa avoahy atr@ tany @ firaisana akia Azafadyyy 🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻❤❤ fa félicitations raha tena marina
Je vais vous dire une chose ! Elle vous a peut être manipulé pour avoir plus d'affection ou plus des fans mais dites vous une choses car si c'est le cas il y aura toujours le karma car les larmes des personnes qui ont coulée ce jour là...
Ilay izy tokony tsy natao tao anatin fahorian Hafa ..resaka endrikendrika t@flash B niatombohan Live aveo nivadika oe nisaraka izahay io tsy resaka lay iz akory fa oe Bedin.Havan ranga ..tss.teny fapiononana ny Havan Flash B akory ...aza mba manao an zan kosa aki an
Misy commentaire nataon'i Hassan any milaza fa "io juste clip" tam namana zay n'identifier anazy. Tsy hidirako lalina aloha e fa tsara lé hira fa ze ifanarahan'zareo any 😅
N'a bizz n'a tsy buzz dia tsara be ilay hira aloha❤
Tena au top i Black Nadia raha hira slow❤❤❤
Marina tokoa ohatra ny ireny grande STAR any ivelany🎉
Atao Fitaovampiadiana ny Olona atao fangalana j 'aime fotsiny satria ratsy izany tsy malaza izy mpandainga velona😊
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Hafatra hoan- tsika Malagasy rehetra tsy ankanavaka ! Indrindra fa ianareo rehetra izay mbola tanora tsy afaka misaina ireo ! Fomba ahoana moa isika Malagasy no tsy ho tratram-pahorina @ fahantrana
tompoko ? Misy toe- tsaina marary isika , indrindra fa mitsikiroka probleme ho tonga sy manao laingalainga rehetra mba hatao hampalaza ! Mampalahelo tanteraka ny olombelona toy izao , satria manimba taranaka afara , ary mampahantra saina ny Malagasy vendrana rehetra ! Rehefa tsy ho mino hanarin'ny tantara eo @ fiainana ratsy tondra- tena isika , dia hoan'ny tsirairay izay , fa aza hadino fa ratsy laingalainga no ho entina hiainana tompoko , dia laingalainga koa no handrava ny tantaram- piainanao manontolo hiafara @ ratsy !
Mampahery ny rehetra izay tonga saina tompoko , ary ny mbola tsy ho tonga saina kosa , dia avelao hijinja ny tantarany !
Masina i Madagaskar !
Mahatsiravina mi joué ny sentiment n olona tsy tsapany black Nadia fa be dia be ny touchés iny zavatra natanony Iny ny fonon olona !! Tena mba tokony hasiana limite ny buzz hatao fa mahatsiravina
Fahalalako iz ty ndreky mety nisaka nefa nifamerina
Asehoy eo ny fifanekena teny @ Firaisana na fiangonana fa olo pivavaka ianao Blacks Nadia fa avoahy atr@ tany @ firaisana akia Azafadyyy 🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻❤❤ fa félicitations raha tena marina
Matsiravina manandala sainy malagasy ho tateraka @ nareo ane ranomaso lainga nao ramanto 😏😏
Je vais vous dire une chose ! Elle vous a peut être manipulé pour avoir plus d'affection ou plus des fans mais dites vous une choses car si c'est le cas il y aura toujours le karma car les larmes des personnes qui ont coulée ce jour là...
Arena azo aviaminy lainga ve no reharehana ramatoa mandehana @ fahamarina ratsy lainga enao no fitaratra ho any taranaka malagasy
Mifamerina zany KO
Nety nifagnampody ireo.
Ilay izy tokony tsy natao tao anatin fahorian Hafa ..resaka endrikendrika t@flash B niatombohan Live aveo nivadika oe nisaraka izahay io tsy resaka lay iz akory fa oe Bedin.Havan ranga ..tss.teny fapiononana ny Havan Flash B akory ...aza mba manao an zan kosa aki an
Laza ratsy enao fitaratra ho any zaza malagasy tsy malala menatra
Mampalahelo lay fomba fisainana.Sambainy ilay fiainana koa angamba.Aza hadino fa misy farany ny zavadrehetra …
❤️❤️
olo madrobaka tsy mahitsy gaga satria reo olo tsy miheritreritra tsy mangala honogno draha mivola zegny raha tia dreo mivola , maro jalousie kanefany tsy hay nolombelo fa anatiny fanambadihana tsy mahitsy misy olaholana kely hoatrany nify s'y lela ,fa misy olo zany tiha raha miditra aminy vie privée nolo madrobaka fo izeo io raha misy fimpodianandreo mivady iza no hafa baraka reo nanasaha izy aminy réseaux sociaux jiaby izeo voty afabaraka éééé
Fa sad nanw clip zan n nanw mariage ts ratsy kosa
Aza manahy f hisarak ihany nareo f ef nisara k nialoan mariag k zay vo ranomaso himezan olon
porofo zao fa aza miditra am fiananolo surto fiarahanolo roa
Misy commentaire nataon'i Hassan any milaza fa "io juste clip" tam namana zay n'identifier anazy. Tsy hidirako lalina aloha e fa tsara lé hira fa ze ifanarahan'zareo any 😅
Nosaraka de nifamerona de natao mariage
Asa clips efa vita taloha ?
Maharena toka trano
Za aloha dia nijery fotsiny e tsy mba nanisy commentaire satria na ny hosorarako aza tsy haiko
N'y mpanao politika tsy manjary n'y mpihira tsy manjary..puuf quel histoire merdiques..
Tena mpamosavy marina ny fahafatesan'i flahs b no hitadiavana laza manodiava anao
Sariny t@ fotoan'androny reny e! Alefany s'y ha paritany ho hitany olona, adala zay taitra @fiainan'olona,
Izay no tokony tsy hidirana lalina @ fiainany hafa